Hoy ny gazety

Fiffi ( 24/02/2006 06:44)
Feno ny hopitaly, ny fanafody tsy hay vidiana, ny aretina ahiana hiparitaka manerana ny Nosy. Io no tonga ao an-tsain’ny rehetra raha mandre fa tsy mandray marary intsony ny hopitaly be ao Toamasina... tohiny
Fiffi ( 23/02/2006 05:42)
Tapitra hatreo ny resabe izay nataon’ireo milaza azy ho mpanohitra ny fitondrana ankehitriny. Niantso ny mpanao gazety ny Filoham-pirenena Marc Ravalomanana omaly teny amin’ny Lapam-panjakan... tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2006 20:26
Fiffi ( 22/02/2006 05:28)
Nandray anjara amin'ny fanarenana ny Rovan'i Manjakamiadana ny vondron'ny menavazana tia tanindrazana tamin'ny 1947 ( VMTTM 47 ) Nanolotra lelavola voaangon'ny fikambanana izy ireo , homeny ny komitim... tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2006 20:35
Fiffi ( 21/02/2006 07:13)
Mino aho fa ny HCC no hamaritra ny daty nanombohan'ny fitondrana Ady hevitra tsy mety tapitra eo amin'ny mpanao politika ny daty niantombohan'ny fitondrana Marc Ravalomanana.Na ny 22 febroary na ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2006 21:47
Fiffi ( 20/02/2006 05:46)
Nanjavona ilay rangahy rehefa avy nihinana ny ankihikeliny! Tsy mampino nefa zavatra nisy , nivoady ity mpangarom-paosy fa raha migadra fanintelony izy dia tapahany ny ankihikeliny.Nigadra fanintelon... tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2006 19:39
Fiffi ( 17/02/2006 05:56)
Tsaho fanakorontanana saim-bahoaka amin'ny fanjakana Miala sasatra sa mitsabo tena ny Filohan'ny Repoblika , izay any ivelany amin'izao fotoana izao ? Lasa resabe ny momba ani'izany tao ho ato , mety... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/02/2006 05:40
Fiffi ( 16/02/2006 05:11)
Zava-dehibe amin’ny malagasy ny atao hoe fanahy. Tsy ny fanahy araka ny fiheveran’ny firenena, na finoana hafa azy akory fa ilay lazainy ho maha-olona. Iza tamintsika tokoa moa no tsy mbola nandre... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/02/2006 05:43
diamondra27 ( 14/02/2006 10:48)
ahoana njay ty resaka mande mimba ny aretinDravalo ity e! F'angaha izy raha presidà de tsy manana droit harary toy ny rehetra, de raha tsy te-hiteny ny momba azy kosa ve izy de fahadisoana 'zany? Ah... tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2006 17:31
ravatorano ( 14/02/2006 06:22)
ny fitsarana ambony (appel). LAHADY RESTE EN PRISON - L'EX-GOUVERNEUR REFUSE LA LIBERTÉ L’ex-gouverneur de Toamasina, Samuel Lahady, accepterait la liberté avec la réhabilitation de ses droit... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 21:21
Fiffi ( 14/02/2006 05:02)
Zary mifampitsetsetra ry be resaka ambony latabatra sa ny akon’ireo raharaha nampihoron-koditra ny Malagasy hatramin’izay teto amintsika... asa na ny fahasahiana mandray andraikitra no tsy misy ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2006 21:01
ravatorano ( 13/02/2006 05:24)
tsy aleo v ny tena mahavoa no omena asa toy itony mba hahavitan izany antsakany sy andavany Samedi 11 février 2006 ----------------------------------------------------------------------------... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 20:55
Fiffi ( 11/02/2006 06:31)
Roapolo taona izy roa vavy ankehitriny. Kambana izy ireo ary mbola mipetraka miaraka amin’ny ray aman-drenin’izy ireo eto an-drenivohitra. Aleo sady tsy tononina ny anaran’izy ireo no tsy ton... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 21:01
Fiffi ( 11/02/2006 06:28)
mitsingerina anio ny faha-31 taona namonoan'ny sasany ny jeneraly Richard Ratsimandrava, Filohampanjakana Malagasy tetsy Ambohijatovo ambony ny alin'ny 11 febroary 1975. 31 taona aty aoriana, m... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 21:20
Fiffi ( 10/02/2006 05:18)
Saika nandao an'i Madagasikara avokoa ankehitriny ireo kandida noheverina ho mpifaninana amin'ny fifidianana 2007 izay hatao eto amintsika. anisan'izany ingahy Rolland Ratsiraka, Herizo Razafimahaleo,... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 21:21
Fiffi ( 09/02/2006 04:44)
Tsy nisy nitsipaka ny voka-pikarohan'i Zaranaina "Tokony efa hankatoavina ary ekena tsy misy fepetra ny fizaka-pikarohana nataonay mikasika ilay fanampin-tsakafo mampiakatra ny habetsaky ny hery fiar... tohiny
novalian'i bozimanga ny 14/02/2006 11:36
Fiffi ( 08/02/2006 05:26)
Raha halefa alohan'ny fotoana ny fifidianana Filohan'ny Repoblika , hisinda avy hatrany ny adihevitra samihafa mikasika ny fahataperan'ny fotoam-piasan'ny Filoha Marc Ravalomanana , ny amin'ny hoe " t... tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2006 19:57
Fiffi ( 07/02/2006 04:35)
Raha halefa alohan'ny fotoana ny fifidianana Filohan'ny Repoblika , hisinda avy hatrany ny adihevitra samihafa mikasika ny fahataperan'ny fotoam-piasan'ny Filoha Marc Ravalomanana , ny amin'ny hoe "... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2006 11:56
Fiffi ( 06/02/2006 05:01)
Mikonokonona fatratra ny tetikady hametrahana ny tetezamita izay takian’izy ireo ny 3FN amin’izao fotoana izao .Mifanesisesy ny fivoriana eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny telo tonta tamin’i... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 20:51
Fiffi ( 04/02/2006 05:13)
Tsaroantsika ny nolazain’ny Filoham-pirenena teny Iavoloha fa « ny tsirairay dia tokony samy hiezaka hiary ho an’ny tenany ary izany no antony hametrahana ny famatsiam-bola madinika » Eo indri... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2006 21:11
Fiffi ( 03/02/2006 07:38)
Henri Ratsimbazafy : Tompondakan’ny halterophilie : Malaza ankehitriny ny lalao baolina kitra hihaonan’ny mpanao gazety sy ny mpanakanto , hatao ny alahady 5 febroary izao etsy Mahamasina.tsy ho... tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2006 20:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1599