Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
saho ( 20/01/2012 17:31)
Fahatongavan i ra8
Faly b fa ho avy ra8, hitondra rivotra vaovao, enga anie ka ho tafavoaka amin ny lavaka maizina ny firenena. Mivavaka isika ho an ny tanindrazana Fandrosoana, Fahafahana, Fiadanana Mety ho voky vary s... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 00:54
rijadolly ( 20/01/2012 15:38)
Marc RAVALOMANANA : "tsy misy atahorana ny fitandroana ny ainay" + Antso an-taribia manoloana ny Mpanao Gazety Malagasy
[url=http://collectif-gtt.org/content/20012012-filoha-ravalomanana-tsy-misy-atahorana-ny-fitandroana-ny-ainay-spot-vid-o]Tsindrio eto ny fanotanian'ireo Mpanao gazety sy ny valiny izay nambaran'ny M... tohiny
novalian'i rijadolly ny 20/01/2012 15:40
rijadolly ( 20/01/2012 14:36)
VAOVAO MATV 19 JANVIER 2012
Manoloana ny fahatongavan'ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana an-tanindrazana dia samy manana ny fijeriny ny mpanao politika. [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Lm1QmMWHa94&feature=player_em... tohiny
YDIFAS ( 20/01/2012 04:38)
TIA
Manolotra ny arahaba ary manonona ny Fiadanan'i Kristy ho amintsika rehetra. Toetra takiana ary didy nomen'i Kristy antsika ny fitiavana na ny fifankatiavana. Mampianatra antsika hitia an'Andriamanit... tohiny
rijadolly ( 20/01/2012 03:33)
VAOVAO TVPLUS 19 JANVIER 2012
VAOVAO TVPLUS 19 JANVIER 2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-19-janvier-2012-5898128... tohiny
rijadolly ( 20/01/2012 02:55)
MA-LAZA 20 JANOARY 2012
MA-LAZA 20 JANOARY 2012 http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2011/05/couverture.jpg... tohiny
novalian'i rijadolly ny 20/01/2012 03:06
IVero ( 20/01/2012 02:31)
Ahoana ny hataoko
Manahoana! Somary miasa saina kely ara-pitiavana aho ka mba te hahazo toro hevitra raha mety Miaraka amin'ny olona aho mifanalavitra fa samy te hanantateraka izany ho mafy kokoa izany @raharaha aza. ... tohiny
IVero ( 20/01/2012 02:29)
Ahoana ny hataoko
Manahoana! Somary miasa saina kely ara-pitiavana aho ka mba te hahazo toro hevitra raha mety Miaraka amin'ny olona aho mifanalavitra fa samy te hanantateraka izany ho mafy kokoa izany @raharaha aza. ... tohiny
novalian'i nilex ny 13/02/2012 11:33
IVero ( 20/01/2012 02:27)
Ahoana ny hataoko
Manahoana! Somary miasa saina kely ara-pitiavana aho ka mba te hahazo toro hevitra raha mety Miaraka amin'ny olona aho mifanalavitra fa samy te hanantateraka izany ho mafy kokoa izany @raharaha aza. ... tohiny
IVero ( 20/01/2012 02:21)
Ahoana ny hataoko
Manahoana! Somary miasa saina kely ara-pitiavana aho ka mba te hahazo toro hevitra raha mety Miaraka amin'ny olona aho mifanalavitra fa samy te hanantateraka izany ho mafy kokoa izany @raharaha aza. ... tohiny
novalian'i 7777777 ny 22/02/2012 05:12
andrywui ( 19/01/2012 23:46)
malaza be :Filompirenena Malagasy bogosy !!!...
tato ho ato de tena nifandimbiasandry zalah mihitsy le bogosité lasa filoha ity !! - ka maninona moa i Hery dit Heriniaina Eugene raha milatsaka enao (tena serieux zany a) fa tena tohananay enao ma... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/01/2012 23:50
rijadolly ( 19/01/2012 20:09)
JOURNAL TVPLUS DU 19 JANVIER 2012
JOURNAL TVPLUS DU 19 JANVIER 2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-19-janvier-2011-5897801 ... tohiny
vatofototra ( 19/01/2012 14:45)
REGARDER VIDEO Nilaza i Ravalomanana fa ho avy eto Madagasikara ny Asabotsy 21 janoary 2012
REGARDER VIDEO Nilaza i Ravalomanana fa ho avy eto Madagasikara ny Asabotsy 21 janoary 2012 http://www.vatofototra.com/... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/01/2012 23:26
jajajaly ( 19/01/2012 14:00)
MILAZA ny Bokin-tsarintany Momba ny Fivavahana Kri...
MILAZA ny Bokin-tsarintany Momba ny Fivavahana Kristianina Eran-tany (anglisy) fa efa ho 2300 tapitrisa ny Kristianina eran-tany, tamin’ny 2010. Milaza koa anefa izy io fa maherin’ny 41000 ny ï¬... tohiny
novalian'i jajajaly ny 20/01/2012 13:52
rebiryx ( 19/01/2012 12:26)
Kaspersky internet security
Misy [b]Kaspersky Internet Security 2011[/b] sur CD code : [b]NRPAD-28XTB-SX11S-8US2A[/b], izay Nama novidina tao Tanà efa ho 8 volana izao. Natao ny installation tamin'ny ordi dia tsy nety fa mitaky... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 01:47
rebiryx ( 19/01/2012 12:14)
Ho anareo any andilambato any ry Namana, sao mba m...
Ho anareo any andilambato any ry Namana, sao mba mahalala olona afaka manome ireny Fiara manokana ho an'ny sembana ireny (véhicule adapté pour une personne handicapé), na dia efa niasa aza ? Mba ha... tohiny
hery ( 19/01/2012 08:32)
Raha sendra tsy tafiditra @ serasera
Tamin'iny faran'ny herinandro teo iny dia nasiana fanovana kely ny milina anatiny momba ny fidirana eto amin'ny takelaky ny serasera.org rehetra. Amin'izao dia tsy mila mampiditra solonanarana isaky n... tohiny
rijadolly ( 19/01/2012 03:59)
INFO MA-TV DU 18/01/2012
INFO MA-TV DU 18/01/2012 L'ancien président Marc Ravalomamana a annoncé son retour au pays pour ce samedi. Une nouvelle qui était accueillie dans la joie et l'allégresse par tous ses partisans... tohiny
rijadolly ( 19/01/2012 03:14)
JOURNAL & VAOVAO TVPLUS DU 18 JANVIER 2012, misy antso an-taribia mivantana Marc Ravalomanana
VAOVAO TVPLUS 18/01/2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-18-janoary-2012-5895462 JOURNAL TVPLUS 18/01/2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-18-janvier-2012-58950... tohiny
rijadolly ( 19/01/2012 02:54)
MA-LAZA 18 JANOARY 2012
[img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2011/05/couverture2.jpg[/img]... tohiny
novalian'i rijadolly ny 19/01/2012 03:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9522