Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ari.malala, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 21/04/2008 12:17)
tapage
Inona kay ny atao hoe tapage? de amin'ny alina iany ve sa amin'ny atoandro kou azo lazaina tapage?... tohiny
novalian'i ds ny 24/04/2008 16:25
ari.malala ( 21/04/2008 11:06)
nahazo eveka mpanampy ny diosezin'i Mahajanga
Arahabaina ny diosezin'i Mahajanga fa nahazo Eveka mpanampy. Notendren'ny papa Benoit 16 ho eveka mpanampy any i Monseigneur Roger Victor Rakotondrajao. http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?... tohiny
ari.malala ( 18/04/2008 11:29)
mba ampio azafady e
Za ry zareo mba mila torohevitra kely fa misy manahirana ny saiko a! Ao am centre fandehananay misy dokotera izay, mahakamo ana fa efa hatram volou zay vo tao aminazy no efa hafahafa tamiko izy, fa ts... tohiny
ari.malala ( 14/04/2008 05:33)
Analamanga park
Miarahabany rehetra e Nahafinaritra dia nahafinaritra ny fiarahana teny Analamanga park, fa dia misaotra nyrehetra izay tonga teny. Isaorana iany koa i Diamondra27 sy i Hery ary ireo namany, ireo n... tohiny
novalian'i nrina ny 03/03/2009 12:14
ari.malala ( 10/04/2008 08:52)
dedikasy
ityu hira ity dia atolotra hoan'i kiadi ô r'ilay besorongola, modoa malakilaky ianao f'ilay [b]ngahibesola[/b], ao andrefantrano ao miandry anao tontolo andro tsy hita ianao hanao raharaha mody... tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/04/2008 10:44
ari.malala ( 09/04/2008 11:44)
contrat CDI
Miarahaba, Ahoana kay ny fandehan'ny fahataperan'ny contrat CDI?... tohiny
novalian'i xxx ny 01/07/2008 20:01
ari.malala ( 07/04/2008 13:40)
Miarahaba ny lasaliana rehetra
Miarahaba ny lasaliana rehetra fa fetin'i St JEan Baptiste de la salle androany o! dia mirary soa!... tohiny
novalian'i nani ny 17/04/2008 14:48
ari.malala ( 07/04/2008 10:38)
famorana
Miarahaba eee Izaho mba te hahalala raha misy mahafantatra hoe efa misy manao ilay corconcisoin lazer ve eto MAda? misy milaza ohe ao am HJRA manao, nefa vao avy niantso tany mintsy aho fa tsy mana... tohiny
ari.malala ( 07/04/2008 08:07)
mangataka re tompoko o!
miarahaba e! mba mangataka tonon'ny hira "ne joue pas toujours la commedie" sy aime-moi comme je t'aime" azafady izay manana e! ireto ny sombiny @ ireo hira ireo Tu n'as plus lâge d'une ecoliÃ... tohiny
ari.malala ( 03/04/2008 06:07)
mitady iany oo
mpianatra tao am square poincaré na Ste Famille (za tao am square 1986 -1990) d tao am La Ste 1990-1994... tohiny
ari.malala ( 31/03/2008 09:09)
Ny dikan'ny loko
Miarahaba ny mpiserar ehetra, Naika hanontany hoa za, misy dikany daolo izany ny loko eo amin'ny fiainan'ny olona? ny tiako anontaniana de zao, efa misy fahoriana ohatra, de mainty, fotsy, gris, vi... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 13:01
ari.malala ( 21/03/2008 14:38)
cortège présidentiel
Fa maninona tokoa hoa ny cortège presidentiel (ny at Dago io teneniko io an) no mande mafy be mints e! d nefa ts voasazy zareo hoe manao exces de vitesse na d mis police de circulaton aza eo:-D:-D ... tohiny
ari.malala ( 21/03/2008 09:37)
Fanontaniana maromaro
1/Mahalasa kely ny saiko hoa, ny alakamisy masina hariva no namoronan'i Jesoa ny Eokaristia, ko manin no ny fanasany ny tongotry ny mpianany no Evanjely vakiana @ io andro io? 2/samy mananana ny fi... tohiny
novalian'i endrika01 ny 30/03/2008 14:54
ari.malala ( 17/03/2008 12:06)
Akon'ny JMJ tany Alarobia Ambatomanga
JMJ/ALAROBIA-AMBATOMANGA. Les jeunes catholiques ont fait preuve d’une grande piété et autant d’engagement vis-à-vis de leur foi chrétienne. Ferveur et foi au rendez-vous «Je n’ai ja... tohiny
ari.malala ( 17/03/2008 09:50)
fa maninona tokoa?
Ialako tsiny dieny mialoha raha sanatria manafintohina ity fanontaniako ity fa somary mivantambantana. Misy miteny foana hoe ny nofo manohitra ny fanahy moa sa manin manin ny asan'ny nofo... ka mba... tohiny
novalian'i niryna ny 20/03/2008 05:14
ari.malala ( 14/03/2008 13:16)
Loza kou zany, mpihira gasy nangalatra?
Mpihira malagasy voaroiroy - Halatra vola Ar 93 tapitrisa. Vola Ar 93 tapitrisa no nangalaran' ilay mpihira sy ny anabaviny tamina vazaha iray volana vitsivitsy izay. Araka ny vaovao azo dia namporisi... tohiny
ari.malala ( 11/03/2008 12:28)
partager tous tes rêves
Je veux partager tous tes rêves Pour savoir combien tu penses à moi Car j'ai bien peur que dans tes rêves Il y ait d'autres filles que moi Le jour quand nous resons ensemble je vis dans le b... tohiny
novalian'i Soniamada ny 18/03/2008 13:19
ari.malala ( 10/03/2008 05:22)
tratra ny mpanao ratsy
Miarahaba ny mpisera rehetra, Araka ny notanterin'ny vaovaon'ny RDB io maraina io dia tratra omaly ireo nahavanon-doza namono nahafaty an'i Tpkv Tatamo na i Sera, izay tsy iza moa fa ny mpanampy ta... tohiny
ari.malala ( 07/03/2008 14:49)
fomba fanoratra...
Dia tena efa mahazo vahana mihintsy ity manoratra ohatran'ny @ sms ity fa misy fotona tena mila mamerina mamaky in2 na in3 vao azo ny tian'ilay olona hambara... lasa ny fisainako, hakamoana ve sa inon... tohiny
ari.malala ( 06/03/2008 12:31)
inona no azo ilazana azy?
In-droa aho izay naheno olona nitantara, ny 1 tao @ radio privée iray izay, nilaza ilay olona fa efa maty hono izy ary efa ndeha hofonosina no indro nifoha, taitra daolo ny fianakaviana ary lasa nits... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0397