hietsika sa tsy hietsika...?

1. itaramasoandro ( 02/07/2009 04:28)
hietsika !

izany ny fomba mailaka naseon'ny foibe ny firenena mitambatra, onu, vao nandre fa nisy korontana politika tao honduras, tany iray ao amerika afovoany.

nietsika ny fitambaran'ny firenena mpikambana fa fanonganam-panjakana no niseo tao honduras, ka nampafantatra izany ho renesin'izao tontolo izao izy ireo t@ fanambarana miezinezina fa tsy ekena ny fanonganampanjakana ao @ io firenena kely io. nivoaka angazety maro manerana ny tany fa tsy manaiky izany izy ireo.

ary ny eto madagasikara?
- nosy tsy mitarika n'inoninona eto @ faritry ny ranomasimbe indiana raha resaka stratejika no hametrahana azy;
- mainka izany fa @ sehatra iraisampirenena;
- irery tokana azo ahodina atsy na aroa;
- tsy misy na firenena iray aza voahodina miaraka aminy toy izay mety hiseo any amerika afovoany sy atsimo raha firenena iray fotsiny aza no mandalo kirizy lehibe.

nosy tsy tafiditra anaty sehatra iraisampirenena manintona ny sasany.

nosy very andranomasina, tapidala kaleha fa tsy manana firenena ho namana.
- na mikipy na mihiratra ny mason'ny malagasy dia tsy mampisento, tsy mampihetsika, tsy manintona akory ny firenena mitambatra.

hietsika sa hietsika?

anjaran'ny malagasy no mampihetsika ny fireneny ampiseoana fa firenena iray mitambatra ny malagasy.

hietsika sa hietsika?

itaramasoandro 8)
novalian'i eh ny 02/07/2009 09:06
2. Mirananirina ( 02/07/2009 07:30)
manohana 100% an' itaramasoandro e
3. eh ( 02/07/2009 09:06)
Mahonena wa Ramalagasy fa nototoin'ny vintana ka efa hezaka be ireny tsy notohanana fa navela nanjavona tao anatin'ny firy andro fotsiny!!! ka na hihetsika tahaka inona aza anie rehefa tsy hiova ny toetsain'ny rehetra tsy misy zava banina eo é!!! mila miova toetsaina daholo aloha!! tsy i Ravalomanana no hatao problèmes amin'ity Madagasikara ity fa mifanohitra amin'izay!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4534