Fanatanjahantena

Makouto ( 19/11/2009 19:35)
sao de misy gasy manan équipe basket lehilahy hi kaontra aminay aty Melun e... suite
répondu par Makouto le 21/11/2009 09:19
xxx ( 18/11/2009 22:35)
:D Tafa ihany lesy sika a! saotra lesy anelka a! saotra lesy thierry lermita amin'ilay main a! misaotra lloris a! eny fa na dia i domenech aza dia hisaorana koa. Saotra reny malala a! Misaotra ants... suite
répondu par Makouto le 21/11/2009 09:21
sitlo ( 16/10/2009 20:39)
Finale coupe du monde foot 20 taona noho ny midina, Brezil sy Ghana Tir-au-but fa na dia izany aza tena niady ny baolina... suite
répondu par Makouto le 09/11/2009 23:13
ravatorano ( 12/10/2009 06:16)
mendri-piderana ny mpilalao basket malagasy vehivay omaly raha nandresy andry zareo avy ao afrika atsimo tamin'ny isa 101-73. Antokoa iray hahafahatsika hiakatra amin'ny dingana manaraka izy io Efa ... suite
répondu par kotobekibo le 20/10/2009 22:00
endrika01 ( 03/10/2009 08:52)
Akory aby e ! Tratriny asaramanitra jiaby ny e! Tchin-Tchin aby e! Tanjemo sô vaky ny vera! Sambatra dôly ny efa tato aminy serasera,tao anatinizay 10 taona izay ! Tena kotrana be mintsy angamba,na ... suite
répondu par endrika01 le 12/10/2009 07:38
ronaldo09 ( 25/09/2009 11:22)
Tena marina io fa tsy lainga fa tao anatin'ny lalao 5 nataony dia baolina 18 be izao no tafiditry ry Kaka sy ny namany ary izy ireo no mitana ny laharana voalohany @ Liga sy ny groupe amin'ny CL! ... suite
répondu par xxx le 28/09/2009 10:41
rhina ( 21/09/2009 05:49)
nisy voa² efa elaela izy zay oe: niinviter an'i ronaldo ho tonga eto madagasika ny ajesaia raha tsy diso a dia tonga dia tonga fofona ny federasiona n'ny baolina kitra malagasy oe : tokony ho @... suite
répondu par naina3 le 21/09/2009 19:16
doria ( 26/08/2009 16:34)
Aminy zoma ny fotoana é! ho any mpankafy koh-lanta rehetra. Hanao ahoana indray ty saison ty ???? iza no favori nareo zao ??... suite
répondu par nathie86 le 01/09/2009 06:28
nathie86 ( 24/08/2009 09:17)
Usain Bolt le record man en 100m, trop mety ho tafidina 9/40 v ny performance an'lery??? Ary ilay sipa lazain'ny vao2 fa oe mise en doute ny féminité any, tsy rariny kosa iny an, ko ratsy ra hoe ho... suite
répondu par rhina le 22/09/2009 09:33
ravatorano ( 20/08/2009 05:15)
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=9523:fort-soupcon-sur-deux-membres-de-la-federation&catid=37:sport-madagascar&Itemid=56 dia tena mamohehetra sy mampalahelo ary m... suite
répondu par kotobekibo le 20/10/2009 22:19
Samoana ( 15/08/2009 19:48)
Niaiky ny fahaizan-dRamalagasy mihintsy ny tao Millau (akaikin'i Montpellier) http://www.boulistenaute.com/modules/news/article.php?storyid=12129... suite
répondu par ikaretsaka le 17/08/2009 15:15
julianna ( 15/07/2009 10:47)
slt mitady ny coordonnées-na école de danse iray eto antananarivo aho: école bell'art no anarany mba omeo ze manana na mahalala na ahita na mahafantatra e (adresse et nu tél) ok merci ! ... suite
répondu par ravonjison le 17/07/2009 07:36
xxx ( 05/07/2009 17:33)
FEDERER est LE meilleur, un point c'est tout.... suite
répondu par rhina le 21/09/2009 05:39
ravatorano ( 12/06/2009 08:37)
Kitra – Cristiano Ronaldo Mpilalao lafo vidy indrindra Ela ny ela ka hiala ao amin’ny klioban’ny Manchester United ilay kintan’ny baolina kitra, portioge, Cristiano... suite
répondu par rhina le 26/09/2009 11:22
sitlo ( 12/06/2009 07:38)
Tsy tokony mba hisy carton rouge ve amin'ny basket? Tamin'ny lalao faharoa Kobe efa nanao sauve panier be fa efa tokon'ny resin'ny Magic tsara. Dia tandroany koa ni-sauve panier daholo ny Lakers. Fan... suite
répondu par Papoose le 15/06/2009 16:30
xxx ( 25/05/2009 16:09)
[img]http://drole.humours.net/sport/sport-039.jpg[/img]... suite
répondu par rhina le 26/09/2009 11:13
artefy ( 09/05/2009 08:16)
Izahay maka anglisy eto... tohano aho ry namana... hangotraka io lalao famaranana any Rome io...... suite
répondu par RATOVOARY le 29/05/2009 08:00
xxx ( 07/05/2009 06:10)
Alahelo tsy homby tratra, nanganohano, fiareta-tory tsy nisy voninkazo. Izany no nahazo alina. Eny, ekeko tokoa fa na dia ny fijalian-dramalagasy amin'izao vano-potoana izao aza dia adinoko tanteraka ... suite
répondu par rhina le 21/09/2009 05:40
bazylou ( 17/04/2009 17:43)
mapano ski gasy any canada iry!! kay tazy mpilaiso carte bleu an'olona fotsiny no ataony. indrisy :roll: :roll: ... suite
répondu par rhina le 21/09/2009 05:43
ravatorano ( 31/03/2009 05:51)
Nodimandry i Harvel Misaona ny tontolon'ny mpanao fanatanjahantena malagasy fa tsy ny taranja ady totohondry ihany. Nantsoin'Andriamanitra hody any aminy tamin'ny alahady tolakandro teo Atoa Randri... suite
répondu par endrika01 le 01/06/2009 10:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0968