Antson'ny fo

milamm ( 23/08/2010 19:21)
mbo lasa ny saiko oe nakaiza no tsy hita tsony i cutie nitsoaka matanjaka v sa leo nefa MBO MALAHELO anazy ihany za ty ,in no hevitra re ol ombay mitady lol....... suite
répondu par dadabe le 02/03/2011 16:50
cartina ( 22/08/2010 19:27)
salama daholy ry namana serasera ,mba saika itady vady zao , mila lehilahy bogosy nadia tsimiasa fa tsimanino izikoa fa bogosy , satria zao koa ange belle fille lol... suite
répondu par walte le 01/12/2010 11:40
arialy ( 19/07/2010 15:22)
tena miala tsiny am ny oul débanni rehetra fa nanao fausse manip za, naika hanala ban iray de ilay nettoyage no voatsindriko. mazotoa daolo é ... suite
répondu par ikaretsaka le 27/07/2010 02:10
Lejoba ( 15/07/2010 13:54)
namana serasera moa no anaran'ity sehatra misy antsika ity ry zareo. Betsaka ny mila torohevitra eto. Eo @ ilay valiny no tiako asiana resaka. Misy tena miezaka manoro hevitra, hita ho nanao fikarohan... suite
répondu par Dan23 le 25/10/2010 07:41
ni81 ( 06/07/2010 10:13)
Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny malalanay RANDRIAMANANTSOA Sehenovololona Lydia Josiane Teraka RAKOTOZAFY Monina ao Val de Reuil – France – Dia nantsoin’ny Ray h... suite
répondu par soanja le 08/07/2010 13:21
Fiffi ( 04/07/2010 05:55)
[URL=http://img189.imageshack.us/i/031nh.gif/][IMG]http://img189.imageshack.us/img189/2225/031nh.gif[/IMG][/URL] Toutes les minutes , toutes les heures N'effaceront pas ton souvenirs Toutes les la... suite
répondu par vale le 07/07/2010 12:55
rtcflora ( 29/05/2010 16:37)
inn kay no dikany MDR... suite
répondu par jiolah le 20/10/2010 12:22
gilpin ( 22/05/2010 22:24)
mitady a n' i njaka 3è 3 tao @ colejy salama aho, t@ taona 1987 zahay no niara nianatra teny anjanahary izy no nipetraka ary tianasoa no namanay ,raha mba misy afaka manampy ahy ianareo dia isaorako... suite
répondu par rales le 24/06/2012 10:16
taloha ( 08/05/2010 12:31)
Mitady an'i Ida izaho raha mba misy mahalala na mba sendra mandalo eto izy. Nianatra tao @ EPP Andrefan'ambohijanahary izy ary nipetraka tao @ tobin'ny zandarimaria Ratsimandrava. Mpianamana be izaha... suite
répondu par taloha le 17/06/2010 16:27
AndriambyII ( 30/04/2010 19:12)
Inona no zavatra hatao voalohany indrindra mba hahatony ny marary ? Mba valio haingana fa miandry ny valin-teny na fanampiana @ izay afaka mamaly , vonjy aina ity ry namana isany ,patient de 60 ans m... suite
répondu par xxxy le 10/08/2010 16:51
sitlo ( 05/04/2010 17:34)
Mba asio sarisary airbag indray aloha ry reto fa tsy mampazoto mihitsy ilay mankao amin'izao.... suite
répondu par tess le 08/07/2010 12:51
xxx ( 19/03/2010 18:18)
te hifandray @ i Daniella Rakotoarivelo za !nianatra tany majunga ny primaire 1982 st jeanne d'arc! avy eo notre dame ;dia tsy hitako tsouny ! ... suite
répondu par xxx le 30/04/2010 09:59
xxx ( 16/03/2010 06:18)
Sao misy mahafantatra azy ianareo eto; indrindra ianareo aty Moramanga; ny num. phone ihany no ilaiko de ampy ahy ze manana (tsy maninona raha misy afaka mampita ty hafatra ty any aminy aza); resaka s... suite
répondu par mamijo le 24/05/2010 18:49
sooah ( 15/03/2010 13:16)
misy namako taloha miatdy azy aho raha sendra fantatrareo. Ny momba azy: * Anarany: RAFALY TIANA ERIC JENI LALAINA * Teraka t@:10 août 1987 ny adiresiny raha mbola tsy niova: Villà Tsara So... suite
répondu par xxx le 02/04/2010 20:20
koula ( 27/02/2010 08:23)
mitady olon tian oooooooooooooooooo... suite
répondu par xxxy le 10/08/2010 16:52
Mirananirina ( 17/02/2010 11:07)
tsy hita daholo ianareo fa lasa aiza daholo ,Sasatsasany ihany sisa no mba tazana eto,variana fb hihihi..... suite
répondu par dadabe le 05/03/2010 13:06
bobone ( 15/02/2010 06:12)
asa na mety hatao ato ty hafatra ry reto fa mahagaga ahy fa tsy mety misokatra mihintsy ny hafatra ! faly ery nahazo hafatra vaovao @ ankizy nefa tampoka sokafana tsy mety fa misoratra ORROR ilay izy... suite
répondu par Mirananirina le 26/02/2010 08:07
bazylou ( 01/02/2010 17:43)
antson'ny fo, , homme en perte de vitesse cherche femme bien équilibrée pour former couple vipere v12, :-P :-P :-P :-P :-P ... suite
répondu par xxxy le 10/08/2010 16:54
dadabe ( 29/01/2010 10:07)
ouayy leuleu tonga Sasa :* ... suite
répondu par dadabe le 16/03/2010 16:09
bobone ( 29/01/2010 06:24)
Bonaniverisera zandry an! dia tahian\'Atra ianao @ izay hataonao rehetra e! ! ho tratry ny taona mitsingeringerina indray e! bà mamy be zandry an!!!... suite
répondu par ANARIM le 29/01/2010 09:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0625