Fanatanjahantena
LionelMessy
(
17/06/2010 17:20)
Raha tsy maharesy eto ry zalahy ireo dia ahorony ny entana lalàna mody asiana olona
Maxique vs Uruguay efa ho match nul io...
suite
répondu par hery le 18/06/2010 08:21
hery
(
14/06/2010 21:17)
Algerie sy Cameroun toa tsy hamely. Nigeria mety ho lasa akaikikaiky. Cote d'Ivoire sy Afrique du Sud ho latsaka eo amin'ny 8e. Ghana no toa ho lasa lavitra....
suite
répondu par LazaDaddy le 21/06/2010 03:57
Ronaldo
(
14/06/2010 18:29)
Vitan'ny Spagetti 2 - 1 Paraguay, aiza zé mahasahy...
suite
répondu par LionelMessy le 17/06/2010 17:44
pikanety
(
14/06/2010 17:49)
iza no sahyHILOKA ahy fa TSY MAINTSY IRAY @ BRESIL SY ARGENTINE NO HO AHAZO NY COUPE DU MONDE @ ITY TAONA ITY ...
suite
répondu par bobimarolahy le 21/06/2010 16:43
LionelMessy
(
11/06/2010 11:59)
Afrique du Sud vs Mexique zà maka Afrique du sud
France vs Uruguay zà maka Uruguay ...
suite
répondu par mandrindra le 14/06/2010 14:23
bobimarolahy
(
11/06/2010 09:17)
Bresil,Argentine,Espagne,Allemagne. Tsy miala @ iray amin'ireo io coupe io. Lafrantsa manonofy atoandro,Italie efa tsy defensif firy intsony,Angleterre tsy dia hita loatra saingy nanafay izay nihaona ...
suite
répondu par Vuvuzela le 12/07/2010 21:11
Makouto
(
10/06/2010 12:06)
iza no hi pari amiko fa i Espagne no mibata ny amboara...
suite
répondu par DotMG le 19/07/2010 15:47
LionelMessy
(
09/06/2010 11:36)
Rama Yade a déclenché dimanche dernier une de ces polémiques dont elle a le secret. En critiquant le choix d'un hôtel 5 étoiles "clinquant" pour l'hébergement des Bleus en Afrique du Sud, la tur...
suite
répondu par LionelMessy le 13/06/2010 13:36
pikanety
(
08/06/2010 17:44)
cap ver vs potugal,tanazanie vs bresil,mozambique vs potugal,zimbawe vs bresil santionany fotsiny ireo fa dia manararotra ny pays afrikanna maro mba mifampitsapa an'ireo firenena goavana @ resaka foot...
suite
répondu par 3188 le 11/06/2010 16:33
bazylou
(
22/04/2010 07:09)
Ny barea , frantsay entraineurn ny bourkina faso taloha, i J' RABIER.
Tsy afa miala am frantsay wa...
suite
bobimarolahy
(
21/04/2010 06:41)
Naneho fahaizana mihitsy ny inter teo @ taniny raha somary nahazo tsindry t@ mpijery ny barca.
Efa niseho anefa ny faharesena antanin'olona tahaka izao ho an'ny barca nanoloana an'I chelsea fa voaha...
suite
bobimarolahy
(
19/04/2010 18:16)
Finale prekaosy hoy ny frantsay ratsy tarehy io fihaonan'I barcelone sy inter rahampitso io, demi aller .
Manana vintana betsaka ny ekipan'I Pep manoloana an'I Zanetti sy ny namany satria milalao all...
suite
répondu par milamm le 20/04/2010 14:44
sitlo
(
17/02/2010 02:43)
Jereo ange eto eh! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4abca7e53ff15
Ontonale :-D, tsy mahavoa hoy aho iny Ronaldo bekonetaka iny. Ny frantsay aza nampikepoka azy. Bye bye champion...
suite
répondu par milamm le 08/04/2010 16:24
totty
(
22/01/2010 15:14)
Nivoaka gazety androany t@ "Mahery" oe zany Tana Etoile Filante zany no hisolon-tenantsika any @ Mondial Pupille any Plomelin @ ty taona ty. Mankahery anareo izahay e! ef lany manja koa le ajesaia!
t...
suite
répondu par ANARIM le 26/01/2010 08:42
rakaroka
(
01/01/2010 19:37)
:-* :-* :-* Bonnes Années tokotrany !!!
[url]http://www.club6.fft.fr/tcbb/accueil/Planning.mht[/url]
Ho avy hanotrona any 'za rahampitso!!!...
suite
xxx
(
15/12/2009 17:29)
Ho antsika mpankafy sy mpandeha amin'ny RNS (rencontre nationale sportive) dia voaraiko androany ny vaovao fa dia any montpellier zany no atao ny fihaonana RNS 2010. Efa siosion-dresaka nandeha efa el...
suite
répondu par Ralay le 10/03/2010 17:23
Ralay
(
27/11/2009 15:07)
Hanangana ekipa-na VOLLEY vehivavy hilalao @ RNS ny aty Nice ka ho antsika vehivavy izay maniry ny hilalao dia afaka mandefa hafatra amiko.
Misaotra mialoha....
suite
Samoana
(
22/11/2009 16:40)
Championnat d'Afrique 2009 en triplettes- Finale 22 Novembre après-midi
La finale:
MADAGASCAR : V. Randriamarohaja - T. Razanadrakoto - M. Ratolojanahary 13
contre
TUNISIE 1 : Taieb EL ARBI - E...
suite
répondu par cutie le 12/12/2009 21:39
xxx
(
20/11/2009 15:10)
mody tsy dia faly ery ny frantsay hoe handeha ho any afika du sud noho le main an'i thierry henri iny ,alefa daholo izao blabla rehetra izao ,koa maninona moa raha tena milay ianareo ry france no tsy ...
suite
répondu par kotobekibo le 29/11/2009 14:42
