Fanatanjahantena
aglaadsgaiz
(
19/06/2015 12:56)
kez daool eh! ono oa rzareo in fika na fanantanjahantena azo antoka mety ampihena vatana fa efa nihezaka ian za fa ehehe! mbola glaad sy ngaiz b fona?...
suite
5laody
(
30/05/2015 11:15)
Miarahaba ny mpisera rehetra,
Hanomboka ny Sabotsy 6 jiona 2015 ny fifaninana ho tompon-daka eran-tany vehivavy any Canada.
Tsy dia ankalazain'ny haino aman-jery loatra izy ity ary koa tsy dia misy ...
suite
répondu par aglaadsgaiz le 19/06/2015 13:33
ambohijanaka
(
20/04/2015 16:18)
Tsy sanatria re tompoko hoe tsy tian'i Madagasikara fa ny tena marina, tsy tian'ny rafitra misy eto!!
*. Mafy ny asa ary tena stressant nefa kely ny karama (Enao ve raha
miasa hitanao normal hoe olo...
suite
répondu par hery le 20/04/2015 20:02
hery
(
21/01/2015 17:54)
Te hikotrana nefa tsy te hivoaka ny trano. Dia isaorana izay namorona ny zumba sy ny pilates... inona no mahomby kokoa? ilay kotrakotrana be (zumba) sa ilay sport malefaka (pilates)?
Mba izarazarao t...
suite
répondu par ombelline le 10/02/2015 15:28
mpisotrtoaka
(
19/01/2015 06:52)
Iza no afaka manoro fanaovana kung fu manodidina an'i tanjombato sy andoharanofotsy !?...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 22/06/2015 16:03
mpisotrtoaka
(
16/01/2015 06:42)
répondu par 2Miandry le 31/08/2017 07:20
hery
(
14/01/2015 14:26)
Ary anisan'ny voateny tato koa kay i Ahmady an. Aferan'ny risoriso tamin'ny Qatar 2022, fandaharana nandeha tao amin'ny Canal+
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=rKKK-LmF2jg[/youtube]
[url=htt...
suite
répondu par 2Miandry le 31/08/2017 07:22
hery
(
13/07/2014 22:31)
Ho an'izay tsy naharaka dia lasan'i Allemagne ny amboara eran-tany an :-) i Götze no nampiditra ny baolina nandreseny azy tamin'ny minitra faha 113
Nanana 90 minitra ny Argentine hamonoana baolina fa...
suite
répondu par 5laody le 17/07/2014 10:27
hery
(
20/06/2014 05:20)
Salama indray,
Mamaky fotsiny dia mandinika an'ity email nifanaovan'i Ahmad tamin' i Najeeb Chirakal
[url=http://www.wikileaks-forum.com/fifa-files/629/fifa-files-doc-38-madagascar-ahmad-and-a-promi...
suite
répondu par hery le 14/01/2015 10:22
5laody
(
14/06/2014 11:25)
Ahoana ny eritreritrareo aorian'iny dimy sy iray iny?
Toa mahazo tsiny be i Iker Casillas ary nifona mihitsy moa izy.
Tsy dia heno kosa ny olona niteny hoe mahery kosa ireto Hollandais ireto ko.
...
suite
répondu par 5laody le 19/06/2014 12:06
ravatorano
(
18/05/2014 16:21)
Sambany mba tsy hitenenana hoe "mba" nandresy ny ekipa nasionalitsika tamin ny foot anio tany mahajanaga.Za aloha raha nijery ilay lalao tamin ny TVM dia nahatsapa fa zakan dry zalahy ilay ougandais ....
suite
shannie
(
17/07/2013 21:58)
T@ taloha aho miazakazaka fôna isaky ny maraina. 6 taona lasa izay, rehefa niteraka aho dia nijanona. izao aho tia iverina izakazaka maraina indray, dia mba manontany aho oe, impiry isakerinandro no ...
suite
répondu par 5laody le 19/07/2013 06:55
rafangotsohana
(
12/07/2013 13:49)
mba mitady mpampikotrana jetkendo eto Tanà za raha misy mahita isika ato? De misaotra mialoha! Mba omeo eto raha misy manana contact!...
suite
répondu par hadji le 22/07/2013 16:52
nintsievagio
(
11/07/2013 14:45)
Miarahaba antsika Malagasy rehetra izay nanohana sy ny tsinanahona ny ekipa Malagasy toa azy ihany.
Ny teny tiko ambara dia mahagaga ihany raha isika Malagasy no manaratsy sy manakiana ny Malagasy iza...
suite
répondu par 2Miandry le 31/08/2017 07:29
maholisoa
(
12/05/2013 11:28)
Manao ahoana,
Misy mahafantatra ve hoe misy gasy mandray anjara ve any barcelone ???
Misaotra...
suite
AMIG0
(
29/01/2013 17:54)
Inona no tokony hataoko mba hazahoakou bras genzabe sy tratra ngeza be ary abdomen tsara?
Izaho tsy be nofo sady tsy matavy.
???????...
suite
répondu par ded.kitty le 02/04/2014 03:34
hadji
(
11/01/2013 12:23)
répondu par nilex le 21/01/2013 13:32
