MITADY IREO NAMANA NINATRA TANY ROSIA 1988-1997

1. ejohnnys ( 04/09/2008 00:22)
MANAHOANA .
MIANGAVA IZAY OLONA MAHAFANTATRA IRETO NAMAKO IRETO AHO AZAFADY HO AN'IZAY OLONA MAHAFANTATRA AZY IRETO MBA HANORATRA SY HAMPITA HAFATRA HO AZY IREO/
IZAHO EMILEJO DIA MITADY IRETO OLNA MANARAKA IRETO/NIRANIANATRA TANY ROSIA IZAYAY 1988-1997. IRETO NO TADIAVIKE.
-RAHARIMBOLA JOCELYN ( FORT-DAUPHIN )
-GAETAN (TULEAR)
-RAVATSY ERIC(TAMATAVE)
-KARA ERIC (DIEGO)
-HAJA THIERRY(TANANARIVE)
-ANDRIANEFA (SAMBAVA)
-MAROSAINA MARCEL( NIANATRA TANY TCHECOSLOVAQUIE)

MIANGAVY IZAY MAHAFANTATRA IREO OLNA IREO AHO MABA HAMPITA AMINY.
MERCI.
MPANDEFA/ ejohnnys@rambler.ru
novalian'i ejohnnys ny 08/11/2008 23:37
2. ravatorano ( 04/09/2008 05:10)
io zany ry zareo ah
fa d tena nivandravandra mihitsy :-D :-D :-D
mba omaby mitady eeee :D :D :D
3. xxx ( 04/09/2008 07:55)
ravato> :lol: :lol:
4. ikalamako ( 04/09/2008 11:08)
io Eric Ravatsy io ve tsy miasa ao @ pharmacie ao @ Hopitaly Ravoahangy Andrianavalona Anosy ? Andraso hoe verifier-na :D
5. patrick2002 ( 04/09/2008 12:35)
Mba teneno kely aloha hoe :ville taiza tany U.R.S.S ianao no nianatra dia institut inona no nianaranao . :D :D .
6. tywa68 ( 04/09/2008 13:04)
patrick2002:

Mba teneno kely aloha hoe :ville taiza tany U.R.S.S ianao no nianatra dia institut inona no nianaranao . :D :D .

Koa rhf tsy enao na tsy fantatrao ireo olona voatonona ireo inona no olana na tsy hay aza hoe taiza sns... ? :lol:
7. xxx ( 06/09/2008 10:22)
Ny anarany aza efa napetrany io sy ny adiresiny koa
8. patrick2002 ( 06/09/2008 12:22)
Koa rhf tsy enao na tsy fantatrao ireo olona voatonona ireo inona no olana na tsy hay aza hoe taiza sns... ?

Ka mety anie ilay olona surnom no halalana azy ,na hoe fianarany no hahalalana azy eh! ohatra izao hoe fantatrao ve i Nadia ,i Nadia io kay ilay tywa68 ato @ serasera :-D :-D :-D
9. ssendra ( 06/09/2008 13:00)
ary i patrick2002 koa izany anisan'ny nianatra tany nandritra ny fotoana voafaritra matoa velom-tanotaniana :lol:
10. tywa68 ( 06/09/2008 20:33)
ssendra : izy anie mampiresaka ohatr'izao foana e ! zah aloh tsy Nadia e :-D fa izay te hahalala be be kokoa momba azy d mahay manoratra manokana any @io ranamana mitady io sa tsy zany ry patrick2002 ? :lol:
11. ejohnnys ( 08/11/2008 23:37)
ejohnnys:

MANAHOANA .
MIANGAVA IZAY OLONA MAHAFANTATRA IRETO NAMAKO IRETO AHO AZAFADY HO AN'IZAY OLONA MAHAFANTATRA AZY IRETO MBA HANORATRA SY HAMPITA HAFATRA HO AZY IREO/
IZAHO EMILEJO DIA MITADY IRETO OLNA MANARAKA IRETO/NIRANIANATRA TANY ROSIA IZAYAY 1988-1997. VILLE LENINGRAD(SAINT-PETERBOURG) IRETO NO TADIAVIKE.
-RAHARIMBOLA JOCELYN ( FORT-DAUPHIN )
-GAETAN (TULEAR)
-RAVATSY ERIC(TAMATAVE)
-KARA ERIC (DIEGO)
-HAJA THIERRY(TANANARIVE)
-ANDRIANEFA (SAMBAVA)
-MAROSAINA MARCEL( NIANATRA TANY TCHECOSLOVAQUIE)

MIANGAVY IZAY MAHAFANTATRA IREO OLNA IREO AHO MABA HAMPITA AMINY.
MERCI.
MPANDEFA/ ejohnnys@rambler.ru



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0839