Salle de gym

1. aayah ( 19/08/2011 12:29)
Salama daholy..
Za reto mitady an'reny salle de gym reny fa tsy mahita a! mahita iany a fa eny ampefiloha ao @ assurance Aro. fa mbola mitady hafa kou rh misy mahita. Eto antananarivo an!!
Misaotra mialoha
biz tout le monde.
novalian'i Brune ny 11/09/2011 14:58
2. ravals ( 23/08/2011 07:27)
slt
eo ivandry ao am digital koa misy sao d mba mety aminao e,ao am Mada Hotel 67ha koa
3. aayah ( 23/08/2011 10:36)

ravals:

slt
eo ivandry ao am digital koa misy sao d mba mety aminao e,ao am Mada Hotel 67ha koa


bjr Raval... Merci pour ta réponse. C'est gentil.
Bientôt biz
4. Brune ( 11/09/2011 14:58)
Ao aminy Hotel Le Mélis eo Analakely sady avec Coatch le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1991