Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 08/05/2007 14:25)
absoute
Mba nahalasa ny fisainako hoa, rehefa le manao absoute iny, d misy anle vavaka hoe "hitsena anao anie ny anjely ka hitondra anao any amparadisa sns", d ts efa tara v izany vavaka sy firariantsoa izany... tohiny
novalian'i majesty ny 22/05/2007 05:27
ari.malala ( 27/04/2007 12:56)
mila valiny maimaika azafady tompoko
Ny olana dia izao, angaha ny fankanesana any @ dokotera mila recuperation? izaoilay tantara, isaky ny hoany @ dokotera aho dia ilàn'ilay assistante de direction vaniny foana hoe recupereo @ heure d'a... tohiny
ari.malala ( 17/04/2007 13:49)
mitady
Miarahaba Tsy haiko na ato no tokony hametrahako an'ity, fa mitady trano, kartié Mahamasina na manodidina, efitra 2, misy rano sy jiro, misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2007 14:58
ari.malala ( 02/04/2007 14:45)
xxx
mba lasa hoa ny eritreritro hoe, refa le manao xxx iny ry zalahy sy zavavy mpanao xxx, 'za ko mo zany anisany ndraindray, de manontany tena hoe fantatr'i Hery alo zany mazava hoazy hoe iza io, fa ireo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/04/2007 14:14
ari.malala ( 28/03/2007 15:11)
vergetures
salama daolo Inona ry reto ny atao analàna vergetures? tena mandreraka b mintsy fa tsy kibo tsy fe tsy dodosy fa feno! sa v marina ilay hoe ny hoditra elastik d refa miangeza d mitriatra le hoditr... tohiny
novalian'i Stretch ny 03/04/2007 22:11
ari.malala ( 22/03/2007 12:37)
fanontaniana hoan'ny pretra
Miarahaba e, Naika hanontany aho hoa, rehefa mikonfesy ny olona iray, ny pretra dia tsy mahazo milaza na @ iza na @ iza ny momba izay fahotana notenenin'izay mikonfesy aminy ao, ka raha sanatria mo... tohiny
ari.malala ( 15/03/2007 12:44)
aventure
hono hoa e, fa tena ilainareo lehilahy tokoa ve ny manao aventure e! fa nga tsy ampy anareo ny sipanareo na ny vadinareo? de fa manin ko refa michat de ts maints hoe ndao hiaona fona no tenenin'ny ank... tohiny
novalian'i pimaso ny 10/04/2007 06:49
ari.malala ( 02/03/2007 15:07)
fako
tena tsy misy azon'ny CUA atao mintsy ve momba ilay fako b etsy Ambohijatovo eo am arrêt 117, fa tena mahatsiravina b, mivangongo be ilay izy, sady refa le mbola tsyfeno ny taxiB d feno lalitra marik... tohiny
novalian'i dadie ny 28/03/2007 18:19
ari.malala ( 02/03/2007 14:55)
mbola Bodo iany
tena efa nitady tao am tononkira za vao sahy nangataka teto, ny lohateniny koa tsy tadidiko, fa ilay hoe "ny andro maizim-bava vilany ny fiarahana tena mamy fa sy maintsy hisaraka eto izaho maik... tohiny
novalian'i dadie ny 02/04/2007 08:36
ari.malala ( 05/02/2007 15:14)
les aventures de Sherkboy et Lavagirl
Iza no mba manana an'io film io fa tadiavin'ilay zanak omafy dia mafy e! Nitady t@ internet aho fa andoavambola ny telechargement! misaotra mialo e!... tohiny
ari.malala ( 31/01/2007 12:51)
Ireo olona mihevi-tena ho voa lava
Manaona daolo indray Misy fomba ve anitsiana ireo olona mihevitra ny tenany ho voa (victime) lava? Misy olona fantatro izay mantsy, izay zavatra rehetra mitranga dia toa heveriny fa hoazy sy mahavo... tohiny
ari.malala ( 16/01/2007 06:16)
Ny nofy
Miarahaba ny rehetra, Ny nofy ve misy fiantraikany eo @ fiainana sa nofy dia nofy fotsiny iany? ny tiako anotaniana dia izao, nanonofy ratsy be aho hoe maty ny zanako fa rehefa nifoha nefa aho dia ... tohiny
novalian'i niryna ny 23/01/2007 06:10
ari.malala ( 12/01/2007 12:46)
gaga aho fa
Sary nataoko tao @ public de nasiako comment hoe raha sanatia ka voafafa dia ataoko any @ sary hoan'ny namako iany, satria sarin'i Ambinintsoa no tao, dia lasa tena hoan'ny namako iany marina tokoa ne... tohiny
novalian'i hery ny 15/01/2007 11:19
ari.malala ( 12/12/2006 11:51)
ireo olona mihakanakana
Miarahaba, tsy haiko na ato ity no tokony hipetraka na tsia, fa naika hanontany aho azafady hoe mety sitran'ny dokotera ve ireo olona mihakanakana? (mi beggayer no mahazatra antsika)dia inona no fanaf... tohiny
ari.malala ( 28/11/2006 14:23)
recette hoan'nyzazakely
Miarahaba e Naika hangataka recette hoan'ny zazakely e! 6volana izy zao. Efa tsy zatra tsony fa vao manavao indray manko! Misaotra mialoha e... tohiny
novalian'i felanawil ny 15/12/2006 20:46
ari.malala ( 16/11/2006 13:11)
tsy azoko ny réaction an candidats sasany
Milaza izy ireo fa tsy aradalàna ny 3decembre nefa izy milatsaka, tsy hanaiky ny valip-pifidianana hono izy ka raha izy ve no lany eo de handà izy hoe za lany t@ tsy aradalàna da tsy hitondra? deia... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:43
ari.malala ( 16/11/2006 06:25)
zaza very tadidy
Miarahaba anareo, Inona kay ny tokony atao amin'ny zaza very tadidy? tena tsy mba indray mandeha fa isanandro mihintsy, ohatra hoe apetrany eo ambony latabatra ny kilalaony dia lasa izy manao zavat... tohiny
novalian'i mimich ny 29/11/2006 08:29
ari.malala ( 08/11/2006 06:12)
Tena tsy rariny!!!!
Omaly hariva raha handeha hody aho, naneha taxi B 117 dia nisy tovolahy mbola mpianatra, mamo izy ary dia nihoaka nandoa tao anaty taxi B... marikoriko be! :? :? rehefa mba mahatsapa fa mamo ka tsy ho... tohiny
novalian'i heribe ny 12/01/2007 10:45
ari.malala ( 06/11/2006 14:27)
fitiavana ve?
Miarahaba, tsy haiko ity na ato na any @ fitiavana no tokony hipetraka fa mba nahalasa ny saiko, fitiavana ve ny lainga? azavaiko, misy lehilahy, efa manammbady, fa misy vhv "tiany" dia mahavatra m... tohiny
ari.malala ( 02/11/2006 12:43)
hihihi
Niresaka hono ny prezidà telo lahy, ny an'ny Amerikana ny an'ny Frantsay ary ny antsika Malagasy, dia hoy hono ingahy prezidà amerikana hoe tsisy manana ohatran'io statut de la liberté io n'iza n'i... tohiny
novalian'i tslem ny 03/11/2006 13:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0391