nipoitra iany ny marina hihih
1. ari.malala
(
03/06/2009 06:15)
Niaraka hono zany ireto mpifankatia, dia nanontany ilay madama:
M:rehefa maty ve aho dia mbola hanambady ianao?
R : mhhhhhh tsy fantatro :)
M : hanambady ve hoà ianao?
R : Ao aza fa hanambady ah raha izay no tianao e!
M : Dia homenao azy ve ny fiarako, ny firavako, ny akanjoko?
R : Ko izy aza tsy mahay mitondra fiara ko
M : :x :x :x

novalian'i xxx ny 16/06/2009 11:30
2. fahamarinana
(
03/06/2009 06:20)
:arrow: :-D izao izany ilay nivolgana tsy nanontaniana ve akia ? (l)
3. sapele
(
03/06/2009 13:16)
tsara iany anie le manontanitany anareo lehilahy reefa tsy manana porofo fa mivolagna ny tsy anotaniana e!tena marina io.
4. artefy
(
03/06/2009 13:59)
indray andro koa, sendra nanasa ny lamban ilery ny vadiny no nahatsikaritra billet na 133 roa tao anaty paosin'akanjony, tonga dia hoy ramatoa nony tonga ileiry ny hariva "mahafinaritra ilay mitsangantsangana eny itaosy an! " avy ileiry dia nikorapaka "mifona aho malala fa tsy hamerina intsony ah!"! de hoy izy an'eritreritra hoe " ary manana mpitsikilo izany le ramatoa ity matoa nahafantatra fa tany itaosy zah sy ikala j... omaly an!"
7. vale
(
05/06/2009 15:08)
[quote=ari.malala]
Niaraka hono zany ireto mpifankatia, dia nanontany ilay madama:
M:rehefa maty ve aho dia mbola hanambady ianao?
R : mhhhhhh tsy fantatro :)
M : hanambady ve hoà ianao?
R : Ao aza fa hanambady ah raha izay no tianao e!
M : Dia homenao azy ve ny fiarako, ny firavako, ny akanjoko?
R : Ko izy aza tsy mahay mitondra fiara ko
M : :x :x :x
_____________________________________
:-D :-D :-D :-D :-D :-D

8. rova30
(
08/06/2009 05:22)
Nokobokoboin'ny marina, ka nilaza tsy nanontaniana! :-D
Ary manana sens de l' humour anie i marina izany , raha nataoko ny fandinihana e! :�)
11. Bazily
(
11/06/2009 08:18)
Nony ampitso ndray andeha hiara hanao ny ptit dejeuner iny izy roa, rangahy moa efa vita akanjo fa maika hiala pas an-dramatoa, nody alina manko izy ka matahotra ny ho voagidra. Teo ampihinana anefa no kofon'ny mofo dipaina ingahy rainy ka nikohoka mafy sady nihosona potimofo ny vavany. Naroniny ny paosiny hoe haka mosoara k'hay tsy mosoara no tonga tany antano fa le silipon'ny kala vavy teo ampikoropahana hody iny. Noraisin'ny vadiny ny lapoaly avy hatrany de teny antampondohan-drakoto. Looooooza mba malina ihany na inona na inona fahamaikana lereto a! :-D
12. Koditra
(
11/06/2009 19:15)
Arimalala : Raha nanana permis zany lé sipa dé tsy kobo lery. :-D :-D
Artefy : :-D :-D , gravy ndray zany kleaza, ny namafa lokomena t@ molotra sy takolaka ary ny volo sendra nanaraka ny akanjo zao no nahamay anlery fa tsy tsy azony antsaina intsony lé tapakila adino :-D :-D

13. ari.malala
(
15/06/2009 13:47)
Koditra, mora iany nge ny mitsatoka anareo lelà reny ndraindray e :-D :-D :-D :-D