Fanatanjahantena
AMIG0
(
30/10/2012 13:27)
Mandray anjara ve isika?...
suite
pulm
(
20/07/2012 10:33)
Aiza hoaiza ety Androndra kay no misy fampianarana AIKIDO e? vao nifindra trano aty mantsy izahay dia te hampianatra ny zanako aho nefa mbola tsy mahita fa vahiny...
suite
répondu par ded.kitty le 20/07/2012 16:07
Maholisoa
(
15/07/2012 21:46)
Manao ahoana,
Sao dia mba misy mahafantatra hoe aiza sy amin'ny firy hono ilay fananganan-tsaina malagasy any amin'ny JO LOndres ny 23 juillet ???
Azo atrehan'ny be sy ny maro ve ????
Misaotra
Mahol...
suite
répondu par maholisoa le 30/07/2012 07:46
VVSihany
(
17/06/2012 12:49)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef...
suite
répondu par ora le 03/05/2014 07:45
Blackeagle
(
04/06/2012 08:32)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ILAY TOERANA!!!..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! TENA AMIK...
suite
Enry
(
15/04/2012 20:39)
tena vomanga ve ny gasy raha resaka baolina kitra??...
suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 02:20
Enry
(
14/04/2012 22:11)
OLympique lyonnais 0 - 1 Marseille + arbitres..
Tena efa miangatra mahintsy ny mpitsarany baolina kitra amin'izao fotoana ah! ALLEZ LES GONES ...
suite
Enry
(
14/04/2012 17:36)
Christian = Cristiano
Mesia = Messi
Raha [b]cristiano[/b] i Ronaldo,[b] Messi [/b]izany no Andrimanitra.
;-)...
suite
répondu par Nehemiah le 02/02/2013 13:48
reggae11
(
28/03/2012 05:30)
mba efa manao ny ainy ts ho zvtra kosa ny tana formation am zao fotoana e...
suite
répondu par hery le 28/03/2012 06:43
mickaelerivk
(
30/12/2011 07:20)
hanome anao ny vaoao rehetra eo am sport eto Madagascar sy avy any ivelany,miampy reseau social sy televiziona am web sy ny mbola maro hafa tsidiho ny http://www.madasports.com...
suite
répondu par ziva6 le 30/12/2011 12:35
Blackeagle
(
03/12/2011 13:41)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur.
Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh...
suite
répondu par Enry le 02/01/2012 23:39
reggae11
(
02/12/2011 06:58)
fa inona no tena olana mahatonga an zalahy reto tsy handray anjara am le competition e.nefa mba tena ekipa antenaiko hanavotra ny kitra gasy...
suite
bazylou
(
11/11/2011 20:41)
ho fifanintsanana izay hanao modialy 2014.
resy 2-0 ny gasy
beuuurrrk...
suite
aayah
(
19/08/2011 12:29)
Salama daholy..
Za reto mitady an'reny salle de gym reny fa tsy mahita a! mahita iany a fa eny ampefiloha ao @ assurance Aro. fa mbola mitady hafa kou rh misy mahita. Eto antananarivo an!!
Misaotra mi...
suite
répondu par Brune le 11/09/2011 14:58
duda
(
29/07/2011 11:46)
Bonjour daholo,
Sao de mba misy [u]mahita tapis[/u] roulant moramora ianareo fa toa lafo be daholo Zà manko te hampihena kibo fa io nohitako efficace no sady ts'isy risque efa manenjika eny @ Océane...
suite
mutombo
(
14/07/2011 18:03)
Equipe masculine:
1 – Kilobo Naguib (2,00m) Etats Unis
2 – Charles Rabekoto (1,85m) Mayotte
3 – Eric Rakotondrasolo (1,85m) France
4 – Arisoa Andry Rakoto (1,78m)
5 â€â...
suite
répondu par mutombo le 29/07/2011 21:29
Tia_art
(
13/07/2011 14:09)
Misy fifaninanana maka sary mikasika ny loha evitra "terrain de basket" karakarain'ny Orinasa TELMA raha toa ka mahalina anao. Iphone 3GS, Galaxy Tab sy fankan-tsry pro ny loka amin'izany an! tsidiho ...
suite
sylvain
(
27/03/2011 15:18)
d ahoana ihany ary ty foot tsika gasy ty fa d tsy mamokatra mihitsy, tsy mba lasa lavitra mihitsy na d eo @ sehatra afrikana ihany ary!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=kIA9UvcnMMQ[/youtube]...
suite
répondu par joceramiandra le 09/06/2011 04:58
