Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala
(
10/08/2007 07:28)
Fihaonana t@ Dadie 25/06/07 (tohiny)
Aleo anokafana lohahevitra vaovao mintsy fa le tatsy efa mavesatra be! Ireto ny sary taty amiko, dia ialako tsiny izay tsy azoko sary fa za sady mitaiza tsinona lol
[URL=http://img381.imageshack.us...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2007 19:54
ari.malala
(
07/08/2007 14:00)
Vavaka Bodo
Miarahaba ny rehetra, mba mangataka ny tonon'io hiran'i Bodo io izay manana azafady, dia misaotra mialoha. ari.malala...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 14/08/2007 14:04
ari.malala
(
25/07/2007 07:45)
Bonanif kitjo
d mirary soa e! ary mba nankaiza marina moa izy zay e!...
tohiny
novalian'i rvoulah ny 29/07/2007 08:05
ari.malala
(
23/07/2007 13:58)
tiava marina tokoa dia ataovy izay tinao atao
Inona marina ny tena hevitr'io teny io e! Misy miafina ao ambadik'izy io mantsy hanaovany ny haratsian-toetrany. Azavaiko, manana ny vadiny ilay olona nefa mbola maka olonkafa iany koa, dia nony noten...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2007 20:40
ari.malala
(
20/07/2007 13:47)
Fanontaniana maintikitika
Hono tokoa hoa e, @ katolika dia mila manao fiekem-pinoana ampahibemaso ireo nifindra sectes ka te hiverina @ maha katolika azy indray (izany hoe reciter ny izaho mino ampahibemaso). Ary mba ahoana ko...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2007 21:59
ari.malala
(
20/07/2007 12:04)
Chaînes
Fa hono hoa e! ireny chaînes ireny ve tena zany mitsn hoe ts maints misy menaces kely fona ary am farany ary e! tsy znay mantsy fa zao, mahazo anrenyf ona za de misy hoe alefaso ny copie an'iyt mail ...
tohiny
novalian'i boraingy ny 25/07/2007 08:30
ari.malala
(
16/07/2007 14:44)
fara vady anadahy
Mba inona hoa ny tena hevitr'io oha-pitenenana io fa tsy azoko mintsy e! misaotra mialoha am fanazavana o!...
tohiny
novalian'i princesseN ny 01/08/2007 15:56
ari.malala
(
09/07/2007 06:19)
Rehefa mamonjy lamesa
Isika dia mahalala fa ny LAmesa dia miantomboka @ antsa fanombohana ka miafara @ antsa fanirahana (hoan'ny katolika io teneniko io a!) samy mahalal aiany koa isika fa ny Tenin'Andriamanitra sy ny Tena...
tohiny
novalian'i johnnyandri ny 14/07/2007 10:42
ari.malala
(
06/07/2007 12:45)
tsy zatra manao talon
Ahoana no tokony ataoko fa za tsy mba zatra manao talon ka na dia miakatra kely fts na d 3cm aza ny kiraroko de efa marary be ny haton-tongotro? Io le noteneniko ary am dinik'i mamzelkely hoe sairana ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/07/2007 16:07
ari.malala
(
05/07/2007 14:19)
asaina mandainga...
Raha misy ngamba ny olona tsy hahazo izany fanjakan'ny lanitra izany dia ny secretaires sy ny standardistes... itako am cas ko mantsy, asaina mandainga lava izao! olona eo fa tsy te hiresaka am le mpi...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/07/2007 04:37
ari.malala
(
03/07/2007 14:12)
mpiara manofa trano mandreraka be
Za ry zareo tojo olana, tsy haiko inona no tokony ataoko, fa izao, ilay olona ao ambaninay mila vaniny be mintsy aminay! @ alina aho mampiasa po satria mbola kely ny ankizy, dia ilàny vaniny hoe any ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 06/07/2007 11:58
ari.malala
(
02/07/2007 05:07)
Bonanif Fasaly
Coucou fasaly; miarahaba sy manoroka anjy tratry ny tsingerin-taona nahaterahana aky de mirary soa bedabe hoandry a! :-*:-*:-*:-* d atov milay ny fety e!:-*-:*:-*:-*...
tohiny
novalian'i fasaly ny 25/07/2007 18:56
ari.malala
(
27/06/2007 07:45)
concentration
Manaona daolo,
Tsy haiko ity na ato no tokony hipetraka, fa anontaniako aloha, inona ,no tokony atao ahazoana concentration, fa za tena tsy mba mety concentrée zany mintsy!...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 07/07/2007 15:16
ari.malala
(
18/06/2007 13:28)
re7 flan
manaona e, za reto mbameo re7 na flan azafady fa tsy mahay a! nanandrana ah t@ sabotsy d nivadika le ronono:-( misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 19/06/2007 11:32
ari.malala
(
14/06/2007 06:34)
bokin'ny Salamo
Miarahaba indray,
Mba naika hametraka fanontaniana indray aho , fa rehefa namaky ny bokin'ny Salamo aho dia nahita ireo teny toy ny hoe selà, dia tsy azoko hoe inona kay ny dikan'ireny teny kely i...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/07/2007 19:17
ari.malala
(
13/06/2007 07:54)
Ny vehivavy sy ny fanaovana pataloha
Miala tsiny aho fa tsy aritro mintsy ity:
[quote]Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 11-06-2007 14:59:19
Lohateny : Re : azo sotroina ve ny toaka?
zao an!
misy teny ao à SM we: aza ho mamon-...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2007 01:14
ari.malala
(
06/06/2007 11:42)
Famantarana ny Hazo Fijaliana
Hono hoa ry reto, tena tsy maintsy @ tanana havanana ve ny fanaovana ny Famantarana ny Hazo Fijaliana? tsy izany mantsy, fa rehefa mivavaka aho, ka matory eo antrotroako na mampinono an'i Ambinintsoa,...
tohiny
novalian'i marozevo ny 18/06/2007 17:11
ari.malala
(
31/05/2007 07:02)
Paka ve = Pentecote iany?
Satria raha nandinika tsara ny Evanjely novakiana t@ Pentecote za de hoe ny harivan'ilay andro voalohany nitsaganan'i Jesoa ho velona izany hoe ny Paka izany, dia tonga Izy, ary niteny t@ mpianany hoe...
tohiny
novalian'i johnnyandri ny 06/06/2007 04:39
ari.malala
(
24/05/2007 13:36)
démenagement
Miarahaba ny mpiserasera rehetra,
Naika hanotany hoa za azafady hoe refa manao déménagement ve d manana droit na andro tsy iasana nefa tsy miala @ congé? dia firy andro ilay izy? Dia manatena v...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 25/05/2007 07:02
ari.malala
(
11/05/2007 12:38)
hono hoa
Fiteny heno foana ilay hoe ny fitiavana tsy misy taona, ka mba te hanontany anareo lehilahy za hoe tinareo ve ny miaraka @ olona zokinareo, de hatramin'ny firy taona ny elanelana eken'ny sainareo?...
tohiny
novalian'i fasaly ny 16/05/2007 11:04
