Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
rijadolly ( 16/01/2012 17:36)
TSY HIEMBOTRA MIHITSY NY ANKOLAFY ZAFY RAHAMPITSO 17/01/2012 EO AMBOHINJATOVO
[b]16/01/2012 : Ankolafy Zafy : tsy maintsy misokatra Ambohijatovo[/b] [url=http://collectif-gtt.org/content/16012012-ankolafy-zafy-tsy-maintsy-misokatra-ambohijatovo]TSINDRIO ETO MISY VIDEO[/url] Â... suite
répondu par pulm le 18/01/2012 12:49
andrywui ( 16/01/2012 17:35)
Pour amin'ny tenin'ny FILOHA aho !!!
ALEO MANOMANA ANTI-CYCLONE --tadidio fa amampolo taonany maro ny takaitra avelan'ny cyclone !! raha manorina trano 4 etages a 6mois farafakeliny vao vita !! fa raha ho ravain'ny cyclone io de 2mn ih... suite
répondu par andrywui le 18/01/2012 10:46
Miharena ( 16/01/2012 14:17)
Azo heverina ve ny fahafahan'ny Kristiana miaina ny ankehitrininy?
Ny fiainana ny ankehitriny dia ahafahana manana hery lehibe hiatrehana ny olana rehetra vahana ao amin'ny tontolo andro iray. Vavaka isanandro azo lazaina manambara izany ny fangatahana amin'Andriama... suite
répondu par Miharena le 22/01/2012 17:06
Tefigasy ( 16/01/2012 12:06)
Mila mianatra teolojia ny mpiserasera
Raha nandinika ireo lohahevitra sy valim-panontaniana amin'ny resadresaka teto ny tenako nanditra izay taona iray nidirako teto izay dia mahatsapa fa mbola mila ezaka be ny tsirairay amin'ny fandalina... suite
répondu par AndriambyII le 27/01/2012 10:26
hery ( 16/01/2012 07:52)
Raha hiverina Ravalo
dia mety mihitsy ilay hoe mitondra mpanao gazety iraisam-pirenena maro miaraka aminy. Raha tena te hisambotra azy amin'izay ny HAT dia ho hita eo ny fomba sy ny antony hisamborana azy.... suite
répondu par andrywui le 18/01/2012 10:48
rijadolly ( 16/01/2012 02:22)
Poulet au crevette naine TVPLUS
Poulet au crevette naine TVPLUS http://blip.tv/tv-plus-madagascar/escale-gourmet-poulet-au-crevette-naine-5885493 ... suite
rijadolly ( 16/01/2012 01:58)
MA-LAZA 16 JANOARY 2012
[img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2011/05/couverure.jpg[/img] ... suite
répondu par rijadolly le 16/01/2012 02:08
danbal ( 15/01/2012 21:24)
ramatoa mi-verifier phone isak'izay ...
Inona mo zany no tena mba eritreritrareo @ ty mi-verifier ny phone-ndrams isak'izay miditra ny trano ty,fa za zany mahita hoe hotran'ny tsy mety ihany le izy an, sao de mba tokony apetraka ihany le m... suite
répondu par BRIOCHE le 07/11/2012 04:30
danbal ( 15/01/2012 21:12)
ramatoa mi-verifier phone isak'izay misy hirika
mba ahoana ny hevitrareo raha verifier-dramatoa ny portable(phone io) isaky ny miditra ny trano.Le olana zany de zao e,za aloha vhv,ary zavatra tena voadiniko lava izy ity, na @ namana na @ havana, f... suite
répondu par ratanty le 27/07/2012 09:26
manjakely66 ( 15/01/2012 17:14)
fanontaniana
manahona daholo nareo ato efa roa volana izao no niandrasako valiny @ fanolona permis de mintaintaina aho fa te hitondra fiarakodia mafy ny tenako miasa mantsy de tena ilaiko mihitsy ny mamily fiarak... suite
répondu par manjakely66 le 19/01/2012 15:45
rijadolly ( 15/01/2012 00:01)
14/01/2012 VAOVAO MA-TV
Nandritra ny lanonana fiarahabana ny filohan'ny fahefana avo ny tetezamita mivady, androany, dia nanambara ny filoha Andry Rajoelina fa ho afahana ireo mpanao gazety izay nihoa-pefy, araka ny fang... suite
répondu par rijadolly le 15/01/2012 00:09
rijadolly ( 14/01/2012 23:21)
VAOVAO TVPLUS 14/01/2012
VAOVAO TVPLUS 14/01/2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-14-janoary-2012-5885581 ... suite
niryna ( 14/01/2012 21:04)
Fampidirana vary avy any chine
Misy vaovao izay sendra nandalo teo ambanin'ny masoko ka asa na mitombona io na tsia.Navadibadiko fotsiny koa moa ilay izy ary amin'ny teny anglisy.Misy olona iray colonel izy io raha tsy diso aho (a... suite
niryna ( 14/01/2012 20:59)
Sahy ve hianareo? Fa angaha tsy misy manam-pahaizana mihitsy e
Andao hoe esorina avokoa ireo mpitondra rehetra milaza azy ho tia tanindrazana ireo? Tsy misy ampidirina na iza na iza satria efa samy teo avokoa.Tsy asiana atoko fa olona mbola tsy nandray anjara mih... suite
répondu par niryna le 26/02/2012 20:51
rijadolly ( 14/01/2012 18:03)
JOURNAL TVPLUS DU 14 JANVIER 2012
JOURNAL TVPLUS DU 14 JANVIER 2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-14-janvier-2012-5885417 ... suite
Larah ( 14/01/2012 07:38)
Festival interculturel
Miarahaba antsika rehetra tratrin'ny taona vaovao. Amin'ity taona ity dia hisy ny 1er festival interculturel eto amin'ny Sud Ouest - France. Ndrao misy te-handray anjara amin'io mba ho fantatrin'ny be... suite
pulm ( 14/01/2012 07:05)
Ilay olona voatifitra teny Antanimena
Fa ireny olona mitondra basy rehetra ireny ve tokony manana taratasy e? dia tokony ho mora ange ny misambotra izay olona nitifitra satria ny reference-balany tokony ho hita any @taratasy e!sa diso ny ... suite
répondu par pulm le 18/01/2012 06:00
rijadolly ( 14/01/2012 04:51)
VAOVAO MATV 13 JANVIER 2012
Taorian'ny ady hevitra teo amin'ny mpikambana ao amin'ny kongresin'ny tetezamita dia nolanian'izy ireo ny volavolan-dalana laharana 001/2012 mikasika ny CENI. [youtube]http://www.youtube.com/watc... suite
répondu par rijadolly le 14/01/2012 04:59
rijadolly ( 14/01/2012 04:40)
14 JANOARY 2012, Gazety MA-LAZA
[img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2011/05/couverture4.jpg[/img]... suite
répondu par rijadolly le 14/01/2012 04:49
rijadolly ( 14/01/2012 04:32)
INVITE DU ZOMA du 13 janvier 2012( Dr Arilaza RAZAFIMAHALEO, rahalahin'i Herizo Razafimahaleo, Anisany namana akaiky an'Andry Rajoelina.)
INVITE DU ZOMA du 13 janvier 2012( Dr Arilaza RAZAFIMALEO) http://blip.tv/tv-plus-madagascar/invite-du-zoma-du-13-janvier-2012-5883893 ... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1756