fanontaniana

1. ari.malala ( 18/05/2009 06:05)
Miarahaba,

Misy fanontaniana kely azafady, voaresaka foana ilay hoe refa misasa dia tsy tokony misikotra fa manimba flore vaginale, ilay tanana misikotra iany koa mety itondra microbes, sns d aôna indray ny momba ny masturbation, satria ts voatery rantsan-tanana iany no miditra any @ vagin ( misy ireo mampiasa fitaovana), tsy atahorana itondra microbes iany koa v ilay rantsan-tanana na fitaovana ampiasain'ireo izay mampiasa izany? (miala tisny raha choquant ity dia afindra any @ dinika manokana, misaotra mialoha)
novalian'i soanja ny 01/06/2009 09:28
2. soanja ( 18/05/2009 11:55)
Mila atao madio tsara nosasana tamin'ny savony ary maina tsara tamin'ny rivotra izay miditra any. Ny kapoty irery ihany no afaka miditra mikasika ny hoditra any ka vao avy nesorina tao anaty tranony no mando na mety tsy hanimba, ny rora koa mety tsy hanahy raha niborosy nify tsara ilay olona ary tsy manana areti-mifindra izy.

Ny ezahina lavitra dia ny hisian'ny zavatra simika hafa hiditra any.
3. ni81 ( 18/05/2009 12:23)
Ny fahazoako azy dia ilay rano miditra any mihitsy angamba no manimba ilay flore vaginale fa lasa makiana ilay ao anaty.
4. kotobekibo ( 18/05/2009 20:52)
ny fahazahoako azy koa d tahak'izay ,
izany hoe lasa simba ny équilibres ao anatin'ny vagin vokatr'ilay rano , hany ka ref misy aretina kely tsy misy dikany sendra mandalo d tsy mahatohitra intsony ireo micro-organismes ao anaty vagin ka mankarary an'ilay vhv .
:roll:
5. ni81 ( 19/05/2009 05:32)
Ny fahazoako azy dia ilay rano miditra any mihitsy angamba no manimba ilay flore vaginale fa lasa makiana ilay ao anaty.
hamafisiko kely. Satria araka ny voalaza dia efa voajanahary ny fanadiovana ao anaty ao izany ka tsy tokony hasiana zavatra hafa hanadio azy!
Tao @ feon'ny fahasalamana aho no nahareo an'io fa tsy tadidiko ny anaran'ilay gynéco malagasy niteny tao t@ zay fotoana izay.

Fa ito hitako teto @ internet koa ho fanamafisana:

Toilettes intimes : point trop n'en faut !

Il est conseillé de se laver une à deux fois par jour. Il ne faut jamais laver l'intérieur du vagin, méme à l'eau, car cela détruit la flore vaginale et augmente le risque d'infection. Les douches vaginales, pratiques encore courantes il y a quelques dizaines d'années, sont à proscrire. La toilette intime est donc réservée à la région vulvaire, qui comprend les lèvres, le clitoris et le vestibule. L'excès de toilette vulvaire (plus de deux fois par jour) abîme la couche hydrolipidique protectrice de la peau. L'usage de produits antiseptiques et antibactériens n'est d'aucun intérét et peut méme favoriser les infections. Enfin, après la toilette, veillez à bien sécher cette zone pour minimiser l'humidité.
Rappelons que les vétements trop serrés et les sous vétements synthétiques favorisent l'humidité et la macération, conditions propices à la prolifération des bactéries. Préférez donc les matières naturelles comme le coton et la soie.
6. ikaretsaka ( 19/05/2009 21:44)
dia raha azoko tsara izany ny fizotran'ny resaka dia ny mampiasa rano sady mimast no tsary azo atao e
7. soanja ( 20/05/2009 00:40)
ikaretsaka:

dia raha azoko tsara izany ny fizotran'ny resaka dia ny mampiasa rano sady mimast no tsary azo atao e


Raha ny fahaizako azy indray dia ny manasa ny any anaty mihitsy no tsy mety. Mikosoka sy mandio. Manasa= rano be dia be ary mitobaka, manova ny filaminana any anaty. Raha hanao firaisana any anaty rano ianao, dobo na renirano na ranomasina dia tsy ahita olana mihitsy satria tsy betsaka ny rano tafiditra. Raha tsy hoe efa midanadana be le zavatra de lasa dobokely any anaty any. Azo atao tsara manisy rora ny filahiana vao hanatsofoka azy mba hampalama ny raharaha, ho an'ireo izay tsy dia mando loatra. Tsy manimba izany.

Ny KY gel sy ny hafa izay natao indrindra hanalefaka ny fifampikasohana sy ny firaisana dia rano avokoa no tena base-ny.

Ka raha hamaly ny fanontanian'i Ari. dia ny habetsan'ny rano miditra any na mifangaro amin'ny zavatra hafa no mety hanova ny filaminan'ny any anaty. Mila menaka manokana efa natokana ho an'izany no ampiasaina fa tsy izay rehefa menaka. Raha manamora azy aza dia ny alaina ny kapoty dia iny asarona izay hiditra any. Ny menaka amin'iny efa vita kajy sy ara-pahasalamana. Mila ampiana fantasma kely fotsiny angamba dia milamina na handranoka ny rehetra!





8. ari.malala ( 20/05/2009 05:57)
Misaotra anareo rehetra namaly. Ary ahoana indray ny momba ireo mimast @ alalan'ny rano? (alefa mafy b ny pression ny rano d iny no atifitra fa mi stimuler clitoris "hono" ary mahatonga orgasme:^) tsy atahorana ho tafiditra any anaty any ve ilay rano sa eo ivelany eo ftsn iny rano iny?
9. ni81 ( 20/05/2009 06:10)
Ary ahoana indray ny momba ireo mimast @ alalan'ny rano? (alefa mafy b ny pression ny rano d iny no atifitra fa mi stimuler clitoris "hono" ary mahatonga orgasme tsy atahorana ho tafiditra any anaty any ve ilay rano sa eo ivelany eo ftsn iny rano iny?
ety ivelany fotsiny angamba ny rano fa tsy tafiditra any ka! raha tsy hoe atsofoka angaha ny lohan'ilay tuyau :lol:
10. xxx ( 20/05/2009 09:46)
Sao dia ilay hoe ny rano misy chlore angamba dia mamono bibikely, nefa bibikely no manao ny asan'ny voieries any donc mahafaty azy ... (ohatran'ny rano any @ piscine ohatra)
11. ari.malala ( 26/05/2009 05:29)
xxx, d tsy haiko aloha fa nanitikitika ahy dia io nanontaniako io :)
12. ikaretsaka ( 29/05/2009 23:06)
ety ivelany fotsiny angamba ny rano fa tsy tafiditra any ka! raha tsy hoe atsofoka angaha ny lohan'ilay tuyau

aoka kosa le hoe hi pressure de asiana tuyau alefa any le
13. soanja ( 01/06/2009 09:28)
ari.malala:

xxx, d tsy haiko aloha fa nanitikitika ahy dia io nanontaniako io :)


Tsara ny fanontaniana ka!


:-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3541