Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 22/07/2009 06:56)
Lissage permanent - youko système
Toa hoe maharitra 8 - 10volana hono, fa mba liana aho hoe iza no efa nanandrana? Manao ahoana ny effet ny? Inona ny effets secondaires? Aty Antananarivo misy ery Tsiazotafo ery, fa toa hoe manomboka 5... tohiny
novalian'i maian ny 22/09/2012 11:01
ari.malala ( 20/07/2009 09:24)
Milamina sa tsy milamina ny tany tohiny
[quote] 8. Mpandefa : sapele [ Valio ] 17-07-2009 16:44:57 Lohateny : Re : MILAMINA SA TSY MILAMINA NY TANY za de nievitra fa tena misy le crise lazina lava teto AMIN'NY serasera fa 1volana mahery z... tohiny
ari.malala ( 16/07/2009 13:52)
Momba ny fiantsoan'Andriamanitra
Voaresaka matetika ny momba ny fiantsoan'Andriamanitra, saingy rehefa miresaka azy io dia ny pretra, ny masera, ny frera, ny pasitera ihany no tonga voalohany ao an-tsaina. Ny fanambadiana koa nefa is... tohiny
ari.malala ( 15/07/2009 05:59)
Miha ratsy izao fiainana izao...
Miarahaba ny rehetra indray, Tsy haiko any ivelany, fa aty Dago rey olona dia efa tsy kely lalana intsony mintsy ny ratsy ka! Nampalahelo ilay ramatoa t@ asabotsy izay, nolazain'ilay mpisandoka hon... tohiny
novalian'i rhina ny 15/08/2009 09:55
ari.malala ( 06/07/2009 14:04)
vary 1kg siramamy 1kg
Raha tsy diso ny fahazoako resaka dia nanolotra vary 1 kilao sy siramamy 1 kilao isan-tokantrano ny "minisitra" Gilbert Raharizatovo, hoan'ireo olona iray tanindrazana aminy... Mahavita iona reyolona ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:14
ari.malala ( 02/07/2009 07:15)
ny vidin'entana...
Toa hoe nampidinina 30 ariary ny vidin'ny gas oilfa tonga dia niakatra 300 ariary b izao, ary izao aza toa efa niakatra sahady? ary toa nanjavona sahady ilay hoe menaka 2500 ariary? ary ny vary? aiza ... tohiny
novalian'i diloo ny 04/07/2009 22:51
ari.malala ( 23/06/2009 07:26)
Vehivavy manome compliment vehivavy
Manahoana daolo ndray, Hafahafa aminareo lehilahy ve raha vehivavy no manome compliment vehivavy? Ny antony ametrahako io fanontaniana io mantsy d zao, misy ankizivavy zay, charmante b mintsy izy, ... tohiny
novalian'i Koditra ny 04/07/2009 13:47
ari.malala ( 15/06/2009 12:29)
Hay moa ny anao hoe kilalao
Tsy tadidiko intsony na hiran'iza izy io na hiran'iza, fa efa elaela ihany, sendra reko t@ radio t@ maraina dia tadidiko ka mba nainka hangatahako raha sendra misy mahatadidy. Misy toy izao ny tonony ... tohiny
ari.malala ( 08/06/2009 05:31)
fa inona marina
Miarahaba ny lehilahy rehetra (ny vehivavy koa arabaina lol) Fa inona marina hoà no mahatonga ny lehilahy taitra rehefa mahita vehivavy manao mini jupe na manao short e? :)... tohiny
ari.malala ( 05/06/2009 14:23)
Mirary soa hoan'ny reny rehetra
Miarahaba ny reny rehetra eto @ serasera ny tenako ary mirary soa hoantsika rehetra hahavita be @ fitaizana sy fanabeazana ny sombin'aintsika :)... tohiny
ari.malala ( 05/06/2009 12:38)
blog
Mba sendra nitsidika blog n'olona aho androany, fa tena variana mintsy aho hoe aiza daolo no ahitan-dry zareo an'ireny inspirations rehetra anoratana ireny? ny ahy ny sary no tena mameno ao fa tsy mis... tohiny
novalian'i ni81 ny 05/06/2009 17:19
ari.malala ( 05/06/2009 12:04)
Mba mahavariana!
Angaha moa lasa ny "Etat Malagasy" indray no miantoka ny fahavitan'ny laman'ny tanàna? http://www.taratramada.com/ [quote]POLITIKA Lapan’ny tanàna Hiantohan’ny Hat Nidin... tohiny
novalian'i fijo ny 05/06/2009 22:21
ari.malala ( 05/06/2009 05:31)
Mba naika hanontany azafady e!
Miarahaba indray, Misy maharary foana ny ila kiboko ankavanana (efa nodidiana appendicite t@ fevrier 2004 aho, fa mbola misy maharary foana), dia nasain'ny dokotera nanao echographie. Nivaly ary il... tohiny
ari.malala ( 03/06/2009 06:15)
nipoitra iany ny marina hihih
Niaraka hono zany ireto mpifankatia, dia nanontany ilay madama: M:rehefa maty ve aho dia mbola hanambady ianao? R : mhhhhhh tsy fantatro :) M : hanambady ve hoà ianao? R : Ao aza fa hanambady ah ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/06/2009 11:30
ari.malala ( 28/05/2009 13:34)
zaza tezain'ny biby...
http://www.moov.mg/insolite.php?articleId=502671 [quote]Une fillette "élevée" par des chiens et des chats découverte en Sibérie (27-05-2009) - Des agents de la protection de l'enfance ont déc... tohiny
novalian'i mmmhh ny 06/06/2009 08:31
ari.malala ( 27/05/2009 10:51)
fomba fanoratra atao ohatran'ny sms
Miarahaba indray, Mba mahavariana ahy hoa e, maninona no refa manoratra de lasa zatra manafohy teny ohatran'ny any @ sms ny ankamaroan'ny olona? Nefa anie eto @ internet tsy misy limite de caractè... tohiny
novalian'i ni81 ny 08/06/2009 14:11
ari.malala ( 18/05/2009 06:05)
fanontaniana
Miarahaba, Misy fanontaniana kely azafady, voaresaka foana ilay hoe refa misasa dia tsy tokony misikotra fa manimba flore vaginale, ilay tanana misikotra iany koa mety itondra microbes, sns d aôna... tohiny
novalian'i soanja ny 01/06/2009 09:28
ari.malala ( 07/05/2009 08:38)
Miresaka momba ny
Miala tsiny mialoha aho raha sanatria misy tohina. Ny fanontaniana tiako apetraka, somary endrika sondage iany raha ny marina, satria mila manao presentaion zay za d io no lohahevitra nosafidiako satr... tohiny
novalian'i tywa68 ny 11/05/2009 06:09
ari.malala ( 06/05/2009 10:05)
zaza be fandeferana loatra
Hono hoa, ahaona no anovàna ny toetran'ny zaza diso be fandeferana loatra? Ilay lahimatoako mantsy tsapako diso be fandeferana loatra, na zaza zandriny aza migafy anazy ts mba mamaly izy. Any am-pian... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 05/06/2009 14:56
ari.malala ( 06/05/2009 07:19)
Fanjakàn'adala! misambotsambopoana!
[quote]Amparafaravola: Miaramila tsy mazava saika hisava toeram-piasana (06-05-2009) - Nanambara moa ilay tao amin'ny orinasa fa tsy maintsy miandry ny tale jeneraliny vao azo atao izany. Manambonin... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 08/05/2009 10:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0362