Antson'ny fo
xxx
(
09/06/2009 08:56)
Ry tanora Malagasy
Miarahaba atsika tanora Malagasy rehetra mpifurom.
Rehefa nijery sy nandalina ity furom ity aho dia itako fa ny tanora no matetika mitady vaha-olana ato.
Tsy ho lava resaka moa a...
suite
répondu par rhina le 08/09/2009 11:48
RATOVOARY
(
05/06/2009 06:13)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/neny/video/x8swkv_neny_music
Dia mirary fety sambatra ho anareo reny rehetra :-* :-* :-* ...
suite
répondu par rakaroka le 07/06/2009 12:04
koralie
(
04/06/2009 18:18)
mitady an'i titi05. Te hahazo vaovao avy aminao...
suite
dadabe
(
30/05/2009 16:39)
aiza izy oo??? malhelo azy aho ...
suite
répondu par dadabe le 21/08/2009 07:37
Stretch
(
23/05/2009 17:23)
http://www.youtube.com/watch?v=QQBkv3DsMCk
http://www.youtube.com/watch?v=2qbocMWzB7o
Tena mamy tena mamy retsy ny fotoana niharahana , dia faly mizara amin'ny namana serasera =D> =D> ...
suite
répondu par Angie le 07/06/2009 16:26
nina51
(
17/05/2009 19:25)
bonjour,je me suis inscrite sur ce site car je suis à la recherche d'un ami perdu de vu il y a 14ans déjà...Il s'appelait Andry Princy.Quand on s'est connu il avait 16/17ans,donc il doit avoir la t...
suite
répondu par nina51 le 20/05/2009 20:13
mignone
(
17/05/2009 09:25)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/malagasy+street++/video/x4hv65_malagasy-street-singer_fun
...
suite
RATOVOARY
(
16/05/2009 06:25)
[quote=Gazetiko]Banga iray ny kintan'ny mpilalao filma gasy. Misaona ary maloka tanteraka (fa tsy malok'ila) ny zavakanto malagasy. Nodimandry omaly, teo amin'ny faha-31 taonany (30/08/1978), ny doko...
suite
répondu par fijo le 25/07/2009 19:31
sympa
(
30/04/2009 00:38)
Efa ela ela aho no tsy hita tato fa mba mandalo ihany naha toa ka efa namaly maromora t@ ireo hafatra nalefanareo teto.
Tsy hoe nitsoaka hao fa mba naka conge hiany fa reraka ihany ny vatan'olombelon...
suite
répondu par Mirananirina le 01/05/2009 07:15
NyMisaina
(
13/04/2009 11:42)
Rectification pour la Date du Sit-In Pacifique:
SITTING PACIFIQUE
ESPLANADE DES INVALIDES
JEUDI 16 AVRIL DE 13H à 15H
Venez nombreux!!!! Femmes, Enfants, Hommes Malagasy, et Amis de Madagascar
...
suite
répondu par accolade le 29/04/2009 09:59
endrika01
(
10/04/2009 07:30)
Mirary Paka Sambatra hoany Namana Serasera rehetra tsy an-kanavaka e! De tsy ho hadino koa ny mivavaka hoan'i Madagasikarantsika! (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)...
suite
répondu par endrika01 le 31/05/2009 07:42
NyMisaina
(
08/04/2009 21:30)
Raha Tia ny Tanindrazana sy ny Malagasy toa anao dia :
http://www.dailymotion.com/fr/lang/fr/channel/news/video/x8x4t6_gtt-sitin-pacifique-14-avril_news
A diffuser "No limit"...
suite
répondu par endrika01 le 01/06/2009 05:18
Veloo
(
03/04/2009 14:15)
Hitako tao @ sobika ary tena tokony mba vakitsika rehetra amin'ny fo madio tompoko. dia misaotra ny rehetra
----------------------------------------------------------------
A MONSIEUR ANDRY RAJOELI...
suite
répondu par sarobidy le 08/04/2009 09:26
fitahiana
(
25/03/2009 07:18)
Tsapanao ve ry malagasyzany hoe haasarobidin'ny maha olombelona izany! inona ary no andrasana tsy aleo ve hanatevina...
suite
répondu par benasy le 15/04/2009 10:32
Koriana
(
24/03/2009 09:38)
Manao antso avo ho antsika malagasy rehetra izay mipetraka aty ampitan-dranomasina,miantso antsika rehetra mba ho tonga eny @ TROCADERO ny Asabotsy 28 mars ho avy izao, tsy manohana n'iza n'iza fa mba...
suite
répondu par rakaroka le 24/03/2009 22:47
NyMisaina
(
23/03/2009 09:59)
From an old friend,
We called him because tgv trickster and very clever ideas to all black. Everyone to know that Besarety gang leader of the district, especially around Dada motorcycle mechanic.
...
suite
répondu par TIABESERA le 19/08/2009 10:42
ravatorano
(
19/03/2009 08:52)
Araky ny hafatra sy resaka nifanaovako tamin 'i anarim vao eto dia nilaza izy fa nindaosin'ny fahafatesana izao maraina izao i KAMBA ilay zaza nifanomezantsika tanana teto iny na ny namana serasera da...
suite
répondu par endrika01 le 08/04/2009 12:33
soanja
(
19/03/2009 01:12)
Mandrotirotika ny foko ny mahalala
Fa mizarazara ilay nosy malala.
Mandrotirotika ny foko ny mahatsapa
Fa Notafiana ny lapa.
Mandrotirotika ny foko ny maheno
Fa mbola ho ela vao ho feno
Ny faha...
suite
répondu par benasy le 15/04/2009 10:41
xxx
(
16/03/2009 09:47)
miankina amin'ny inona no mety hahamaro sy hahavitsy ny namany olona 1???...
suite
répondu par Mirananirina le 18/03/2009 14:10
