Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 20/06/2008 14:31)
milaibe... aiz enao?
Za ry reto malaelo an'i milaibe fa nankaiza izy? :-P... tohiny
novalian'i RTsongy ny 21/10/2008 21:12
ari.malala ( 20/06/2008 14:11)
aza manody!!! hahahahaha
mipetraka any ambanivohitra hon izany ry Jean Bolida menakavy. IJEan Bolida de bandikely fatsoratsora tia mandrairay zavatr'olona d voaantso any ampianarana foana ny dadany we ratsy toetra ilery sady ... tohiny
novalian'i ftlozy ny 22/07/2008 16:42
ari.malala ( 18/06/2008 06:41)
devoli'izao sy izao ...
Nisy fotoana hoa za zany nentin'izay tantine ko izay nivavaka tany maina fiangoanana evanjelika iray (tsy ho tononiko ny anarany ho fanajana) d ny tena moa tamin'izany mbola kely tsy mahalala ny tena ... tohiny
ari.malala ( 13/06/2008 09:27)
amitié madio entre lelà sy vevavy
Miarahaba ny mpisera e! Hono hoa e, miantefa am lelà ty fanontaniana ity, fa tena tsy possible mints ve ny lelà s ny vevavy mpinamana tsotra fa ts maints asina fona hoe nef za tara b amnao e, nda... tohiny
novalian'i maverikr ny 06/10/2008 13:23
ari.malala ( 13/06/2008 05:38)
bonaniversera naritsimba
Miarahaba an'i Zoky Naritsimba nahatratra ny tsingerin-taona nahaterahany e! d mirary soa, hahatratra ny manaraka bedabe mbola hifandimby o!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/06/2008 14:58
ari.malala ( 11/06/2008 13:30)
malabary
Miarahaba ny rehetra, Hikarakara andron-jazalahy @ ty volana ity, ka sao d mba misy afaka manor ny fomba fanjairana malabary azafady. Azo atao ny mividy vita, azo atao ny mampanjaitra, fa mba tiako... tohiny
ari.malala ( 05/06/2008 12:21)
Les aventures de Lavagirl et Sharkboy
http://www.commeaucinema.com/film=les-aventures-de-sharkboy-et-lavagirl,40336.html Sao dia mba misy maihta io film io azafady fa mafinaritra be izy io, mitady aho fa tsy mahita! Azon'ny rehetra jer... tohiny
ari.malala ( 04/06/2008 08:44)
marina ndray sa tsy marina?
Miala tsiny fa am teny frantsay fa mail vao azoko vao teo ity! Dis à tous tes contacts qui sont dans ta liste de ne pas accepter le contact 'gwen@hotmail.fr' c'estquelqu'unqui va pirater ton ordin... tohiny
ari.malala ( 04/06/2008 07:53)
he he he andramo anie e
klikeo http://www.tatuagemdaboa.com.br, avy eo andraso hitranga hatram farany le sarina sipakely ao io, d apetrao ao am case 1 ny anaranao, d ny surnom ao am faharoa, aza mametraka adresse e mail fa ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/06/2008 09:57
ari.malala ( 03/06/2008 07:45)
Manao ahoana raha...
Mba manao ahoana aza raha asiana séance de question - réponse ao am-piangonana mandritra ny toriteny? mba hevitra nitsiry tao antsaiko io tam alahady teo... ohatra hoe misy andininy tsy mazava d ame... tohiny
novalian'i niryna ny 28/06/2008 03:59
ari.malala ( 03/06/2008 07:11)
ccleaner
Miarahaba ny mpisera rehetra, naika hanontany za, inona kay ny tena asan'ny ccleaner?... tohiny
novalian'i iryjob ny 03/07/2008 14:54
ari.malala ( 20/05/2008 08:50)
fa manin aza no ovaovaina fona ny fampianarana!
Société [quote]Primaire à 7 ans. La réforme de l’enseignement est en cours. Et l’anglais n’est pas en reste. 20 CISCO pilotes cette année Le prolongement du primaire à 7 ans... tohiny
novalian'i kally ny 27/06/2008 12:46
ari.malala ( 20/05/2008 06:52)
malahelo...:snif:
manina ny ambiansy taloha teto am forum serasera mintsy hoa za zany e! taloha tsy mba nisy izany mifampialonalona sy miadiady izany fa tena hoe niray fo sy niray saina ny mpiforum:-(:cry: izao izay di... tohiny
novalian'i ainaheri ny 22/05/2008 19:04
ari.malala ( 16/05/2008 12:16)
ahoana izany hoe menatra an'i Jesoa izany?
Miarahaba ny mpisera rehetra :-) Rehefa mahazo ireny chaines de prières ireny d misy foana ary am farany ary hoe raha menatra ahy sy ny teniko d ho menatra anareo koa aho eo anatrehan'ny Raiko sns... tohiny
novalian'i niryna ny 24/05/2008 03:33
ari.malala ( 06/05/2008 13:56)
Fanahy Masina iza?
T@ andro voalohany nitsanganan'i Jesoa ho velona dia niseho t@ mpianany izy ... ary nitsoka nanao hoe "raiso ny Fanahy Masina". Tato afara nefa rehefa miresaka am mpianany izy dia milaza foana hoe re... tohiny
novalian'i jonah ny 13/05/2008 07:34
ari.malala ( 05/05/2008 11:21)
tsy manaonao fona ve?
I Jesoa talohan'ny niakarany any an-danitra nanafatra hoe manaova batemy ny olona rehetra amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina, nefa ireo apostoly refa nanao batemy d t@ anaran'i Jes... tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:42
ari.malala ( 02/05/2008 06:23)
lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
miarahaba ny namana rehetra, Misy namana mandalo eto Dago, mi organiser barbecue en plein ari ny lundi de pentecote, manasa antsika namana izy ho tonga amin'io fotoana io fa sady pot d'adieu hon io... tohiny
ari.malala ( 23/04/2008 10:45)
zany hono raha te hahazo lahikely e
http://fr.news.yahoo.com/dstsante/20080423/thl-grossesse-pour-un-garcon-soignez-vot-be91fa4.html... tohiny
novalian'i mmmhh ny 29/04/2008 15:02
ari.malala ( 23/04/2008 05:03)
bonifety aby ny scout e
faly miarahaba ny scout rehetra fa tratry ny fetin'ny mpiaro azy ireo d i Md Geoerges anio 23/04/08. ... tohiny
novalian'i mimich ny 29/04/2008 05:28
ari.malala ( 22/04/2008 11:30)
hafiriana vao ritra ny nono?
manahoana daholo ianareo, Ny zanako tsy maintsy nosarahina nono, f aho 1volana izay, nefa mbola misy nono iany refa potseriko am maraina ref le mandro iny d manontany ah ohe hafiriana vao ritra tan... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0358