barcelone vs inter

1. bobimarolahy ( 19/04/2010 18:16)
Finale prekaosy hoy ny frantsay ratsy tarehy io fihaonan'I barcelone sy inter rahampitso io, demi aller .
Manana vintana betsaka ny ekipan'I Pep manoloana an'I Zanetti sy ny namany satria milalao aller any antanin'olona,
Samy manana mpilalao mahay sy matanjaka ny roa tonta raha eo @ vodilaharana no jerena fa lefy kely kosa ny inter eo @ lafiny fanafihana satria vitsy ny baolina matiny nandritra ny fifaninanana.
Marihina fa samy mpitarika any @ tompon-dakam-pireneny avy moa ny roa tonta.
Pronostika barcelone 0-1 inter

novalian'i milamm ny 20/04/2010 14:44
2. Mandefitra ( 20/04/2010 06:39)
barca 1-2 Inter. Fa tafakatra ihany barca @ lalao miverina!
3. mandrindra ( 20/04/2010 06:54)
ekipa roa mifankahalala tsara ireo. tamin'ny phase de poule dia efa nbihaona ry zalahy. nifarnaa tamin'ny 0-0 ny tany milan ary nadresy 2-0 i barca tao camp nou.
maro amin'ireo mpilalao no efa niaina tao aantin'ny ekipa roa. nifamadika toerana ohatra i eto'o sy ibrahamovic. samy mahafantatara tsara ny hery sy ny marefon'ny vodilaharana tsirairay avy.
thiago motta sy quaresma dia mpilalaon'i barca taloha, tsy dia nahazo vahana tamin'i pep ka mitady valifaty. toa izany koa i maxwell tao amin'ny inter izay lasan'i barca ankehitriny.
ny mety ahafianritra koa dia ny hyjary andry milito mirahalahy. matetika rehefa mifandona ny ekipandry zalahy dia i gabriel no mitana an'i diego.
hisaraka amin'ny ady sahala 1-1 ny lalao ary i barca no hitarika hampiditra ny baolina voalahany.
4. milamm ( 20/04/2010 14:44)
za kalo de miteny fa ho endasiny barca ndray inter e,mihamahazo aina reo zao oviana iny na fanafihana na fiarovana namboariny real madrid 2-0 la liga tsy nahovoka mintsiny i ronaldo nitsingatongatotra eraky ny kianja
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2813