Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala
(
29/02/2008 12:30)
fichier .dll tsy ao hono...
Miarahaba e,
Misy izany fichier .dll izany hono tsy ampy amin'ity machine iasako ity ka inona no tokony atao? ilay izy aloha izany de machine efa ntaolo be:-D pentium75 de tsy haiko izay azo atao a...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/03/2008 08:24
ari.malala
(
29/02/2008 08:07)
Marina v ity?
[quote] Nouveau type de cancer du sein
Prière de transmettre ce message à toutes les femmes de votre entourage ( À votre mère, à vos filles, à vos soeurs, à vos tantes, à vos amies, etc...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 01/03/2008 08:50
ari.malala
(
22/02/2008 10:16)
Ndao hahatsiaro ny fahiny 2
Ndao ndray ary hahatsiaro ny fahiny e, mbola RNM iany, fa ze pub tadidinareo tamzany fotona izany, na hira nampime na nitondra fahatsiarovana e!
Atomboko amko ary refa le akaikyny krismsy na paka d...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/04/2008 10:03
ari.malala
(
15/02/2008 12:41)
Mwanawasa préfère l'Eau vive à l'Olympiko
Madagascar
Mwanawasa préfère l'Eau vive à l'Olympiko
Le 14/02/2008 - Pendant les trois jours de sa visite officielle à Madagascar, cette semaine, le président zambien Lévy Mwanawasa et les ...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 19/02/2008 04:12
ari.malala
(
14/02/2008 08:30)
Henri Salvador
Nodimandry omaly teo @ faha 90taonany i Henri Salvador, mpihira frantsay nanana ny nahaizy azy. mpihiran ny Une chanson douce, Zorro est arrivé, Le lyon est mort ce soir, le travail c'est la santé.
...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 15/02/2008 05:16
ari.malala
(
06/02/2008 06:48)
ndao hahatsiaro ny fahiny
Ireo mpanolotra fandaharana nahatsikaiky fahizany tao am rnm.
Nenà ramahafadrahona amle hoe "ny manolotra ny fandaharana dia ny havanareo ny avana ramahafadrahona" de le refa hiala izy de mametrak...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 14/02/2008 06:18
ari.malala
(
06/02/2008 06:42)
hira efa taloha be
si tu devais partir
si un jour la vie nous sépare
va et ne t'en fais pas
je resterai là par amour pour toi
et le vent jusqu'à toi
viendra t'apporter mon message
c'est une chanson d'amour
qu...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 13/02/2008 14:42
ari.malala
(
05/02/2008 13:41)
petrole ahn
manahoana daolo, inona kay ny vertu an'io petrole ahn io e! misy miteny hoe manala angadrano, atao oty ny lotion de manalava volo no mampalefaka volo, marina ve izany? aiza no mety ahitana azy? d mana...
tohiny
novalian'i mansoor ny 06/03/2008 18:47
ari.malala
(
04/02/2008 08:10)
mety misy ve...
Mba mahalasa saina ahy hoa, mety hisy ve olona ohatra hoe efa dokotera ny asany, d tapakevitra hanao mopera na hanao frera? satria misy frera mandrakizay fa ts manao mopera mantsy (miala tsiny @ hafa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/02/2008 20:53
ari.malala
(
29/01/2008 14:22)
avia hanaraka ahy...
Mahalasa saina ahy ny fomba niantsoan'i Jesoa andry Piera sy André... teo am-panjonoana de hoe ndao manaraka ahy d lasa, d amzao fotoana izao, ankoatry ny relijiozy izay manokana ny fiainany @ fanara...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2008 09:43
ari.malala
(
25/01/2008 14:46)
olona mahay rano
mba nahalasa saina ana hoa, misy marina ve izany olona mahay rano izany e! tys ilay mahay milomano no teneniko eto, fa ilay olona hoe mahay misintona olona lasan'ny rano, na ranomasina io na ranomamy?...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/02/2008 14:03
ari.malala
(
24/01/2008 05:18)
Bon annif Mamzelkely
Arabaina aky tratry ny tsingerin-taona nahaterahana de ho soa sy hilay b fona ny fiaianana de mahazoa izay irina sy tadiavina ka mahasoa a:-*:-*:-* d miandry gatô za an;)...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:41
ari.malala
(
08/01/2008 05:45)
energie negative?
Manahoana daolo, misy olona ve ry reto hoe tonga de mahatsiravina anao tsotra fotsiny izao ny miresaka aminy? tsy haiko fa misy olona izay, vao sambany niresaka izahay de tonga d nahatsiravina ana zan...
tohiny
novalian'i tashaa ny 19/01/2008 12:57
ari.malala
(
07/01/2008 05:16)
Heroda sy ny majy
Manahoana daolo, misy zavatra tsy azoko hoa t@ majy nitady an'i Jesoa e, tonga tao @ Heroda ry zareo de hoe aiza ny mpanjakan'ny jody vao teraka, de namory ny lohandohan'ny mpisorona i Heroda de tonga...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/01/2008 22:49
ari.malala
(
28/12/2007 06:39)
démission
Hono hoa, rehefa manao demission ve tsy maintsy tenenina ny antony ialana amin'ilay orinasa? Efa nisy namana nanontaniako momba ny droit de préavis iany, fa ny ato aminay zany otran'ny tsy mahalala f...
tohiny
novalian'i tashaa ny 19/01/2008 12:51
ari.malala
(
27/12/2007 08:05)
mila fanampiana azafady
1/Sao dia mba misy manana office97 ry reto nareo azafady fa mba ilaiko, indramina ftsn d averina! misaotra mialoha!
2/ tys mmety installer na yahoo messenger ny machine ko fa ts azoko hoe manin, ne...
tohiny
novalian'i rajust ny 27/12/2007 12:36
ari.malala
(
26/12/2007 12:16)
Ny fiainana any amin'ny communauté
Mba lasa hoa ny saiko, t@ krismasy zay nivavaka tao am carmelite tao Ampasanimalo, de lasa teo ny saiko hoe ireto masera mihiboka ireto ve, mba toy ny olon-drehetra iany hoe mifanao ndry refa miresaka...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:49
ari.malala
(
20/12/2007 13:04)
hiran'i Mage 4
Manahoana daolo
sao mba misy manana ny tonon'ilay hiran'i mage 4 tsy haiko ny titre, fa misy hoe
"ny fo sy ny saiko mirediredy hoe
tsisy ohatranao raha ny ety"
azafady dia misaotra mialoha...
tohiny
ari.malala
(
20/12/2007 06:28)
Aleloia!!!!!!
Nisy bandy hono zany, izy mivavaka amle fiangonana mivazavaza mamaly hoe aleloia reny fona d nahazaka sipa katolika izy, de niteny tamle sipa hoe za am noel jean no tiako ataonao kdo hoana, de eny aza...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 27/12/2007 15:02
ari.malala
(
18/12/2007 08:30)
Sarotra hono e
Niresaka i pasitera sy i Ndriana:
Pasitera: Sarotra anaka ny manara-dia ny Tompo, be ny fandrika eny an-dalana sy ny fakam-panahy tsy maintsy resena
Namaly i Ndriana: Ka efa 200 taona lasa izay pa...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 12:25
