Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 15/01/2009 06:40)
Farasisa
Miarahaba ny rehetra indray, Hono hoa e, ohatran'ny ahoana kay ny fisehon'izany farasisa? Dia misy miteny hoe raha mpisotro toaka be lay rangahy dia mety ho voan'ny farasisa ny zanany, mitombina ve... tohiny
ari.malala ( 12/01/2009 08:53)
Resaka volan-jaza
Miarahaba ny rehetra, ary mirary soa ho @ ity taona vaovao ity. Misy fanontaniana kely tiana apetraka azafady. Vao niova société iasana aho, nanomboka t@ 01/12/08. Ahoana ny momba ny volan-jaza t... tohiny
ari.malala ( 30/12/2008 07:41)
mahavariana ahy
http://agape-tv.com/agape_feminin/index.php/fanontaniana-sy-valiny/azo-atao-ve-ny-mandihy-aminireny-soiree-ireny-239 Mba mahavariana ahy ny voalaza ao anatin'io article io! fa fiderana ny devoly ah... tohiny
ari.malala ( 30/12/2008 06:15)
Hita taratra ny fahantran-tsika Malagasy!!!
Miarahaba indray, Omaly hariva raha handeha hody aho nandeha fiara fitateram-bahoaka dia sady ontsa no nalahelo satria dia 100Ar dia mampifamaly ao anaty fiara! ny receveur sy ny mpandeha io mifama... tohiny
ari.malala ( 26/09/2008 13:04)
Passage zebré (azafady fa tsy haiko ny dikany am teny gasy)
Miarahaba Hono hoa, reny passage zebré reny nga moa tsy voatokana hiampitàn'ny mpandeha tongotra? izanyhoe refa hitan'ny mpamily fa vonona hiampita ny mpandeha tongotra d tokony mampiadana ny dia... tohiny
ari.malala ( 16/09/2008 05:46)
Rado
Banga iray indray ny tontolon'ny tononkalo malagasy, nodimandry Rado na i Georges Andriamantena! mirary fiononana tanteraka hoan fianakaviany sy ny mpanakanto rehetra ary isika mpankafy tononkalo! ... tohiny
novalian'i zoukimi ny 17/09/2008 21:50
ari.malala ( 21/08/2008 07:21)
parasy lafrika
Miarahaba e Raha tongotra avy nalàna parasy lafrika, d le lavaka b reny kay d inona ny fiarovana tokony atao ankoatry ny fanaovana kapa foana? ts zany mants fa avy nilasy tany Tamatave ny zanako d... tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2008 21:51
ari.malala ( 18/08/2008 07:49)
inona marina no atao hoe olona misy demony
Miarahaba ny rehetra Manontany aho hoe inona marina no atao hoe olona misy demony satria misy olona izay manana aretina mifanitona, d lazaina fa misy demony d ny tsy azoko d hoe refa in no atao hoe... tohiny
novalian'i niryna ny 30/08/2008 00:11
ari.malala ( 14/08/2008 08:03)
bon anif
Yonikafopla, d mirary soa d mahità ze tadiavina rehetra aky a [url=http://mabul.org/][img]http://apu.mabul.org/up/apu/2008/08/14/img-100504yk0gp.jpg[/img][/url] [url=http://mabul.org/][img]http:/... tohiny
ari.malala ( 11/08/2008 11:50)
karajia 11/08/08
Miarahaba ny tompon'andraikitra. Nisy olana nga ny karajia androany 11/08/08 fa somary sairana dol ny rehetra vo tafiditra kle! zay zany tonga d adresse bannie alou tam volou, aveo reta tafiditra, d n... tohiny
novalian'i neo83 ny 20/08/2008 08:56
ari.malala ( 24/07/2008 06:03)
mety atao ato ve ity?
Miarahaba antsika rehetra, Tsy haiko ry reto na mety atao ato ity, fa za mba mila fanampiana amintsika eto Madagasikara azafady, mba mitady maikamaika azafady olona hiasa sy hiandry zaza ( zaza ... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/08/2008 09:23
ari.malala ( 23/07/2008 09:12)
Une déesse à Antanimora
http://www.laverite.mg/actu1.htm Un physique de rêve, une beauté à faire picoter la peau, une sveltesse enivrante, une élégance déroutante, etc. Les mots et phrases ont manqué à ses victime... tohiny
novalian'i endrika01 ny 20/08/2008 19:40
ari.malala ( 23/07/2008 06:42)
Zanaka mpiandry efa-dahy nanendaka pasitera ao amin’ny Toby
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=6306 Faits Divers HALATRA. Hatraiza hatraiza no ahitana ny faharatsiana isan-karazany. Tsy aty amin’ny “j... tohiny
novalian'i Kapistra ny 08/08/2008 06:21
ari.malala ( 18/07/2008 11:59)
rehefa manamasina rano
Miarahaba, Mba mahalasa ny saiko hoa e! refa le manamasina rano iny d mivavaka ny pretra hoe '"ary Elia mpaminany dia efa nasainao namafy sira tao anaty rano mba hampahavokatra azy" ka iza marina i... tohiny
ari.malala ( 17/07/2008 13:03)
Inona kay ny dikan'ity azafady?
Ny internet explorer ko dia matetika mi plante d nefa tsy misy antony mazava hoe rehefa am fotoana in fa refa miplante izy d mamoaka erreur toy izao DDHELP a causé une défaillance de protection g... tohiny
novalian'i daryprod ny 19/11/2008 09:09
ari.malala ( 11/07/2008 07:42)
nahavariana ahy omaly hariva..
Reseveran'ny taxiB iray izay, nisy moto nandalo nanapaka ny lalanay d tonga d ozy le resevera mantsy ny saofera hoe tonga d dony any reny moto reny... fa manin ny moto no hodonina? Loza hoan'ny fifamo... tohiny
novalian'i Koditra ny 15/07/2008 20:32
ari.malala ( 08/07/2008 12:25)
nahazo tôbil hono za :^) :-D
Tsy haiko indray ity na tokony ato am eritreritra mandalo na any am informatik fa ts haiko nareo raha mba mahazo ireny mail hoe felicitation, vous avez gagné zao euros na zao euros, fa za androany n... tohiny
novalian'i ni81 ny 30/07/2008 20:29
ari.malala ( 07/07/2008 07:35)
mpiantoka (tuteur)
Miarahaba, ny ankizy tsy ampy taona iany ve kay no mila mpiantoka? azavaiko, misy cousine ko izay kamboty ray sy reny, efa nentiko teto ny cas ny, efa 18 taona izy izao ( mandray 19 amty taona ity)... tohiny
novalian'i Ralay ny 08/07/2008 17:04
ari.malala ( 04/07/2008 06:59)
789 celtel
Miarahaba, Tsy haiko na tokony ho ato ity na any am informatik fa tsy haiko nareo refa miantso ny 789 celtel raha mba tonga d mahazo conseiller clientèle fa za refa miantso an'io mba mila fanampia... tohiny
ari.malala ( 27/06/2008 12:18)
tsipoapoaka
mba lasa hoa ny saiko, isan-taona indrindra refa akaiky fetim-pirenena toy izao,d mivoaka fona ny tsipoapoaka, d mahalasa saina ana we fa manin no nasina ny tsipoapoaka, efa ela v sa vao haingana fa t... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1976