Antson'ny fo

voniarisoa ( 14/03/2009 17:20)
'zao @ 'zao fotoana izao tokony mba ieritreritra ireo olona mpanoana an'i rv8 satria efa betsaka loatra ny olona namoy ny ainy na t@ fangalana ny toerany izany na teo @ fanesorana azy .Manome tsiny b... suite
répondu par xxx le 14/03/2009 19:27
Badeda71 ( 10/03/2009 08:23)
Za de lehilahy 36 taona, nanana sipa aho ary efa niaraka efa nandritry ny 5 taona izahay, samy nanan-janaka tany ivelany avy, nandritra zay fotona zay de nahatoky azy tanteraka aho, tao ho ato anefa ;... suite
répondu par xxx le 24/08/2009 17:11
ni81 ( 08/03/2009 12:11)
Dia miarahaba antsika vehivavy rehetra tratry ny 8 marsa e! :-* :-* ... suite
répondu par soanja le 08/03/2009 21:26
bema555 ( 06/03/2009 12:33)
mba mitady namana ô !! surtout ze avy any manakara... suite
répondu par xxx le 27/03/2009 12:26
captation ( 03/03/2009 21:04)
eto isika thésard mahatsiaro irery aty andafy , na aiza na aiza firenena ianarantsika no mamaky ny maha irery Safidy ry ireto ilay hanao doctorat na thèse aty ampitan-dranomasina , mandritry ny f... suite
répondu par Ratoa le 16/05/2009 20:12
mimick ( 02/03/2009 14:05)
f de ef tsy maints mijal fona ve ny vehivavy ref oe tena ti bandy iray sa ny kofa mints no voaozona ampirafy sy ampijal ar mampifila sipa e!!! :o ... suite
répondu par ninichantal le 20/05/2009 05:36
tequila ( 26/02/2009 13:43)
Ry Malagasy mpiray tanindrazana, Mila vonjy ny firenentsika ary izao no fotoana fa tsy afaka hihemotra intsony satria aina no vonjena, aina no tsinjovina, ny ain'ny mpiray tanindrazana sy ny zanaka... suite
répondu par sitlo le 27/02/2009 00:04
sitlo ( 26/02/2009 10:34)
Izaho izany mba tena manimanina maintsiny nefa bedy.... suite
répondu par ninichantal le 20/05/2009 05:56
mirana5 ( 20/02/2009 17:54)
Handray kosa ny ataon'ny miaramila manosihosy ny olona tsy mana-tsiny fa mandeha eny an-dalam-be jereo ange ny @ TV GASY é Efa fanjaka'ny baroa mihitsy zany ny any Fianarantsoa zany! MAMPALAHELO L... suite
répondu par Fanampy le 24/02/2009 12:18
mampahery ( 19/02/2009 12:19)
tena miala tsiny letsy hoan'lé oe bandy no misy fa tena tsy pede ny bandy e.ary lisany reo mora tezitra ire de aza tezitra @ zay cause alefan'ny mpandefa fa izay fahalalifaly no atao eto.ok... suite
répondu par glou le 25/02/2009 13:44
RATOVOARY ( 18/02/2009 12:34)
Misy asa izay any Maurice ho anareo vehivavy na manana namana vehivavy te-hiasa any. ( Gérante d'une Pharmacie ny poste hotazonina ) Andefaso hafatra aho izay liana RATOVOARY... suite
répondu par Peti le 08/07/2011 10:28
xxx ( 14/02/2009 08:02)
[img]http://img291.imageshack.us/img291/1431/andryportraitne6.jpg[/img]... suite
répondu par vale le 02/03/2009 10:22
tiara ( 08/02/2009 19:10)
manana namana zay za,sipa le iz,de mbola tsy nanao sipa mitsy iz nefa efa 25 taona.mila hevitra amiko iz de ahona?... suite
répondu par ninichantal le 20/05/2009 06:23
MANOUWAY ( 06/02/2009 18:25)
Za velona raha mbola velona ianareo rakizy aza misaramianakavy ... suite
répondu par kotobekibo le 11/02/2009 10:07
MANOUWAY ( 06/02/2009 18:21)
zavatra mba tiako tenenina dia izao marary ny fo am zao toe javatra miseho izao ilaiko raha mba miray hina isika n' aiza n' aiza rehefa eto amin' ity tany ity: indrindra ny Malagasy rehetra mipar... suite
répondu par max2 le 20/06/2009 09:31
TGround ( 27/01/2009 06:43)
Eto am tanana nis kil nahazo ordi complet sy table mixage miarak'amin bafle maromaro, m'style ry zalah fa adobony mafy ny matos, tena tsy nofy ty iainan'ty fa tena marina, otran'ny mbola manonofy ny s... suite
répondu par Papoose le 04/02/2009 22:16
tolipy ( 24/01/2009 23:00)
matoritory isika indraindray, variana loatra, manambady , miteraka, olona hypocrite daholo, nefa ao andoha raha vao mahita vehivavy hafa, madainga, mamaky anity izao ianao dia hoe: tiens ! mba valio a... suite
répondu par mahafinartr le 13/07/2009 04:38
aventurier ( 23/01/2009 11:37)
Izaho dia efa manambady. Mitady sipa hiarahana eto Tanà aho. Izay intéressée dia ity ny mailaka : xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx (Nofafaina ny email, mandefasa hafatra ao @ namana.serasera.org) [i]Nah... suite
répondu par Papoose le 06/02/2009 23:14
bobone ( 12/01/2009 13:07)
bonaniversera laholo! :D :D :D dia miaharahaba tratry ny tsingeri-taona aloha e! firy moa??? dia mirary ny fitahian'ny Tompo ho aminao sy ny ankohonanao , na fahasalamana na fahendren'ny ankiz... suite
répondu par dadie le 24/01/2009 15:35
rush ( 01/01/2009 13:11)
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2009, ho taona feno fahasalamana, fitiavana, fahombiazana , finoana ary fahasoavana anie ho antsika tsirairay avy!... suite
répondu par arialy le 10/01/2009 06:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0628