Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala
(
24/11/2005 10:20)
anarana hafakely
Nisy sipakely ony zany niditra tao @ patisserie hividy gateau fa aniversaire ny zandriny..
sipakely :manahoana tompoko o; mba hividy gateau za fa anniversaire ny zandrikely androany
mpivarotra :ha...
tohiny
novalian'i Veloo ny 01/12/2005 18:11
ari.malala
(
17/11/2005 06:48)
baby foot???
Misy association ana nains ony zany nanangana ekipana foot, d isaky ny alahady mifampicontre ny ekipan'zareo (fa misy ekipa 2). D isaky ny avy manao match zareo d aafka mankany @ cafe zareo zany mba m...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 25/11/2005 07:16
ari.malala
(
16/11/2005 13:00)
ventilo
miarahaba e
sao d misy afaka manoro hevitra fa le matos iasako zany maty wazy e, mijan wazy ny ventilo d tsoahana mbakan'ny alim mints vao mety d ajanona ela b, refa tena mahamay b ny andro d ts af...
tohiny
novalian'i sadakely ny 03/01/2006 08:16
ari.malala
(
14/11/2005 09:16)
hafa ndray e
niresaka ony zany reto roalahy mpinamana, iza lety no miaraka @là RAgeorges? d namaly RAgeorges se i BAkoly lesy a; d we Bakoly iza? d we iBakoly etsy andrefan-tanàna lesy a iny v ts fantatr'elà e...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:11
ari.malala
(
11/11/2005 13:51)
manan-tsaina hoe?....
Teny ambony fiaramanidina nirehitra no niseho ny tantara, Bill Gates sy lahiantitra iray ary mpandeha iray niaraka t@ mpanamory no tao, ary tsy nisy afa tsy parachutes 3 nefa teo. Vao nirehitra ny fia...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:12
ari.malala
(
07/11/2005 10:55)
adin'ny firy eo?...
Niditra tao @ trano fihetezana ity lhl iray, d nahita ny habetsahan'ny ol nilahatra teo izy de nanontany an'ingahy mpanety we eo @ adin'ny firy eo za no afaka miverina d voaray? d nojeren'ingahy mpane...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:20
ari.malala
(
03/11/2005 13:30)
bevoka misy kyste
inona kay ny mety ho voka-dratsiny? d tsy maintsy didiana v?...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2005 22:16
ari.malala
(
03/11/2005 07:18)
tiko raha mba....
Nenjehin'ny ours ony zany ny bitro...
ours :" tsy maintsy trtrak oelà androany r'ilay bitro kely vendrana iy a"
bitro, ndana lesy elà r'le ours adala b ty mande any a
nande ihany d nifanompa ô...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:24
ari.malala
(
02/11/2005 14:53)
mitsikitsiky refa...
tao @ toby fitsaboana adala no nitranga ny resaka, nitazana teo ambaravarankely ony zany i Leksisy d niresaka ny mpitsabo anazy, jereon'ise anie ty Leksisy e, efa mihatsara kosa angamba izy io ,fa in ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/11/2005 21:40
ari.malala
(
26/10/2005 10:09)
niantso teo ny...
Teo am-pijerena tele ony zany le lhl ray, miady tsara ny bol ary ef ande hahafaty ny ekipany...Tampotampoka eo tamy avy any ny vadiny tonga d velo lapaly b eo an-tampon-dohany, gaga ingahy d nanontany...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/11/2005 21:12
ari.malala
(
21/10/2005 13:23)
tsy te ho sitrana?...
Tonga tao @ cafe anankiray ony zany Jesoa d niditra d niarahaba ny ol rehetra tao : manahoana daolo e, za Jesoa. D tsisy nino ny ol tao, aiza ko no haha Jesoa anareo fa tssss! d namaly ihany izy we za...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/11/2005 18:10
ari.malala
(
04/10/2005 13:19)
fay....
Tany @ mpanety no nitranga ny tantara, niresaka le olona 2 mandram-piandry ny tour ny, d ozy le lelà 1, le Jesoa zany tena olona adala mintsy ê! d nanontany le ray wea fa aôna ranga ty, d tsya tait...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 17:22
ari.malala
(
03/10/2005 14:47)
diso adiresy....
Nisy mpivady efa antitra ony zany, nande week end d hivantanan ao @ le hotely nivantanany t@ zaeo nanao volan-tanntely, fa t@ fotoana farany d tsy afaka tampoka le vhv, fa we miasa, d tsy afaka hande ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:44
ari.malala
(
22/09/2005 11:33)
tratra ambody omby...
nangalatra akoho ony zany i Lita d avy d novonoiny le izy, d teo ampamolosana anazy izy no nandondona ingahy RAmpanana tompon'ny akoho, d vao nisokatra ny varavarana d nisosososo ingahy niditra tany ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/10/2005 17:22
ari.malala
(
22/08/2005 05:13)
JMJ
MIarahaba ê! :)
Mba afaka manome vaovao ve izay nanatrika ny JMJ? Misaotra ê! :)
...
tohiny
novalian'i Vaillant ny 07/09/2005 13:24
ari.malala
(
04/08/2005 13:14)
Ny fahafatesana ve...
Ahoana ilay hoe "Sitrak'Andriamanitra ny niantsoany ny mpanompony, na ny zanany malalany" ireny ê! d raha namono tena le olona d mbola sitrak'Andriamanitra ihany ve no nahafaty anazy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2005 21:14
ari.malala
(
19/07/2005 11:27)
Vaovao farany
Nikasa hametraka motion de censure ny députée TIM, ka nanaiky hametra-pialana ny Filohan'ny assemblée Nationale, fa saingy navoakany aby ny secret n'izy mianakavy ao, ary tsy mahagaga raha mahantra...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 29/07/2005 08:24
ari.malala
(
18/07/2005 13:06)
mety ho sanatria kyste ve?
mba mangataka fanazavana azafady fa zao le cas mitranga, tsy tonga ny fotoana nefa manao signe ohatrany ho avy zany, marary b ny bas ventre sady mamatovato ny nono. EFa mparary refa tonga fotoana (rè...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2005 22:33
ari.malala
(
12/07/2005 11:52)
bevoka enao!
Narary ony zany ty rangahy anankiray, de nandeha tany @ dokotera de we mila manao analyse enao an, fa mitondrà pipi rahampitso maraina, le enao vao mifoha tsy mbola nisakafo tsy nisotro rano iny no i...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 29/07/2005 14:01
ari.malala
(
05/07/2005 11:16)
pazzapa3
Arahabaina indray ry mpiserasera isany! Ahoana ny fahitanareo ny ankizy mandray anjara @ pazzapa 3? Mbola vao step 1 aloha fa ianareo ve tsy mahita we ohatrany misy te hiseho télé sy mianatra ny at...
tohiny
novalian'i bozimanga ny 26/09/2005 13:23
