io ary fa mifanipaka

1. fijo ( 07/04/2010 21:04)
vita hatreo ny an'i noely,voahendaka ra"jeneraly" noely lehibean'ny capsat"de iza koa re,de iza koa re ny manaraka???
2. bekafara ( 07/04/2010 21:37)
dia bruno razafindrakoto leben'ny zandarme iny le be kibo lahy iny indray izao no ao anaty lisitra ,mazava ho azy fa i radomelina no tsy maintsy miala eo
3. hery ( 07/04/2010 21:52)
Ny fanontaniana dia hoe hikomy indray ve ny kapsaty?

Matoky tena be i Vitaly Kamily hoe tsy hikomy ny kapsaty. Ny antony dia satria tamin'ny fotoana nikomiany ny kapsaty dia notambazana vola be. Amin'izao anefa tsisy hanome vola be ny kapsaty dia tsy afaka hikomy ry zalahy.

Ravalo koa tsy hiditra hanakarama ny kapsaty fa asa i Deba.

4. Toumba ( 07/04/2010 22:39)
le ministre des armées refuse de quitter son poste et s'est barricadé au ministère avec des hommes en armes
5. dofinois ( 08/04/2010 00:08)
Si vous rappelez bien, Monja Roindefo refusait dans le passe le limogeage de j0-HELL. Il etait garde par 200 militaires. Cdt Charles n'a pu rien faire. Il n'osait pas l'attaque. Il fait un accord de Maputo pour deboulonner pacifiquement Roindefo. Le meme scenario va se reproduire avec Gal Rakotonandrasana. Les militaires fideles a lui vont le proteger a Ampahibe. Cela va encore obliger la FAT d'utiliser les accords signes pour l'obliger de quitter Ampahibe. Cette fois ci, ne tombons pas dans le piege. jo-HELL est un homme malhonnete et diviseur. Il doit partir coute que coute pour instaurer la stabilite au pays.


6. pikatti ( 08/04/2010 06:02)
Mazava ho azy fa tsy mbola milamina ny tany , ary ilay resaka nodradradraina fa efa ho herin-taona fa miray ny miaramila ireny resaka fampandriana andrisa fotsiny
Izany hoe tsy TETEZAMITA akory ity zava misy ity fa TETEZANA TAPAKA ka noho izany dia mila miverina ny HAT raha tsy te ho any an-davaka
7. milamm ( 08/04/2010 16:10)
fandraisana anjara zay ratsy indrindra an'i noely t@ episkopaly( fiteniny t@ zany mo no oe ahalala ny anarako i Madagasikara,nefa tsisy te ahalala azy intsony zao na i lavanify aza).efa niaraha-nahita io fampatsiahivana io
http://www.youtube.com/watch?v=-hmrTQFiHR0&feature=related

fa ty revelation an'i lavanify ty de mazava

http://www.youtube.com/watch?v=TN6QtGnz-f0&feature=related

ary raha ampitahaina eto de mazava
http://www.youtube.com/watch?v=C2ak3yh8Hm8&feature=related

8. fijo ( 08/04/2010 20:44)
de ahita rah amoa i zandry kely ko
9. andrywui2002 ( 08/04/2010 21:11)
ny anay rajoelina ihany e? mahazo miwawawa eto daholo ,adinontsika angaha fa ho tonga ny fin du monde ny 2012
NDANA MIBEBAKA HAINGANA SOA TARA E :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0841