Pour amin'ny tenin'ny FILOHA aho !!!

1. andrywui ( 16/01/2012 17:35)
ALEO MANOMANA ANTI-CYCLONE

--tadidio fa amampolo taonany maro ny takaitra avelan'ny cyclone !! raha manorina trano 4 etages a 6mois farafakeliny vao vita !! fa raha ho ravain'ny cyclone io de 2mn ihany de rava !! ---- ka aleo misoroka toy zay mitsabo !! satri tsy trano ihany no rava fa ny voly nandrerahana tena amambolana vita daolo , vita ny biby fiompy rehetra ,, ny aina maty mo tsy lazaina tsony !! fa raha ny haintany lazain'ny rijadolly zany afaka miala amn faritra misy anle haintany le olona de mifindra tanana hafa de vita kabary !!

miala tsiny !! tsy maintsy atao ny fitsarana ,,mijinja ny vokany izay nanota !!
novalian'i andrywui ny 18/01/2012 10:46
2. rijadolly ( 16/01/2012 17:40)

miala tsiny !! tsy maintsy atao ny fitsarana ,,mijinja ny vokany izay nanota !!


Ary Andrywui ve efa nijinja ny vokan'ny otan'se?
3. andrywui ( 16/01/2012 23:07)
rijadolly ___)) tsy maintsy mijinja ah raha ohatra ka nanota ka !!! ..fa aoka alou ee innn alou le ota lazainao ?? ity an'i dada ty manko efa tena fahotana mahafaty tsy voadion'ny afo fandiovandry Hery tsony fa efa matevina be loatra !! fa raha ze ota kely fahalemena madinidinika ndray iny efa mifona ho atsika isanandro i jesoa sy ny anjely !! hihihihih !! f'ity an'i dada ity ane ka tsy azo leferina mitsy ee olona firimpolo kosa ve mo no nopalapalainy teo Ambohitsirohitra teo reny ko !!! zzao tokoa no oe ny atao no miverina !!! manenina mafy ery zao i dada any oe ny hadalako iany ty no nahavoa ahy fa nandrora mitsilany ,,na misarondoha mangetotra !! hohohohoh zao vao mipapapapapa atsy sadeky eee mipapapapa aroa mpanao gazety vahiny mipapapapa maketsy UA sns .... tsy maintsy ho tsaraina amin asa vita sy nataony ny zanak'olombelona ko !! zay no didy zay !! tsara refa mahay mody alou nahatsapa ny fahadisoana sy ny fahotana !!!
4. rijadolly ( 16/01/2012 23:58)
Fa anagaha misy fahotana mahavelona any am-paosinareo any? hihihihihi!
5. andrywui ( 17/01/2012 12:57)
rijadolly ---)) hery anotaniana anizay fa ry lerony manana anzany afo fandiovana zany ony ka refa ampandaloviny amzay zany i dada de afapaoatana otran'ny oe tsy nitifitra olona bobaka be teo Ambhitsorohitra izy zany !!! hery no tompon'antoka aminzay fa atsoy izy !! de i ikaretsaka koa ...
6. trondrogasy ( 17/01/2012 21:49)
aoka ry ise ity fanohanana an'i rajoelina be fahatany ity an ,akamako be daholo ny tgv eto france fa tsy mahita an'ise mivory mihitsy za na ny iray aza ,niandrasako ihany t@ rajoelina tonga tao @ ambassade fa tsy tonga ,tohanan'ise rajoelina nefa izy aza tsy rarahin'ise akory
7. andrywui ( 18/01/2012 10:46)
o ragasy a ! - protocole n'ny filoha isaky tonga aty ah less !! - na 3 jrs aza no filoha no aty de tsy maintsy mandefa tatitra fona ah oe zao ndray anie no nataon'i hery ah ee huhuhuhuhuhuh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1404