monja rohindefo
1. fijo
(
21/01/2010 21:08)
mampiomehy ahy ihany ranamana ity.
isan'ireo nanongam panjakana lery,ary nony nesorin'ny akamny teo,dia nilaza fa ratsy ny manongam panjakana"nefa aza ny azy le fosika an"
isan'ireo mitsikera an dravalo lery fahiny hoe "ny lalana ve azo hoanina"izao lery milaza fa hanao lalana 36000km miaraka amin'ny thay raha lany,ka rah atoa moa ha fantatra fa ilaina io lalana io,inona kay no nanesorana ilay nanao azy teo e???sa ve le seza ihany no maha tonga izany????
loza raha izay ,satria ny fahafinaretan'ny vody no ampiasana ny loha.ratsy be fa tandremo

novalian'i fijo ny 22/01/2010 20:45
4. pikatti
(
21/01/2010 21:20)
lasa mpanomé nôty ndray marina ifiona :lol:
Ka lery io mantsy tary mpibizna t@irey taà ireny t@ ireny saphir tany @ far-west Ilakaka ireny, toy izay koa le tany Israely

6. pikatti
(
21/01/2010 21:40)
mampiomehy ahy ihany ranamana ity.ka io lesy fijo politika sôsy vita gasy a, foza iray harona dia ny samy eo ihany no mifandaka :lol:
8. feticon
(
21/01/2010 22:57)
efa tena tsy rariny kosa ra fijo, rohindefo izany anie toa lazaina hoe malaso mihitsy e,rohi manipy tady le rehefa mangatra aombe :-D :-D :-D