Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 24/10/2007 07:18)
volo potipotika:-(
manahoana daolo tsika retraretra, nsy fotoana hoa zany nianatra coiffure t@ institut iray izay tantine anay, d hoe mianatra teinture ry zareo, de nasainy nividy loko za, de le loko nasainy novidian... tohiny
ari.malala ( 23/10/2007 06:19)
Vaovaon'i Rakaroka
[quote]56. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 23-10-2007 06:23:03 Lohateny : Re : MALAHELO aho! Nandao antsika omaly hariva t@ fito ora malagasy izy. 'ndriiiiy Lasa ry reto ilay "mpimatimaty" amiko! ... tohiny
novalian'i rakaroka ny 18/12/2007 21:53
ari.malala ( 19/10/2007 14:50)
hangataka hira
Ilay hiran'i Herbert Léonard ngamba raha tsy diso za le est-ce que tu penses à moi iny azafady raha misy manana,misaotra mialoha.:)... tohiny
ari.malala ( 19/10/2007 11:40)
nodimandry omaly hariva i Lucky Dube
Nolazain'ny vaovaon'ny RDB io antoandro io fa nodimandry omaly hariva i Lucky Dube, fantatry ny maro @ filalaovana ny gadona Reggae. Voalaza moa fa nandritry ny fanafihan-jiolahy no nahafaty azy, ary ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 23/10/2007 09:50
ari.malala ( 12/10/2007 13:55)
Ilay taranak'i Davida ara-nofo
Mba mangataka fanazavana azafady, fa tsy azoko ny tian'io hira io tenenina: ao @ Matio 1 no misy ny filazana ny razan'i Jesoa dia misy hoe [quote]ary Jakoba niteraka an'i Josefa vadin'i Maria izay nit... tohiny
novalian'i niryna ny 17/10/2007 04:37
ari.malala ( 11/10/2007 12:53)
dessins animés amzao fotoana izao
Tsy haiko nareo raha nahamarika fa ny dessins animés amin'izao fotoana izao de misy mifanoroka ilay mitsôda be reny, d rarànareo tsy hijery anireny v ny zanakareo? ts zany mantsy fa ny zanako refa ... tohiny
novalian'i kofbay ny 12/02/2008 15:43
ari.malala ( 10/10/2007 13:39)
fanitsiana tonon-kira
Efa nalefako hafatra ihany fa angamba tsy voarian'ny tompon'andraikitra dia entiko eto. Raha tsy diso aho taloha ela be dia afaka manitsy tonon-kira izay nampiditra azy, ka mba miangavy raha azo atao,... tohiny
ari.malala ( 08/10/2007 12:57)
Fahadiovana
Manahoana daolo indray, Firy taona kay ny ankizy kely no tokony hadio? ilay efa mba mahay miteny pipi sy kaka reny? ny zanako mantsy 16volana, fa mbola tsy miteny, fa mbola manoa amin'ny lamba:{ ka... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 05:25
ari.malala ( 08/10/2007 05:54)
Iza ary no namako?
Nanohina ahy manokana io Evnajely androany io, satria araka ny homelie dia hoe tokony ho namnan'y olona rehetra isika, toa an'ilay Samaritana tsara fanahy namonjy ilay olona naratra. Ny tiako anontani... tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2007 20:39
ari.malala ( 05/10/2007 07:42)
Mety ve raha...
Miarahaba ny tompon'andraikitra sy ny mpisera rehetra. Tsy haiko na ato na any @ momba ny serasera no tokony hipetraka ity hevitro ity, fa mba naika hanontanya ho raha mety, ny anaovana hoe, ny dinika... tohiny
ari.malala ( 02/10/2007 14:15)
hono hoa
Ny zanaky ny rahavavin-dreny dia atao hoe kibo tsy omby, fa ny zanaky ny rahalahan-dray kosa kay inona? ary ny zanaky ny anadahin-dreny na ny anabavin-dray? misaotra mialoha amin'ny fanazavana... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 04/10/2007 09:06
ari.malala ( 19/09/2007 07:10)
mandry eritreritra ve?...
-Ireo lehilahy efa manambady, nefa mbola mampirafy, na efa manambady fa mbola manan-janaka ivelan'ny tokantrano? (tao anatin'ny tokantranony no nahazoany zza hafa fa ts talohany an, raha talohany ndra... tohiny
ari.malala ( 10/09/2007 13:51)
Novonoin’izy telo lahy ilay namany dia nataony tsaky toaka
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=323765 Voaheloka mandra-pahafatiny. Novonoin’izy telo lahy ilay namany dia nataony tsaky toaka 10-09-2007 / 14:28 Niaiky ny heloka vitany izy telo lahy... tohiny
novalian'i Lantoer ny 05/12/2007 00:17
ari.malala ( 31/08/2007 11:44)
ANARIM
dia faly mampandre antsika namana sy tapaka eto amin'ny serasera, fa tonga soa oamaly maraina t@ 3sy sasany i MIRANTO HAMINTSOA, zazalahy kely, 3kilao. Salama tsara ny reniny sy ny zanany. Any @ clini... tohiny
ari.malala ( 30/08/2007 11:58)
rehefa mamono razana
Inona kay ny dikan'le fatotra im-7 moa izy zay sa im10 refa le mamono razana iny? ts zany mantsy fa t@ fatin'i dadabeanay, de raha tsy diso za d im10 ngamba (ts tadidio tsony ,fa efa t@ 1986 zany) de ... tohiny
ari.malala ( 17/08/2007 07:04)
ahiahy tsy mitombina :-(
Miarahaba ny mpisera rehetra! t@ talata dia nisy zavatra mampalahelo nitranga tato @ toeram-piasako, nisy vevavy, nitondra vola be izy dia napetrapetrany ilay izy, avy eo lazainy fa mank 90 000Ariary ... tohiny
ari.malala ( 16/08/2007 12:45)
atleta very meday volamena
Voalazan'ny vaovaon'ny rdb io antoandro io, fa nisy atleta, mpibata fonjam-by (tsy tsaroako ny anarangasiny fa Charles izay le izy), nisy nangalatra ny sacoche misy ny volany rehetra sy ny meday volam... tohiny
novalian'i tajiah ny 14/02/2008 11:31
ari.malala ( 14/08/2007 14:54)
Refa misasa
Ialako tsiny aloha raha tsy tokony ho ato ity, fa heveriko misy ifandraisany @ fahasalamana ka dia alefako iany. (Miangavy mba hafindra raha manohintohina azafady) Misy miteny hoe tsy mety ny misik... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 04:23
ari.malala ( 14/08/2007 13:36)
mbola fanontaniana manitikitika iany
hono hoa, inona no mahasamy hafa ny Katolika Romana sy ny Katolika Ortodoksa? Mitovy ve ny conception ny Eokaristia @ ireo? Ary ny Anglikana ve Katolika iany koa? misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2007 23:33
ari.malala ( 10/08/2007 07:37)
misy tsy mazava!
Miarahaba ny mpiandraikitra ary miangavy fanazavana raha azo atao azafady. Nanoratra tary @ fety sy fihaonana aho, hampiditra hevitra (sary moa izany no tena marina) ary nainka hamaly hampiditra ny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/08/2007 12:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2648