Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 17/12/2007 11:47)
tandrignesa zaho Feonala
Sao dia mba misy manana ny tonony azafady fa sendra henoko d mba nahatsiaro ny fahiny e! Toy izao ny fiantombohany Lany fanahy zaho nahia lasa eritreritra e Ny mahita anao tsy mahatsiaro Ny adid... tohiny
ari.malala ( 11/12/2007 12:21)
manin raha ts manaratsy...
Misy ilay mivazavaza mitondra haut parleur mankadilo sofina ireny oa zany eo ambanin'ny tranonay refa alahady hariva, fa tena tafintohina kely mints za tam tapabolan'ny alahady teo ts nihaino azy à v... tohiny
ari.malala ( 04/12/2007 07:11)
bn anif kiadi
miarahaba sy mirary soa an'i trimobe an'ny serasera d manao biz mamy b o, aza adino ny gato anay o:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i kiadi ny 06/12/2007 19:54
ari.malala ( 03/12/2007 09:44)
kortezy mpanaraka ny filoha na minisitra
Tsy haiko ny any @ firenen-kafa, fa ny aty Madagasikara no teneniko, ireny kortezy mpanaraka ny filoha na minisitra ireny refa mandalo de ajanona daolo ny fiara rehetra eny an'arabe, ka raha inty hono... tohiny
ari.malala ( 03/12/2007 09:31)
Avent
Dia faly miarahaba antsika mianakavy nahatratra ny taom-baovaon'ny Fiangonana indray e, dia miarahaba iany koa nahatratra ny avent, fotoana isany manan-danja eo @ finoan-tsika, satria iomanana @ faha... tohiny
ari.malala ( 29/11/2007 12:18)
tsy misy fiaretan-tory, tsy misy voninkazo...
Fa tsy azoko hoa ny tian'ilay hoe tsy misy fiaretan-tory io tenenina e! refa le am ferapara ireny d misy an'io matetika, zany hoe tsy misy fiandrasam-paty @ alina v zany sa aona? ary le tsy misy vonin... tohiny
ari.malala ( 27/11/2007 14:25)
tena izay tokoa v ny vahaolana??
Aorona daolo indray izao izay rehetra miloko vert armée, eny na dia patalohana mpianatra aza, eny an dia labasy aza... tena izya ve no vahaolana hampandry fahalemana ny tany? fa raha aorona ny patalo... tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 21:26
ari.malala ( 23/11/2007 07:19)
mpanompon'Andriamanitra....
Iza tokoa moa no antsoina hoe mpanompon'Andriamanitra e! mahita ilay dinika hoe talenta sy fanomezam-pahasoavana aho mantsy de variana hoe fa iza moa izany no mpanompon'Andriamanitra... Tsy dia havana... tohiny
novalian'i fijo ny 28/11/2007 00:49
ari.malala ( 22/11/2007 11:12)
hihihi
1/ mahay... Niresaka hono zany Bema sy Lita Bema: neninay lety refa may ny sakafonay de darohan'i dadanay fona a:-( Lita, neninay ndray ts mba darohan'i dadanay zany mintsy Bema, mahay mahandr... tohiny
novalian'i kiadi ny 22/11/2007 16:09
ari.malala ( 21/11/2007 11:21)
zaza na ankizy hyperactif
Manahoana daolo indray, Inona daolo ny signe ilazana fa hyperactif ny ankizy na ny zaza iray? Ary ahoana no fomba fitaizana azy? Misy psychologue nilaza fa normal be ny zaza eo am 5 - 10 taona e... tohiny
ari.malala ( 20/11/2007 13:59)
Izany àry no tenin'n yTompo...
Hoantsika Katôlika (kopatanana kely hoan'i salmo1, zay ndray ny katolika sy ny fandaharany;)) rehefa avy mamaky ny vakiteny dia faranana @ hoe "Izany àry ny tenin'ny Tompo", isaorana anie Andriamani... tohiny
ari.malala ( 20/11/2007 13:42)
cheville mivadika fona!
Manahoana daolo ndray e! Inona ry zareo no mahatonga ny cheville mivadika fona? tam za classe de seconde nanao volley, d nitsambikina hikapoka bol d ts nahatombina tsara ny tongotro fa ny cheville ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/11/2007 05:22
ari.malala ( 09/11/2007 06:04)
ahoana ny hevitrareo,
raha misy olona tsy miavonavona ve, (atao zany hoe mpiaramiasa), d ts miresaka aminao izy, fa refa am maraina kosa nefa miarahaba, ts vokatry ny fo an, fa otran'ny hoe contrainte satria mpiaramiasa sa... tohiny
ari.malala ( 09/11/2007 05:47)
ireo namana nanakana na voasakana
Manahoana indray nareo retraretra, mba lasa wa ny saiko e, reo namana nanakana na voasakana ve mety hita aty am forum ny valiteny apetrany sa any am hafatra iany no voasakana izy ireo?... tohiny
novalian'i simplex ny 09/11/2007 12:14
ari.malala ( 08/11/2007 07:36)
Arabaina ny diosezin'Ambanja
Nahazo Eveka vaovao. Notendren'ny Papa Benoît16 ho evekan'Ambanja i Mompera Rosario Vella(tsy haiko ilay manoratra ny anarana fa miala tsiny) fantatry ny maro amin'ny anarana hoe Mompera Saro. Dia mi... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2007 22:58
ari.malala ( 07/11/2007 07:23)
lalànan'ny asa vaovao
Enga anie ry reto mba tsy ho lany le lalàna vaovao fa tena maty ny mpiasa madinika, indrindra ny an'ny zone franche... aiza v ka d hahazo mampiasa vehivavy @ alina hono, ho lasa 15andro ftsn ny congÃ... tohiny
ari.malala ( 06/11/2007 13:53)
wc foseptika
tsy hiako ity na ato na any am fahasalamana fa nahalasa ny saiko, refa le mikaka am wc foseptika v hoa ka misy ilay rano mipitika iny, ts dangereux v iny e, satria tsin loto no ao anatin'ilay rano ao... tohiny
ari.malala ( 02/11/2007 05:22)
Mila vahaolana maika be!!!
miarahaba ny mpisera rehetra. Misy olana ngeza be tsy maintsy ahitana vahaolana hatram alahady ry reto ka mba ilàko ny soso-kevitrareo. Izao ilay cas, manana cousine izay aho, kamboty ray sy reny ... tohiny
novalian'i bazylou ny 15/11/2007 11:23
ari.malala ( 30/10/2007 12:30)
bn anif sasa e
zao vao hitako fa bon anif ky sasa a! d anaova fety milay b d aza adino ny gato ako, ento am 10 nov;)... tohiny
novalian'i Valala ny 08/11/2007 14:13
ari.malala ( 26/10/2007 14:07)
fanontaniana maromaro
1 Isika katolika (aleo tonga d faritako) d mahalala fa 7 ny sakramenta, ary ny fampianarana azoko dia ny 6 amreo iany no azon'ny tsirairay raisina. Izany hoe tsy afaka sady manambady no mandray ny sak... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0395