Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 05/06/2014 08:36)
dinika manokana amin'ny fomba malalaka tsisy bedy
miarahaba, toa tsy ao intsony sa izaho no tsy mahay mijery?... tohiny
novalian'i veloo ny 05/06/2014 18:52
ari.malala ( 14/03/2013 06:29)
Arahabaina isika nahazo mpiandry ondry vaovao
[u]http://tempsreel.nouvelobs.com/monde/20130313.OBS1759/jorge-mario-bergoglio-un-pape-progressiste.html[/u]... tohiny
ari.malala ( 24/09/2012 07:02)
ireo karazam-pahagagana...
Miarahaba ny rehetra indray! Fanontaniana manitikitika kely mba ilàna valiny azafady! hoanareo mivavaka amin'ireny antokom-pivavahana milaza fa hoe misy fahagagana maro rehefa mandeha mankany hoa, s... tohiny
ari.malala ( 23/02/2012 08:51)
Ahoana no hahatanteraka izany?
Miarahaba ny rehetra. Misy manitikitika ahy ity, samy novangian'ny anjely ihany na i Maria na i Zakaria, samy nilazana zavatra toa impossible eo imason'ny olombelona (i Maria moa virjiny no nilazna h... tohiny
ari.malala ( 05/12/2011 08:13)
Satro-boninahitry ny Mpanjaka Ranavalona I
Very omaly alahady hono ny satro-boninahitry ny Mpanjaka Ranavalona I; (vaovao nolazain'ny RDB vao maraina teo)... tohiny
ari.malala ( 03/09/2010 13:37)
Ny Kristianina sy ny fanandroana
Miarahaba ny rehetra, Mba te hahalala hoa zaho hoe mifanohitra @ fivavahana kristianina tokoa ve ny fanandroana? raha atao hoe anganon'ny ntaolo malagasy fotsiny iany, ny vazaha koa anie mba manandro... tohiny
novalian'i bor2lais ny 14/09/2010 11:01
ari.malala ( 11/09/2009 13:44)
famahanana ny zaza
Mirahaba ny namana rehetra, Hatr@ firy taona kay ny zaza no tokony hofahanana? Tsy zany mantsy fa i Ambinintsoa zao efa 3taona sy tapany fa mihanta b ts mety minan-kanina refa ao antrnao aho raha t... tohiny
novalian'i rhina ny 29/09/2009 10:59
ari.malala ( 09/09/2009 07:46)
Raikitra ny bal e
President DJ, minisitry ny tanora DJ, ts maints ho raikitra iany ny bal...... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/09/2009 14:53
ari.malala ( 19/08/2009 11:27)
bétisiers pazzapa
Tantarao eto indray aza ireo bétisiers ny pazzapa mampime e! ny anà atomboko am lay hitako t@ maly hariva. Misy lehilahy iny, tsy haiko na d ahoana loatra fa d au claire de la lune v rey olona no hi... tohiny
ari.malala ( 19/08/2009 07:35)
Convocation » sandoka, mpianatra dimy tsy nahazo nanao fanad
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=16930 [quote=midi-madagasikara]« Convocation » sandoka, mpianatra dimy tsy nahazo nanao fanadinana bakaloreà A... tohiny
novalian'i Picsou ny 19/12/2009 10:00
ari.malala ( 17/08/2009 11:38)
Fa dia reny inona loatra!!!!
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=28777 [quote=l'experess de Madagascar]Maternité de Befelatanana Une mère abandonne son bébé Un bébé d’un jour a été abandonné par sa ... tohiny
novalian'i xxx ny 31/10/2009 01:41
ari.malala ( 17/08/2009 11:27)
Miady antrano ny TGV
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=16845 [quote=Midi Madagasikara androany]Les membres du TGV dans la région DIANA réclame le changement et exige la nomi... tohiny
novalian'i pink ny 21/08/2009 23:49
ari.malala ( 12/08/2009 08:41)
INDRAIM-BAVA : Nomen’Andriamanitra ny fara
[quote]INDRAIM-BAVA Tsy naharitra izahay fa mba te hizara vaovao lehibe aminareo havana aman-tsakaiza rehetra. Amin-kafaliana lehibe no ilazana aminareo fa teraka tany Mozambika, ny alaha... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/08/2009 08:11
ari.malala ( 10/08/2009 09:43)
Iza no niteny hoe tsy nahazo amnistie?
[quote= gazety taratra nivoaka ny 10/08/09]VAOVAO MISONGADINA FIFANARAHANA TANY MAPUTO FIFANARAHANA TANY MAPUTO . Filohan’ny tetezamita Rajoelina, mahazo mody Ravalomanana, tetezamita ... tohiny
ari.malala ( 10/08/2009 08:14)
Fitiavan-tanindrazana hono ka hoe...
Tsy haiko aloha ny atao hoe fanajana sy fitiavan-tanindrazana hoan'ny olona sasany, fa izaho dia tafintohina t@ ireo olona nitsena an'i andry rajoel teny Ivato maly... Ny antony? efa hoe redonina ny h... tohiny
ari.malala ( 07/08/2009 13:35)
@ internet...
Fa manin hoa ny oul sasany refa mamaly dinika @ internet, na mi chat d mivazavaza b e! (manoratra majuscules) Misy zany mba hoe sendra voatsindry ny caps lock fa misy tena fanahiniana mints le iz! las... tohiny
ari.malala ( 06/08/2009 10:57)
elefanta sy rhinoceros
Nifanafoka hono zany ny elefanta sy ny rhinoceros, de oziz ny elefanta mantsy ny rhinoceros, mba nandra kou zany ze nanao anareo an, aiza v rangà ko ny nify ery an-tendron'orona ery no mitiritirina! ... tohiny
novalian'i rhina ny 09/09/2009 09:29
ari.malala ( 06/08/2009 07:51)
Fihavanana hono ka hoe...
Mba mampime anà iany le toetran'ireo anciens flou sa filou ireo ka!... Samy mitory fihavanana e, fampihavanana e! indrindra moa fa i Zafy Albert, nefa toa tsy nifandray tanana akory ireto izy nony ta... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 20:51
ari.malala ( 29/07/2009 08:25)
Entretien - misy fanontaniana ve?
Manahoana daholo indray :) Rehefa manao entretien, d misy fotoana miteny ny mpampanao entretien hoe misy fanontaniana tianao apetraka ve? Ny tiako fantarina dia hoe tena obligatoire sa nécessaire ... tohiny
ari.malala ( 28/07/2009 05:36)
Ny fanadinana @ ity taona ity...
Izay ankizy afa-panadinana @ ity taona ity ve ho reconnu ny diplaomany satria ministera tao anaty governemanta tsy nankatoavin'izan'iza no mikarakara izany? Ary nahita ihany koa ah tany @ dinika hafa ... tohiny
novalian'i dasy ny 25/09/2009 19:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6332