Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala
(
06/05/2009 05:40)
karajia
Miarahaba ny mpiandraikitra sy ny namana rehetra,
Fanontaniana kely hoan'i Hery na mpiandraikitra hafa ao @ karajia azafady, Refa misy olona manirikiry, d misy ilay commande hoe /ignore xxx, d ts m...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 12/05/2009 05:59
ari.malala
(
08/04/2009 09:27)
marina izany!
http://www.les-nouvelles.com/
Ilako tsiny @ ts nahadikako azy, fa mitombina tsara ilay fanadihadiana. Mazotoa mamaky
EDITORIAL
La voix d’un peuple ou d’une foule ?
Depuis le...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 20:47
ari.malala
(
08/04/2009 08:03)
mandat presidentiel
Tsy mba voaresaka mintsy hoa izy ity, nefa anisan'ny iankinan'ny ain-dehiben'ny firenena iany koa e! Raha ny fanapahan-kevitr'i Andry tgv mantsy d hoe 1taona iany no mahazo mitondra ny prezidà iray, ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:26
ari.malala
(
06/04/2009 08:19)
Tsy azoko
Tsy azoko mintsy hoa ilay hoe sakanana ny camion an'ny TIKO e! dia alaina an-keriny ny zavatra ao anatiny na tazomina an-keriny gafiana tsotra fotsiny izao ilay entana ao anatiny! Ohatra fotsiny ilay ...
tohiny
novalian'i nancy ny 07/04/2009 14:59
ari.malala
(
02/04/2009 07:51)
gaga ihany aho
Fa raha tsy diso ny fahalalako, ny grâce presidentielle nomena ireo gadra politika dia tsy manadio ny casier judiciaire ny (azafady @ ila teny vary @anana aloha fa tsy haiko ny filazana ny casier jud...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 21:44
ari.malala
(
25/03/2009 13:05)
discours presidentielle
Tsy haiko na zà no variana fa toa tsy nahare mitnsy hoa zà t@ ilay tao Mahamasina hoe hatsangana ny haute cours de la justice e! nefa izany no nitabatabàna teny am 13 mai? sa rehefa azo ny fahefana...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:15
ari.malala
(
24/03/2009 07:28)
Suite affaire pasitera Lala Rasendrahasina
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&catid=34%3Aactualites-madagascar&id=5024%3Alefjkm-reconnaitavoir-menti&Itemid=53
[quote]Le Secrétaire Général de l’Eglise prote...
tohiny
novalian'i Oay ny 25/03/2009 11:00
ari.malala
(
18/03/2009 12:50)
Marina ve
Fa nohidian'ny pro tgv koa ny midi madagasikara? vao anikeo za no namaky midi en ligne ko!...
tohiny
novalian'i Oay ny 18/03/2009 15:07
ari.malala
(
17/03/2009 07:38)
Eritreritra sendra nandalo maromaro iany...
Miarahaba,
Tsy any @ politika no nandefasako ity satria eritreritra nandalo iany moa ny ahy.
Angaha moa ny sivily tsy tokony hanana fahazoan-dalana vao afaka mitana fitaovam-piadiana? Ary raha ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 26/03/2009 05:15
ari.malala
(
16/03/2009 06:32)
Ahoana no no tokony ataoko?
Miarahaba ny rehetra.
Ahoana no tokony ataoko fa omaly zany ny zanako nitantara zavatra tamiko, ozizy mantsy anà, "neny a, zay mpiara mianatra aminay zay an, classe de 8è izy fa izy hono efa im8 ...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 25/03/2009 04:15
ari.malala
(
12/03/2009 06:34)
Ny ex communiation
I Jesoa dia niteny fa tonga hiantso ny mpanota hibebaka, nefa nahoana isika olombelona no mi decider hoe ity olona ity dia tsy mahazo mandray komonio na aongana tsy ho mpandray intsony? Tsy maka ny to...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/03/2009 16:46
ari.malala
(
10/03/2009 06:55)
Ahoana moa ny fandehany?
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=5550
Ny fanontaniako dia tsotra, mbola mahazo mandray sakramenta ve io pretra io? Satria raha ny fampianarana azoko dia 6 i...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 20:49
ari.malala
(
02/03/2009 08:52)
masika hono...
Miarahaba ny rehetra,
Ohatran'ny ahoana kay ny atao hoe olona masika? dia inona ny fomba ialana @ ilay fahasiahana? :oops: tsy zany mantsy fa tsy olona 1 no niteny tamko fa za hono masika, za nefa ...
tohiny
novalian'i soanja ny 05/03/2009 17:01
ari.malala
(
27/02/2009 10:47)
Tsara ve sa ratsy
Aminareo, tsara ve sa ratsy ny toetra "démonstratif"? azavaiko, za refa misy zavatra tiako eny @ olona 1 d avy de teneniko hoe tiko ny toy izao, ohatra hoe mafinaritra ahy ny akanjony d avy de miteny...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 05/03/2009 06:22
ari.malala
(
25/02/2009 07:34)
famakiana baiboly
Misy zavatra manitikitika ahy hoa e! ahoana kay zany hoe maka teny ao @ baiboly d iny no atao reference iainana tontolo andro? (tsy miteny ny vakiteny atolotra isanandro aho fa iny efa haiko hoe misy ...
tohiny
novalian'i Nandra1 ny 19/03/2009 13:09
ari.malala
(
23/02/2009 11:43)
Ny dinika
Miarahaba
Mba manao antso avo hoan'ireo tompon'andraikitra rehetra, ny webmaster, ny admins isankarazany fa dia misy manararaotra toy ny banga mihomehy alina manoratra teny ratsy @ dinika sasantsas...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2009 19:39
ari.malala
(
19/02/2009 05:57)
Bonanif Fa (ftma)
Bonaniversera Fa de mirary soa hatrany, hitombo hery sy tanjaka ary fahasalamana hatrany fifanatitra sy hifampitolona am Nirin hihihi! kiss akia a! :-* :-*...
tohiny
novalian'i marindra ny 21/02/2009 15:00
ari.malala
(
04/02/2009 12:01)
fa maninona kay
Miarahaba ny namana mpisera rehetra. Fa inona kay ny manintona ny bandikely @ vevavy zokiny aman-taona e!...
tohiny
novalian'i Papoose ny 18/02/2009 15:51
ari.malala
(
03/02/2009 08:53)
Ahoana ianareo aminity!
http://www.madagascar-tribune.com/Tetezamita-zarazarao-anjakana,11028.html...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/02/2009 12:24
ari.malala
(
20/01/2009 12:50)
famafana sary
Raha tsy diso za de taloha afaka hoe coché na izay sary tiana fafana e? izao toa tsy maintsy klikena tsirairay le izy vao afaka fafana :? mandany fotoana beu! sode afaka averina le case à cocher aza...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 23/01/2009 13:45
