Antson'ny fo
tsiambaratelo
(
13/10/2008 08:38)
Manaona e ! Misy dinika mitondra io lhvt io ato @Antson ny fo,mety efa nivadika pejy ka tsy hitanilay namana manoratra ho ahy! Afaka manao xxx ianao raha toa ka tsy tianao ny mampiseho ny ps-nao eto f...
suite
répondu par xxx le 11/01/2009 19:00
tianalove
(
23/09/2008 06:01)
Amin'izao tsingeritaonan'ny nahaterahako izao dia mizara ny hafaliako aminareo aho eny fa na dia mitombo aza ny taonako manakaiky ny fahanterana 8O .
Ho fenoko tsiky ity tontolo andro ity mba ha...
suite
répondu par thiel le 03/10/2008 07:25
GAINE
(
18/09/2008 07:51)
Matetika isika olom-belona dia maika ny hanam-bady ;ny zvtr misy anefa an-kehitriny dia lasa ohtra ny vojimaika izy io satria ohatrn'ny resaka dona ara mpiainana no maha tapan-kevitra ny fanantanter...
suite
répondu par tsiambaratelo le 01/10/2008 09:39
ANARIM
(
16/09/2008 11:06)
eny e, ampy izay, dia akatony mora io varavarako io fa hitomany aho......
suite
répondu par mangidy le 07/11/2008 13:37
xxx
(
09/09/2008 15:18)
Nisy namako izay tato amin'ny serasera. Tena correspondent nahafinaritra ahy mihitsy izy. Nampite :-* isaky ny miresaka (chat) aminy.
Nandritra ny volana maromaro izay anefa dia tsy namaly ny hafatr...
suite
répondu par haritianah le 21/11/2008 08:46
wahents
(
09/09/2008 14:51)
Eny oa! Sipa nanatrika ny fiainana tany am-pita tsy ela aho de mahatsikaritra fa rehefa any ny gasy de mitady namana gasy aingana raha tsy izany ts tamana.De nefa rehefa tonga aty oh sarotra raisina i...
suite
répondu par tsiory94 le 13/04/2009 14:58
Eumilianah
(
07/09/2008 06:23)
Salul daholy!
Fantatrao ve RABENJAMINA Volanirina?
Namako tena namako tsy mifankafoy taty Diego izy io. Mpiara-mianatra tao @ LTC izahay telo vavy: za, Vola ary i Tina. Tany Toamasina za teo ary...
suite
répondu par MANAKASINA le 25/11/2008 18:42
xxx
(
05/09/2008 14:06)
te hifandray amin'ny tovovavy iray 22ans...
suite
répondu par colar le 06/09/2008 15:15
ejohnnys
(
04/09/2008 00:22)
MANAHOANA .
MIANGAVA IZAY OLONA MAHAFANTATRA IRETO NAMAKO IRETO AHO AZAFADY HO AN'IZAY OLONA MAHAFANTATRA AZY IRETO MBA HANORATRA SY HAMPITA HAFATRA HO AZY IREO/
IZAHO EMILEJO DIA MITADY IRETO OL...
suite
répondu par ejohnnys le 08/11/2008 23:37
Xp
(
03/09/2008 14:23)
Raha misy ankizy nanao filière malagasy dia mba ilazalazao fa tiako be.
:P :D :°) (l) :wink: 8) ...
suite
répondu par xxx le 30/01/2009 12:14
xxx
(
27/08/2008 13:38)
répondu par fijo le 07/11/2008 22:40
nathie86
(
27/08/2008 12:43)
faly miarahaba, tsy d misy in in fa misaotra anao namaky. Efa ela za tsy tato d in no vao2 ato eh....
suite
répondu par nathie86 le 29/08/2008 11:15
mmi31
(
26/08/2008 16:34)
Manaona daholo
Sao mba misy mafantatra an'i Zo, nipetraka tao ambodin'Isotry,nanao epi-bar hoe epicerie 106,mpanao boules,ary manao ralahy hoe Jaques, anabavy hoe Fara ary toa samy toa lasa aty ivela...
suite
koloinah
(
21/08/2008 19:51)
efa niditra ny taom pianarana vao2 izahay ry zareo
dia manomboka koa ny fikarakarana ny hoavy.
aorinan'ny graduation, te andefa ahy any @ miaramila ny ray amandreniko, nefa aho te andeha unniversit...
suite
répondu par cute le 08/09/2008 21:12
xxx
(
21/08/2008 11:55)
Mba miverena amin'izay moa e!
Zah mbola mila an-le kapoka lapoaly fanomenao ahy iny
Tsy misy hanalana azy intsony raha vao tsy misy anao e!
Efa tsy ato ntsony le mpankahala anao iny re!
Raha vao t...
suite
répondu par tsiambaratelo le 07/10/2008 19:38
dadabe
(
14/08/2008 08:52)
mitady mafy an'i diams aho fa malahelo azy :roll: :cry: :cry: ...
suite
répondu par vale le 28/08/2008 22:03
SHOAN
(
11/08/2008 09:01)
Salama va ?
Ito misy clip nataoko fa nisy hira tiko bé dia nataoko niaraka aminy
hiran'i Rija Rasolondraibé izy io
Ny sary dia mba fomba filazàko hoe tena marina no lazain'ni Hery hoe TSIKY DIA ...
suite
répondu par dadabe le 20/08/2008 20:06
colar
(
06/08/2008 18:30)
antso ho anzay efa mahalala ana tsara,tsy antso gratos fa antso FITIAVANA MARINA ozy lay hira,atao otran ny any paris we samy miantoka nefa mpisisipa, fady ana nefa zany...
suite
répondu par fijo le 15/08/2008 20:25
ratonga
(
06/08/2008 02:13)
aohana indray ity [url=http://www.dailymotion.com/relevance/search/madagascar/video/x67owf_madagascar-le-reve-a-petit-prix_news]madagascar-le-reve-a-petit-prix[/url] ry zareo...
suite
répondu par dadabe le 10/08/2008 17:02
08051972
(
04/08/2008 17:36)
Mba ampio hevitrà ry zareo fa miasa ny lohako satir efa tôna maro izay no nipetrahako taty Frantsa. Mafy tamiko ny nandao an'i Dago! Amin'zao fotoana iza aho d'eo andalampieritreretana ny hoe hangat...
suite
répondu par ni81 le 13/08/2008 19:59
