mananjary/lalana???
1. fijo
(
15/03/2010 22:05)
mimenomenona ny vahoaka fa simba sy tapaka ny lalana ao mananjary,ka miha lafo ny fiainana??????aiza daholo le mpanao politika nilaza hoe "fa ngah ny lalana azo hoanina"??????
novalian'i fijo ny 16/03/2010 21:42
2. fijo
(
15/03/2010 22:09)
ary mila ny vahiny indray kay le fitondrana???inona ary ty,be vava fa vitantsika irery ny eto,izao indray manao antso aminareo vahiny aho...??????sao dia tokony hatsahatra le moly ry vitaly an???
3. pikatti
(
15/03/2010 23:23)
Be vava fotsiny anie ry zalahy ireo fa tsisy apoka akory na ny kodiny aza :roll:
5. pikatti
(
15/03/2010 23:28)
Rabazy lasan'ny Hubert any koa angamba, zay lery de tsita , vokin'ny lalàna ve elah rabazy sa ahoana klé :-D
7. bozyboleta
(
16/03/2010 07:29)
- Ny lalana tsy azo hoanina fa rehefa tsy tafavoaka ny ala ry mpilalao politika gidro isany dia miantso vonjy.
- Ny vahiny sy ny 3 movansa tsy ilaina fa refa eny atendakely ny aina dia miantso vonjy ihany koa.
No sady mbola vizan'ny môly sy ny jamala koa moa ry FATy mianakavy dia mirediredy
- Ny vahiny sy ny 3 movansa tsy ilaina fa refa eny atendakely ny aina dia miantso vonjy ihany koa.
No sady mbola vizan'ny môly sy ny jamala koa moa ry FATy mianakavy dia mirediredy
8. Mirananirina
(
16/03/2010 15:36)
manao antso aminareo vahiny aho ary koa ny 3 movansa:-D :-D :-D rehefa tonga ny fanampiana dia lanindry zalahy indreay tsss...
Ntss
9. fijo
(
16/03/2010 21:42)
izay mihintsy,izay fanampiana milatsaka eo ,indray izao no saosy manaraka
