Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 22/07/2004 12:24)
Karaman'ny Chefs de région hono hatao 20 millions
Asa indray izay tompon -kevitra t@ io fa ny Banque Mondiale aloha dia efa nanao démenti fa tsy ry zareo hono no tompon-kevitra. Raha izany no tanteraka dia hisy savoritaka tsy hay lazaina eto amints... tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 22:13
ari.malala ( 20/07/2004 07:24)
Pub ao @ TVM
Asa ianareo raha mba mahatsikaritra fa ao @ TVM ny ankamaroan'ny pub dia an'ny TIKO daolo! vao misy resaka pub dia tsy maintsy an'ny TIKO no mibahan-toerana. ... tohiny
novalian'i kitjo ny 24/07/2004 11:15
ari.malala ( 16/07/2004 14:12)
Fanahiniana sa tsy fahatsiarovan-tena?
Ezahina @ izao fotoana izao ny mba hampadio ny tanàna, mbola misy ihany ireo mipipi eran'ny vodirindryna sy ny vodihazo, fanahiniana sa tsy fahatsiarovan-tena? Maharikoriko mintsy! Misy koa ireo mani... tohiny
ari.malala ( 12/07/2004 14:06)
mitsikia kely ê!
Deux amies, complètement bourrées à la suite d'une soirée un peu trop arrosée rentrent chez elles en marchant. Elles passent devant un cimetière et l'une suggère à l'autre qu'elles pourraient... tohiny
novalian'i olly ny 18/07/2004 09:14
ari.malala ( 16/06/2004 12:14)
Ny inona no mahasambatra kokoa
Ny mitia sa ny tiavina? Misokatra ny adihevitra.... tohiny
novalian'i palmbeach ny 24/08/2004 09:56
ari.malala ( 08/06/2004 09:53)
Sinusite
Miarahaba ny namana rehetra, inona kay ny fanafody mety hahasitrana sinusite ? aza miresaka ponction aloha fa efa in-3 aho no natao ponction ( 1990; 1992; 1998 angamba izyizay ) fa mbola marary be ary... tohiny
ari.malala ( 19/04/2004 09:48)
dystrophie ovarienne
Raha misy dokotera afaka mamaly azafady, inona kay no tena antony mahatonga an'io? Ary tsy maintsy mila fandidiana ve? Mitarika kyste ve?Misaotra mialoha.... tohiny
ari.malala ( 18/02/2004 13:22)
tena tsy maintsy didiana ve?
Miarahaba antsika rehetra, misy marary foana ny ila kiboko havanana, efa nanao echographie aho fa tsy nisy n'inon'inona. Ilay marary aloha dia efa hatr@ 94 aho no narary fa notahitahiana teny, nas... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0881