resultat barca 1-3 inter

1. bobimarolahy ( 21/04/2010 06:41)
Naneho fahaizana mihitsy ny inter teo @ taniny raha somary nahazo tsindry t@ mpijery ny barca.
Efa niseho anefa ny faharesena antanin'olona tahaka izao ho an'ny barca nanoloana an'I chelsea fa voahariny 5-1 t@ lalao miverina, hanaiky izany ve ry Lucio sy Samuel izay biby tokoa fa sady mahay no masiaka na @ mpiray tanin-drazana aminy aza.
Tsy maintsy hanidy trano ny inter @ lalao miverina ka raha manao antsirambina ny vodilaharan'ny barca dia ahita loza @ ty Milito tsy andalovam-baolina ity,
Inoana anefa fa hain'I Pep io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3666