Antson'ny fo

dadabe ( 06/09/2009 14:35)
mitady an'i Sasa ahozay mahita azy ka mampiditra zy eto dia mahazo valisoa :roll: ... tohiny
novalian'i sasa ny 12/03/2010 12:45
endrika01 ( 31/08/2009 04:27)
Lasa tsy manao veloma ,hono,namany tezitra,sa tsy izay mou,:D tsy ho eto anaty ny fotoana maharitraritra,dia mampilaza melou i ps endrika01.Raha misy ny hafatra dia apetraho fa valiako eo foana,refa t... tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/10/2009 04:47
misota ( 29/08/2009 07:04)
dia mba misy mamaly ve zao iny hevitro iny sa za vao olona vao2 be de tsy hitandry zareo... tohiny
boga ( 27/08/2009 13:12)
faly miarahaba ny namana rehetra e! hoy ny jianjeriny ny ankizy taloha hoe: ra misy manome zavatra ho anao kinga miteny hoe:\"MISAOTRA TOMPOKO O! Tsy izany mantsy aky fa fisaorana feno no atolot... tohiny
novalian'i ni81 ny 02/09/2009 07:36
xxx ( 25/08/2009 08:17)
I madama efa milamina be! sady tsy miasa, mahazo fiara, solàfa 2, tsisy blème ara-bola, miantsena fona. Ramose ndray ny blèm, varina miasa sady be andraikitra, ka nihodina madama ary farany dia t... tohiny
novalian'i manangoro ny 05/09/2009 20:58
crasoa ( 22/08/2009 15:49)
inn kay no dikany fyi fa ampiasainy ao ampiasana fona fa tsy mazava amiko mintsy misaotra simbol oatrany le lol ihany io ... tohiny
novalian'i rtcflora ny 25/05/2010 19:42
dadabe ( 21/08/2009 07:41)
diamondra27 ? sasa ? mamzelkely ? fasaly :wink: ? fanaina ? yonikafopl? :( :@ :snif: malahelo zah kle :@ sonwin ..mifenty aiza daholo less laisany a? hai i fijo mbola norma be ao kle ... tohiny
novalian'i sasa ny 12/03/2010 12:41
itaramasoandro ( 16/08/2009 04:29)
iray volana lasa izay no naneho antso teto @ ity takelaka ity aho, toy ny malagasy maro ka nanao hoe: [quote] rahoviana no hisy olona, hiaiky ampanatrehan-tena fa diso lalàna ny nosy ka ampy izay... tohiny
itaramasoandro ( 07/08/2009 22:59)
... fa mandalo ny fotoana, ny lohataona sy ny taona, oadray. mankasitraka sy mankatelina ny tompon'andrakitra é. ny hafatro dia ny hoe: mankalazà ny fotoana, minitra sy segaondra tsirairay fa ... tohiny
novalian'i nathie86 ny 12/08/2009 10:34
tianalee ( 05/08/2009 13:58)
salut Izaho dia vehivavy 25 taona, mipetraka aty Paris, tonga t@ herinan\'andro, manokatra forum izhao satria tena tsy manana namana mihitsy sady tsy mbola mahita tsara ny tokony haleha! ka raha m... tohiny
novalian'i Mifenty ny 29/08/2009 10:51
bobone ( 31/07/2009 05:42)
Miarahaba antsika namana tsy ankanavaka ny tenako! Nanao ity dinika ity zaho ry namana an! fa misy namantsika izay ato @ serasera manana olana goavana izy! ka tiako ho zaraina aminareo! izao ary: ma... tohiny
novalian'i ni81 ny 22/09/2009 14:20
xxx ( 30/07/2009 13:38)
Slt, Mitady olon-tiana maika be, Mba lehilahy lava 27 taona ka hatramin'ny 34 taona, Monina idf ra possible, :-D ... tohiny
novalian'i JEMPL ny 02/10/2009 08:44
xxx ( 29/07/2009 13:37)
izaho dia lehilahy 1 célibataire mba te hifandray @ izy iny sao dia mba misy afaka manome ny contact-ny? maniry ny hifandray aminy aho na raha hitany ity antso ity dia te hifampiresaka aminy aho fa m... tohiny
novalian'i papala ny 20/11/2009 09:22
MANEVIL ( 29/07/2009 12:59)
izaoh kof boay mitady sipa iarahana, matotra sy milay taona: mini 22 ary maxi 25 relation sérieux no tadiaviko ok a+ biz... tohiny
novalian'i papala ny 20/11/2009 09:28
clarry ( 21/07/2009 11:41)
:-)
Hello, send me again your mail address because i've forgotten to take it. Regards... tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/07/2009 04:00
itaramasoandro ( 02/07/2009 04:28)
hietsika ! izany ny fomba mailaka naseon'ny foibe ny firenena mitambatra, onu, vao nandre fa nisy korontana politika tao honduras, tany iray ao amerika afovoany. nietsika ny fitambaran'ny firen... tohiny
novalian'i eh ny 02/07/2009 09:06
xxx ( 30/06/2009 15:43)
Azafady tompoko ! mba hametraka ity fialazana ity aho, nanana namana tena akaiky ahy efa ho 15 taona izay no nisarahanay,nohon' ny hetreketraky ny fiainana, nitady azy aho hatraiza hatraiza nefa tsy h... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 29/07/2009 06:48
itaramasoandro ( 18/06/2009 05:19)
rahoviana no hisy olona iray na vondron'olona, malagasy ray malagasy reny, hitondra ampanatrehan-tena ny teny ampilamina marina ny korontana eto @ nosy? rahoviana no hisy olona, tompon'andraikitra,... tohiny
nikah ( 17/06/2009 10:57)
Faly miarahaba antsika rehetra eto @ sera2 sy ny namana any Londres.Handalo any volana vitsivitsy ka mitady namana gasy ee! Dia misaotra mialoha indrindra.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 22/08/2009 12:53
xxx ( 09/06/2009 08:56)
Ry tanora Malagasy Miarahaba atsika tanora Malagasy rehetra mpifurom. Rehefa nijery sy nandalina ity furom ity aho dia itako fa ny tanora no matetika mitady vaha-olana ato. Tsy ho lava resaka moa a... tohiny
novalian'i rhina ny 08/09/2009 11:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4019