Hoy ny gazety

Fiffi ( 31/03/2006 05:28)
Nianjera tany an-tanimbary ny fiaramanidina nitondra minisitra sy DG maro. Tany anaty tanimbary no nifatratra ilay fiaramanidina Twin T A 31 nitondra ny minisitry ny toe-karena, ny vola ary ny teti-b... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/04/2006 06:57
ravatorano ( 30/03/2006 11:34)
Asaramanitra : Célébration discrète Hans Sandy 29-03-2006 La culture malgache est en train de perdre son identité. Mise à part l’initiative du Vazimba Produktion de Olombelo Ric... tohiny
Fiffi ( 28/03/2006 06:24)
Feno 59 taona katroka rahampitso ny raharaha 29 Martsa 1947, fotoana nitondran’ny Malagasy ny mangidy nandritra ny fanjanahan-tany nataon’ny Frantsay azy. Tsy voatanisa ny isan’ny olona maty nan... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/03/2006 05:19
ainaheri ( 27/03/2006 18:13)
Lozam-pifamoivoizana nahafaty ny zanaky ny Minisitry ny Polisy Nidona tamin’ny andrin-jiro ilay fiara 4X4 mbola vaovao be. Maty vokatr’ity lozam-pifamoivoizana ity ny zanaka lahin’ny S... tohiny
novalian'i zazakely1 ny 13/06/2007 00:04
ravatorano ( 27/03/2006 06:33)
Trafic d'armes : Un général impliqué ? Les quotidiens nationaux n’ont cessé de rapporter que les malfrats de tout acabit ont toujours utilisé des armes de guerre. Et l’on n’a j... tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2006 03:45
ravatorano ( 27/03/2006 06:29)
[b]Ravalomanana à Farafangana : Un salut à l’opposition [/b] Marc Ravalomanana a adopté un ton nouveau à l’endroit de l’opposition. Le fait fut flagrant samedi à Farafangana, lors de ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 14:39
Fiffi ( 25/03/2006 08:09)
Y a-t-il une vie (politique) après la visite de Kofi Annan ? Franchement, c’est quoi cette opposition qui, au lieu de prendre le train en marche et imposer ses vues au pouvoir, à l’issue de sa r... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2006 13:07
Fiffi ( 24/03/2006 06:53)
Danger écarté. La fièvre forte à Toamasina (chikungunya, dengue, ...) semble être maîtrisée. Les statistiques publiées par le Centre hospitalier de référence régional de Toamasina (CHRRT) l... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2006 07:52
ravatorano ( 23/03/2006 09:57)
Teny zato, kabary arivo… Toky fitaka Fivoriana etsy, fivoriana eroa, ary saika tsy mahatombina intsony ny mpanao politika rehetra taorian’ilay fihaonana azo heverina fa mbola bitika ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2006 13:05
Fiffi ( 23/03/2006 07:01)
Ho ela velona anie ny fahamarinana sy ny fahamasinana eto amin`ny Tany sy ny Firenena malagasy. Teto andrenivohitra teto dia nisy trangan-javatra iray toy izao niseho izao miara-niasa nandritra ny f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 10:46
ravatorano ( 21/03/2006 07:11)
ENQUÊTE Rush des investisseurs étrangers sur l’or noir malgache ( Enquête du 20/3/2006 ) L’exploration pétrolière on shore (sur terre) et off shore (en mer profonde) sur l... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2006 08:18
ravatorano ( 21/03/2006 06:49)
Pasteur Andriamanjato à Ambohitsorohitra Le dialogue entre l'opposition et le régime est enclenché Dialogue entre Ravalomanana et Andriamanjato. C'est chose rare que ces deux personnalités... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 05:28
ainaheri ( 20/03/2006 08:58)
Miresaka an'io nareo fa tsy haiko na za no tara na tsy naharaka fa ny infos aty ivelany to tsy miresaka ny dian'i Kofi tany amintsika ee?? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 07:04
Fiffi ( 20/03/2006 07:30)
Naharitra efatra andro ny fitsidihana nataon’ny sekretera jeneralin’ny Firenana mikambana, Kofi Annan, mivady teto amintsika. Nandalo izy ireo, hoy izahay, ka dia nahita, saingy nahita tapany ihan... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 07:06
Fiffi ( 18/03/2006 06:24)
Tao anatin’io lavaka io no nariana ilay zaza. Zazakely, (lahikely) menavava no nisy nanary tao an-davapiringa teny Soanierana atsinanana, omaly maraina vao mangiran-dratsy. Mbola nihoson-drà izy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 07:03
Fiffi ( 18/03/2006 06:17)
Naverina any Frantsa ireo vahiny mpanao herisetra eran-tany. Tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity izao dia vahiny dimy no naverina any Frantsa, noho izy ireo nampiahiahy. Hentitra ny fanarahamas... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 12:07
ravatorano ( 17/03/2006 09:27)
Conférence : 31e anniversaire de la mort du Colonel Ratsimanandrava « Le passé ne s’oublie pas » 13 février 1975. « Niamboho ho an’ny firenena izy ! » Voici maintenant 2... tohiny
novalian'i jajaf401 ny 25/03/2006 18:53
Fiffi ( 17/03/2006 05:16)
Miditra amin'ny litanian'ny fahantrana indray ny fijerin'ny maro, ary toa zezika nampitsiry ny hambom-pon'ny te hilaza ny fiheverana fa tao anatin'ny efa-taona no nampamoa ny raozin'ny fahantrana teto... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 07:19
ravatorano ( 16/03/2006 07:08)
momba ilay fanehoan ilay televiziona frantsay anakiray izay an 'Antananarivo Ben'ny tanànan'Antananarivo Tsy hitanondrika amin'ny fanakianana Manoloana ny tsikera ataon'ny hafa mom... tohiny
novalian'i Vaika ny 18/03/2006 09:34
Fiffi ( 16/03/2006 06:27)
KOFI ANNAN. Attendue depuis des années, la visite du Secrétaire Général de l’ONU en terre malgache a commencé hier. Kofi Annan avait fait le voyage Johannesburg-Antananarivo à bord du « Forc... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 20:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0676