Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 02/11/2006 12:31)
hanondrana rano???
Nolazain'ny vaovaon'ny radio Antsiva t@ atoandro teo fa hanondrana rano any @ golf Persika hono ny fitondram-panjakana? ilay rano haondrana dia ao @ faritr'i Mananara, satria hono io rano io dia very... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:42
ari.malala ( 25/10/2006 12:26)
ny foko no miantso
an'i dadabe... mba nankaiza loatra aza izy izay e! dadabe aaaaaa! miverena fa manina anao ny kilonga eeeeee! tsisy mi :@ tsony,t sisy miantso re razako oo sy mitantara angano sy mampime any @ hatsikan... tohiny
ari.malala ( 25/10/2006 07:42)
Refa avy aty @ forum
Miarahaba, tsy haiko ianareo na tratra ohatra ahy, fa ohatra hoe tonga dia aty @ forum no miditra dia mahita hoe ireo misy hafatra, ka hhandeha hiditra hamaky hafatra dia mamerina mampiditra login... tohiny
ari.malala ( 19/09/2006 14:18)
tonga indray e
Miarahaba anareo namana rehetra indray aho, tonga indray aho araka ny lohateny napetrako. Misaotra betsaka anareo rehetra na ny eot an-toerana na ny any am_pita fa tena namana tokoa ianareo, ary m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/09/2006 20:56
ari.malala ( 31/05/2006 06:17)
Io curiosité anareo lehilahy io eeeeeeeeeeee
Nisy lhl oun zany d nande avion izy, de feno daolo ny wc, de nefa zany izy efa poritra be, de nampalaelo an'l e hotesse hon zanyizy de ozy le hotesse hoe, entik oany am wc an vhv enao fa zao, aza b ki... tohiny
novalian'i ako ny 24/06/2006 11:04
ari.malala ( 30/05/2006 04:42)
RV dans 3 mois
:D:D:D:D lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra, ka dia an-kafaliana tanteraka no ilazako aminareo namako rehetra eto amin'ny namana serasera fa handeha kely aho afaka roa andro, izany hoe ny ala... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 07:08
ari.malala ( 21/04/2006 04:38)
site fianarana coupe et couture
Manahoana daolo, sao dia mba misy mahalala re azafady fa efa nahita iray izayaho d mampifilafila b fa refa tonga any @ le interessant le izy d lasa payant e! za nefa mba t hahay nefa ts manana fotoana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 04:31
ari.malala ( 05/04/2006 11:14)
misy courrier ho anao ao
Teo am-panapahana ahitra teo anjaridaina zany le ranga, d nivoaka avy any ny mpiray vodiridrina taminy, blonde izy io ;) sady tsara bika an nivoaka avy any antranony any znay izy de nankeny am-bavahad... tohiny
ari.malala ( 24/03/2006 09:34)
Ty ndray ary hafa e
Nisy lhl ony nahazaka sipa vaovao, d mba tiany hahita ny appart ny znay le sipa d nentiny tany @nazy indrya hariva, d vao niditra d toga d ozy le sipa, hay, tsara b ny canape anao. Jejo ery lery nama... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:00
ari.malala ( 23/03/2006 12:29)
Frantsay ndrayary e!
Nisy Frantsay 3 zany, maty d nony tonga teo am-baravaran'ny lanitra d nihaona t@ Md Piera, d ozy Md Piera we aty @ paradisa an, misy karazana toeram-ponenana, arakarakay ny QI. D nampanaovina test izy... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/03/2006 02:39
ari.malala ( 23/03/2006 11:54)
Ankamantatra momba ny belge ndray ary e!
Ahoana ny fandorana sofina belge?:-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/03/2006 21:20
ari.malala ( 22/03/2006 09:57)
Ndao ndray aza mba ovaina blonde e
Avy nianatra ony zany ty blonde anankiray (maternelle io an) d jejo b izy nitantara t@ reniny: neny a neny a, zay zany an, nianatra nanisa d ny ankizy neny an, tsy nahavita afatsy hatreo @ 3 nef any a... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:13
ari.malala ( 15/03/2006 12:09)
fety be
Feno teloplo taona hono ny mariazin'izy mivady zany d ozy le ramatoa, ndao ranga mba vonona le kisoa ao hanaovantsika fety rapitso fa feno telopolo taona rapitso anie ny fanambadiantsika e! d ozy le r... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:14
ari.malala ( 07/03/2006 13:51)
faniriana farany
Narary mafy efa ho faty hono izany ty âsitera 1 d nampiantso an'i Rainivoanjo sy Radédé, d tonga ireo, d samy gaga we in ary no iantsoan'i pasitera antsika 2 lahy; d nankany @ tranon'i pasitera. T... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:52
ari.malala ( 06/03/2006 10:02)
Ny zanaky ny mpanjaka hono eeeeee
Nitady vady hoan'ny zanany vavy hono zany ny mpanjaka Arthur, d zao no atao, asina paoma eo ambony lohan'le zavavy, d ze lhl mtoraka lefona ka mahavoa an'le paoma no ho vadiny. Nande ny voalohany, nit... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 17:04
ari.malala ( 19/01/2006 10:45)
Fanontaniana indray e
Miarahaba indray e Momba ny congé de maternité indray no tiako anontaniana azafady. Raha namaky code de travail aho d 14 semaines no hitako tao ka 6 semaines avant DPA d 8 après, za nefa efa man... tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2006 21:28
ari.malala ( 09/01/2006 07:19)
code de travail
Iza ry zareo no afaka manome ahy ny code de travail Malagasy? na koa ny site web na ny adresse mail ny inspection de travail? Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 20:53
ari.malala ( 09/01/2006 05:54)
Mila fanampiana maimaika azafady
Miarahaba ny mpiserasera rehetra Mba mila torohevitra azafady fa zao ny mahazo ahy, za bevok a4 volana, d tokony hikarakara fiche rose aho zany hikarakarana volanjaza, d efa nangataka permisson aho... tohiny
novalian'i fijo ny 10/01/2006 21:52
ari.malala ( 20/12/2005 08:04)
mangataka tononkira e
Raha mba misy manana ny tonon'ilay hiran'i Sheila " je n'en veux pas d'autre que toi" anie azafady e! tena tiko b io hira io d nefa ts ananako ny tonony. Atomboko kely d mba manohy ze manana azafady e... tohiny
novalian'i fotsihely ny 04/01/2006 20:41
ari.malala ( 07/12/2005 11:24)
pate crêpe
manahoana daolo e, mba atoroy fanaovana pate na creê ry erto fa tsy mety fôna refa za no manao a... tohiny
novalian'i chipie1 ny 14/12/2005 07:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0378