filoa sa piraty?
1. fijo
(
29/05/2009 18:49)
http://tf1.lci.fr/infos/monde/0,,4428062,00-quand-un-president-detourne-un-vol-pour-paris-.html
novalian'i Noue ny 30/05/2009 14:46
2. fijo
(
29/05/2009 18:52)
tena mahay mitandrina ny kompaniam pirenena lery ka.tohizo fa tena marina e
3. xxx
(
29/05/2009 19:08)
An' iza marina i air mad ra fijo? mila valiny marina fa tsy valy boraingina sy fahan- dalitra toa izay nisy hatramin' ny 1960 .
Valio io raha tena mitady hanao politika ianao. :x :x
Valio io raha tena mitady hanao politika ianao. :x :x
4. xxx
(
29/05/2009 19:32)
inona no tian'i xxx2 holazaina eh? oe an'i fanjakana ve airmad? ka na an'ny fanjakana aza tsy midika izany fa afaka manao ny sitrapony ny filoha eo
5. fijo
(
29/05/2009 19:58)
air mad dia orinasa iray manana ny satany.noho izany tsy an'ny fanjakana irery io fa an'ny sivily koa.ka eto dia apetrako ny fanontaniana hoan'io tsy sahy miatrika ny iresahany io.
izao fomba izao ve no hany hita hampandrosoana izany atao hoe orinasa izany???????
izao fomba izao ve no hany hita hampandrosoana izany atao hoe orinasa izany???????
6. xxx
(
29/05/2009 20:02)
Jereo ao @ dinika toe- karena .izao dieny izao. :? Mety hahavaly ny saina voton' angatra misy ao amin- dra fijo izay voalazaao . :oops: :oops:
7. fijo
(
29/05/2009 20:05)
alefaso eto ny resaka fa tsy atsipy atsy sy ary e."izao ve no fomba hita hamapndrosoan aio orinasa io???"izay no mil avaliny sy fanazavana rah amisy ankoatry ny herisetra
8. locl
(
29/05/2009 20:13)
Io le orinasa ataon'izay mpitondra fangalàna vola eee! Izay tonga eo mihinana daholo.
C'est la honte.
Piraty ny valiny omeko
C'est la honte.
Piraty ny valiny omeko
9. fijo
(
29/05/2009 20:16)
orinasa efa mitsipozipozy io,mbola izoa ko ano hanaovan aazy.ka mahagaga mihintsy ary mampanontany ten ahoe ,tena mijery ny soa hoan'ny gasy ve i le io,sa inona marina?
10. xxx
(
29/05/2009 20:27)
Rehefa tsy mendrika ny hahatakatra ny varotra fanahy rafijo , momba ny toe-karenam- pirenena dia tokony hivadika impito ao ampandriana aloha vao maneho ny heviny a!
Fa sao dia raisinao ho ankizy kely ohatranao daholo ny miresaka @ nao eto .
Mila fahazavana ny maro eto na dia ambany tany aza no hiavian' izany !
Fa sao dia raisinao ho ankizy kely ohatranao daholo ny miresaka @ nao eto .
Mila fahazavana ny maro eto na dia ambany tany aza no hiavian' izany !
11. fijo
(
29/05/2009 20:29)
ny fanontaniako valiana aloh araha amisy valiny ao.fa tsy ahodina ny resaka.mba isan'ny fahalalam pomba kely ngamba izany
12. ndaty
(
29/05/2009 20:51)
mon cher et respectable fijo,
resaka efa niresahan'ny hery io tambalike tatia io
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a1eb2cd1ea6f
33 reponses no ao, ao ny reponse logique, reponse n'importe quoi, reponse rationelle, reponse boutade, repense fanatique, réponse haineuse, feno ao, menu au choix, donc amiko dia tu as perdu l'occasion de te taire là, raha hafa andeso eto , fa ka manao resaka miverimberina
farany na nanodina izy na tsy nanodina avion, y 'a pas mort d'homme, c'est un non-evenement.
ny t@ 07/02/09, y' a eu mort d'homme, io no ilanay fanasaziana mafy
fa ka mavandivandy avao...

13. fijo
(
29/05/2009 21:08)
c'est un non-evenement.
io izany isan'ny valinteny fanatika.sa ahoana?
mba didnio ny fomba hitsaran'ny olona ny air mada izao .izany ve amianreo misy lanjany sa tsia?????
io izany isan'ny valinteny fanatika.sa ahoana?
mba didnio ny fomba hitsaran'ny olona ny air mada izao .izany ve amianreo misy lanjany sa tsia?????
14. patrick2002
(
30/05/2009 01:45)
oh ra fijo ah ! miteny aminao izaho fa inoako fa tsy manana vola ny HAT hanaovana deplacement mankany dakar hangalana vol regulier ,nefa urgent ny fangatoavany communauté international ny HAT dia izay no hitany fa mety ,tsy ara-toe karena nefa dia noraisina ankaterena .
15. Noue
(
30/05/2009 14:46)
patrick2002:rehefa tsy manam-bola dia tsy mandeha tsotrizao eee !! inina ary ity??? zao mahamenatra eran-tany ny zavatra nataony
oh ra fijo ah ! miteny aminao izaho fa inoako fa tsy manana vola ny HAT hanaovana deplacement mankany dakar hangalana vol regulier ,nefa urgent ny fangatoavany communauté international ny HAT dia izay no hitany fa mety ,tsy ara-toe karena nefa dia noraisina ankaterena .
:^) :^) :^) :^)