Hoy ny gazety

xxx ( 14/03/2006 02:16)
[quote=Ravalomanana]"Nous pouvons atteindre le taux de croissance de 10% à condition que la Banque mondiale tienne ses promesses [i]et que chacun respecte son engagement en tant que responsable et ho... tohiny
novalian'i fitaka ny 29/03/2006 16:01
Fiffi ( 13/03/2006 06:37)
Ny manana fahitalavitra mahazo mivantana ny avy any ivelany dia nahita, ny alatsinainy 6 marsa teo, ny fandaharana « Faut pas rêver » izay nifantoka manokana tamin’i Madagasikara. Horona... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 09:42
Fiffi ( 11/03/2006 05:58)
La maladie du paludisme (ou dengue 1) frappe beaucoup de gens à Toamasina. Selon un communiqué qui nous a été donné, 400 personnes sont mortes et les malades ne restent que trois jours à l’hô... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/03/2006 07:28
ravatorano ( 10/03/2006 10:56)
FANIRIANA. Efa naharitraritra ihany no nitetika hahazo an’ilay ramatoa ilay rangahy saingy tsy tanteraka ny faniriany. Kaotikaotiny ary arahiny sy rahonany hatrany an-gabone ----------------... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2006 21:08
ravatorano ( 10/03/2006 10:48)
Kofi Annan, dans nos murs d’ici peu Le Secrétaire général de l’ONU et son épouse sera l’hôte de Madagascar à partir du 15 mars prochains. Un bref aperçu sur l’homme d’abord ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 11/03/2006 05:06
jentilisa ( 10/03/2006 06:33)
Tsy hoe pasitra tsy dia fantatra fa ny filohan'ny fjkm teo aloha mihitsy ity naminany ity. Hitanareo moa ity eny an-dalana rehefa mahita lohatenin-gazety dia tsy tsaroana mbamin'ny gazety namoaka azy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2006 11:13
Fiffi ( 08/03/2006 06:09)
Tamin’ny Sabotsy lasa teo no noravan’ny fifohazana sy ny mpitandro ny filaminana ny doany Ambohitranjomba, doany iray malaza ao Alatsinainy Bakaro, 50 km miala an’Ambatolampy. Nokasaina handova ... tohiny
Fiffi ( 08/03/2006 04:57)
Ny vahoaka foana no gisant: Ela ny ela ka niaiky ihany ny fitondram-panjakana, tamin’ny alalan’ny ministry ny fahasalamana, fa tena « chikungunya » tokoa io mamely ao amin’ny faritra atsinana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 08:28
sheran555 ( 07/03/2006 12:17)
Ahoana indray ity reportage anachronique ataon'ny RF3 momba an'ny Madagasikara, mikasika an'iLalamby izy io, maneo ny la Réunion kely taloha (2001, kanefa izao 2006 izao vao alefa. Toa milaza fa toy ... tohiny
novalian'i sipagasy ny 18/03/2006 16:48
ravatorano ( 06/03/2006 09:22)
« Madagascar enregistre ses premiers cas de chikungunya, mais il s’agit de cas sporadiques. En revanche, le pays est durement frappé par une épidémie de dengue ». Ce fut ainsi que les télévi... tohiny
Fiffi ( 03/03/2006 15:12)
Tsy fantatra na finoanoam-poana na ankasom-parana na aretina. Nanomboka ny 6 janoary teo dia nitrangan'aretina hafahafa tao Vavatenina. Sekolim-panjakana, EPP ao amin'ny fokontany Ambatoaranana no ten... tohiny
yonikafopl ( 03/03/2006 14:09)
Trano 120 tafo no ho trongisina Mafana dia mafana ny ady tany eny amin’ny faritra Ivato eny amin’izao fotoana izao. Nifoha indray angamba no marimarina kokoa satria araka ny vaovao mande... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/03/2006 10:10
Fiffi ( 03/03/2006 06:33)
Mitaraina ireo mpiasa eo anivon'ny « SKY EASY » Z.I Forello Tanjombato fa tsy voahaja ny zon'ireo mpiasa miasa eo anivon'ity orin'asa afaka haba ity. Ny alarobia lasa teo dia nandroaka mpiasa 350 ny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2006 06:40
Fiffi ( 02/03/2006 09:02)
Tsy maika ny fanaovana ny fifidianana izay ho filohan'ny repoblika amin'ny taona ho avy, fa mila miroso amin'ny fitsapan-kevi-bahoaka aloha ny mpitondra ary hatsangana ny repoblika faha- efatra. Io no... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2006 19:23
Fiffi ( 02/03/2006 09:00)
Sahirana tanteraka ankehitriny ireo malagasy monina any ivelany raha sanatria ka maty any antanin'olona ireo mpiray tanindrazana amintsika amin'ny saran'ny fampodiana ny razana. Ny antony dia lafo dia... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2006 14:09
Fiffi ( 01/03/2006 05:43)
Teny an’avona, fanaovana tsinontsinona ary fanalikana: izany no nahazo ity mpizaha tany malagasy nipetraka tao amin’ny Hotely iray tany an-tampon-tanànan’i Mahajanga, tamin’ny tapaky ny volan... tohiny
novalian'i benito ny 05/06/2006 00:07
Fiffi ( 01/03/2006 05:41)
Gaga ny rehetra fa isaky ny manakaiky ny resaka fifidianana eto amintsika dia ny ahiahy avy hatrany no tonga ao an-dohan'ny maro. Nahoana tokoa moa no tsy hitsirian'ny hevitra mamosavy ny tena t... tohiny
Fiffi ( 28/02/2006 05:53)
« Anelanelan’ny 6 marsa sy 6 avrily 2007 ny fifidianana » : Namoaka ny famakafakany momba ny fifidianana izay hi filohan’ny Repoblika ny Sefafi ( Sehatra fanaraha-maso ny fiainm-pirenena ) tamin... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/03/2006 05:30
Fiffi ( 27/02/2006 05:48)
Be midina, ny zoma teo, no nentin’ny manam-pahefana nanehoana fa mandray an-tanana ilay resaka “dengue” any Toamasina izy. Tazo nampisy resabe tokoa, taorian’ny nahenoana fa misy koa izany “... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2006 21:27
Fiffi ( 26/02/2006 10:28)
[u]Inona no tsy voavidim-bola ? [/u] "Tsy azo anaovana raharaham-pihavanana" Mahazo vahana amin’izao fotoana izao ny fanolanana zaza tsy ampy taona, araka ny efa nitareran-tsika azy teto ombieny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/02/2006 15:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0581