dinidinika
![](https://avatar.serasera.org/9cb3dbd0dd283b558b923b0e018cafeb.jpg)
1. voniarisoa
(
14/03/2009 17:20)
'zao @ 'zao fotoana izao tokony mba ieritreritra ireo olona mpanoana an'i rv8 satria efa betsaka loatra ny olona namoy ny ainy na t@ fangalana ny toerany izany na teo @ fanesorana azy .Manome tsiny bedabe ho an'reo zay mbola manoana azy ahy satria mbola tsy tonga saina ihany ianareo :efa betsaka ny olona tsy mihinan-kanina any dago mbola faly ihany nareo manoana satria mety naita tombontsoao angamba.Mampalahelo satria miraviravy @ tany ny toe-tsaina ra mbola tsy tonga saina hatramin'zao
efa betsaka loatra ny azony sady ataoko fa efa feno ny paosy ka aoka mba ieritreritra re aaa!!!aleo @ madinika @ zay f'efa leo leo leo !!!
efa betsaka loatra ny azony sady ataoko fa efa feno ny paosy ka aoka mba ieritreritra re aaa!!!aleo @ madinika @ zay f'efa leo leo leo !!!
novalian'i xxx ny 14/03/2009 19:27
![](https://avatar.serasera.org/4586a58a59a25801ad6c7b6b00f507bc.jpg)
2. Mirananirina
(
14/03/2009 17:57)
efa betsaka ny olona tsy mihinan-kanina any dago mbola faly ihany nareo manoana satria mety naita tombontsoao angamba.Mampalahelo satria miraviravy @ tany ny toe-tsaina ra mbola tsy tonga saina hatramin'zao
Tsy vao omaly ny tsy mihinankanina ny gasy fa efa hatrizay.Tamin'ny nitondrany vazaha ihany no sambatra sy taminy Tsiranana,fa tao aoriana io dia PAUVRE ny gasy.Ary mbola ho PAUVRE ihany na iza na iza no eo.
Manana ,manana ihany;mahantra,mahantra ihany.Tsy misy afaka HANOVA an'io
![](https://avatar.serasera.org/013ce6ea39dbc5f0d3a67ccef0f969ed.jpg)
3. vilambava
(
14/03/2009 18:31)
voniarisoa:
efa betsaka loatra ny azony sady ataoko fa efa feno ny paosy ka aoka mba ieritreritra re aaa!!!aleo @ madinika @ zay f'efa leo leo leo !!!
Angaha izany no antony nifidianana ny filoha? natao hoe fidinay ianao mba hameno paosy ha rehefa feno ny paosinao dia tsy maintsy miala ianao ka raha tsy miala dia ho avy izahay hanala anao.
Diniho fotsiny izao:
1- Araka ny henoko tamin'ny fanambaran'i Monja dia afaka 24 volana vao hisy ny fifidianana fa dia ny teteza-mita no hitondra eo. Dia inona moa izany fa tsy ny 2012 ihany? Koa maninona raha ny vola nolaniana nanakaramana olona, nanaovava fanampiana an'ireo naratra sy havan'ny maty tao anatin'izay 2 volana izay raha mba nentina nanasoavana an'ireo izay hita fa maty noana? Ataoko fa raha nanao an'izany izy ireo dia ho betsaka ny mpifidy azy amin'ny 2012.
2- Mbola i Monja ihany no nilaza fa hanao fihaonam-bem-pirenena hikarohana vahaolana. Dia inona no maha-samihafa an'io tamin'ny fihaonana nokarakarain'ny FFKM?
Ka sao dia alaelon-kanina fotsiny ny anao satria toa tsy manana programme mazava ity mitady fahefana ity fa dia ny hanala mpitondra fotsiny no ezahana atao.
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
4. xxx
(
14/03/2009 19:27)
Hita tokoa fa sarotra ny mionona. Anefa, matokia fa Andriamanitra dia mahay maha tony ny fo maratra. Aza misosoka alahelo intsony tompoko.
Raha ny olona (i Sylla io), mety mandao anao. Jesoa no tsy mandao. Izy no itokio, fa ingahy ra8 efa nolaviny.
Aza misosok'alahelo intsony tompoko.
Raha ny olona (i Sylla io), mety mandao anao. Jesoa no tsy mandao. Izy no itokio, fa ingahy ra8 efa nolaviny.
Aza misosok'alahelo intsony tompoko.