Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nygasysoafifameno ( 23/01/2012 23:39)
2012 taona vaovao ny RARY tena tsara, soa sy mendrika ataontsika zanany ho an' i Madagasikara
Ny Madagasikara Manentana ny kolontsaina ho fampivoarana (Madagascar animation culturelle pour le développement) Ny tambazotran'ny olom-pirenena tia tanindrazana, ny Hery velona, ny hay ambony, ny ha... tohiny
rijadolly ( 23/01/2012 17:36)
JOURNAL TVPLUS DU 23 JANVIER 2012
JOURNAL TVPLUS DU 23 JANVIER 2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-23-janvier-2012-5905567 ... tohiny
rijadolly ( 23/01/2012 16:37)
RE FA MISY FIVORIANA TSY ARA-POTOANA RAHAMPITSO izay ataon' Troîka, SADC( maro ireo nahazo fanasana)
Mamy Rakotoarivelo ho an'ny Ankolafy RAVALOMANANA, Miandrisoa Jean Marcel ho an'ny Ankolafy Zafy, ny Praministra Beriziky Omer ary Ratsirahonana ho an'ny FATE. Efa lasa fa ny sasany rahampitso, izay i... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/01/2012 22:54
andrywui ( 23/01/2012 10:22)
MAPME !!tsy hanao zavatra ! aza manankim-po be amireo tsony ee
zah ry zalah tsy TGV iringiriny zany !!! tsy TGV ah fa tsy te hanovanova lava fotsiny ah satria lany andro manova ,mandrava , manova,mandrava foana nefa tsisy resultat mitsy isika malagasy , -faly man... tohiny
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 14:57
hery ( 23/01/2012 07:50)
Tsisy hono ny Point-G... mampamangy lol
Hitako nampiatain'i Simplex tao amin'ny blaoginy http://simplex.blaogy.com/post/326/8042 ilay resaka tao amin'ny bbc tao amin'ny http://news.bbc.co.uk/2/hi/8439000.stm milaza ny vokatry ny fikarohana ... tohiny
rijadolly ( 23/01/2012 02:56)
MA-LAZA 22 JANOARY 2012
[img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2011/05/couverture3.jpg[/img] ... tohiny
rijadolly ( 23/01/2012 02:49)
VAOVAO MATV 21 JANVIER 2012
VAOVAO MATV 21 JANVIER 2012 [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m4f1cca440f161]JEREO ETO[/url]... tohiny
rijadolly ( 23/01/2012 02:47)
VAOVAO MATV 21 JANVIER 2012
Tsy misy ny Notam napetraka tamin'ny fiaramanidina nitondra ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana hoy kosa ny nambaran'ny ministry ny serasera Harry Laurent Rahajason. [youtube]http://www.youtube... tohiny
nygasysoafifameno ( 22/01/2012 23:24)
2012 Taona vaovao! Ny RARY tena tsara indrindra soa sy mendrika ataontsika zanany ho an'i Madagasikara
Ny Tambazotran'ny olom-pirenena Tia tanindrazana, Ny Hery velona, Ny fahaizana ambony, ny fahaizana avo lenta an'ny Zanak'i Madagasikara (Réseau citoyen du patriotisme, des Forces vives, des Intellec... tohiny
nygasysoafifameno ( 22/01/2012 23:06)
2012 Taona vaovao Ny RARY tena tsara soa sy mendrika indrindra ataontsika zanany ho an'i Madagasikara
Ny Tambazotran'ny olom-pirenena ny Tia tanindrazana ny Hery Velona, ny Fahaizana ambony, ny Fahaizana avo lenta an'ny zanak'i Madagasikara Ny Madagasikara manentana ny kolontsaina ho fampivoarana Ny m... tohiny
vatofototra ( 22/01/2012 14:06)
REGARDER Fil info arrivée 21 janvier 2012 - Maty tao anatin'ny sakoroka i Njaka Rabemiarana - Jereo sary
REGARDER Fil info arrivée 21 janvier 2012 - Maty tao anatin'ny sakoroka i Njaka Rabemiarana - Jereo sary Oviana ity krizy adin'olombitsy ity no tsy andatsak'aina sy andatsa-drà intsony ankoatran'ny... tohiny
novalian'i notron ny 25/01/2012 04:58
vatofototra ( 22/01/2012 12:41)
REGARDER Fil info arrivée 21 janvier 2012 - Interview RFI - PM Omer Beriziky 22 janvier 2012
REGARDER Fil info arrivée 21 janvier 2012 - Interview RFI - PM Omer Beriziky 22 janvier 2012 Interview RFI - PM Omer Beriziky 22 janvier 2012. Beriziky rejette étre l'initiateur du Notam fermant to... tohiny
vatofototra ( 22/01/2012 10:31)
REGARDER Fil info arrivée 21 janvier 2012-Ravalomanana niditra mivantana tao amin'ny TVPlus
REGARDER Fil info arrivée 21 janvier 2012-Ravalomanana niditra mivantana tao amin'ny TVPlus Ravalomanana niditra mivantana tao amin'ny TVPlus 21 janvier 2012 Gilbert Raharizatovy nilaza ny heviny ... tohiny
vatofototra ( 22/01/2012 10:16)
Fil info arrivée Ravalomanana 21 janvier 2012 - Communiqué PHAT
Fil info arrivée Ravalomanana 21 janvier 2012 - Communiqué PHAT Communiqué PHAT 21 janvier 2012 http://www.vatofototra.com/... tohiny
didi10 ( 22/01/2012 06:33)
Hanina madio sy maloto; mbola mitoetra ve?
Tsara ny Tompo Rehefa nandinika ny fahamarinana ara-baiboly ny tenako dia nahita fa ireto zavatra ireto dia mbola mitoetra hatramin'izay ka hatramin'izao: - Ny sabata andro fitsaharana sy fisaorana ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/12/2012 15:20
rijadolly ( 22/01/2012 03:14)
VAOVAO TVPLUS 21 JANVIER 2012,Misy antso an-taribia mivantana avy any Afrique du sud, sy vahiny Gilbert Raharinjatovo
VAOVAO TVPLUS 21 JANVIER 2012,Misy antso an-taribia mivantana avy any Afrique du sud, sy vahiny Gilbert Raharinjatovo http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-21-janvier-... tohiny
novalian'i daomania ny 22/01/2012 08:39
rijadolly ( 22/01/2012 03:10)
VAOVAO TVPLUS 21 JANVIER 2012,Misy antso an-taribia mivantana avy any Afrique du sud, sy vahiny Gilbert Raharinjatovo
VAOVAO TVPLUS 21 JANVIER 2012,Misy antso an-taribia mivantana avy any Afrique du sud, sy vahiny Gilbert Raharinjatovo http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-21-janvier-2012-59020... tohiny
andrywui ( 21/01/2012 23:05)
OLONA AN HETSINY MARO NO NITSENA AN I DADA TENY IVATO ....
nangoropotsy ivato ray manotolo fa mety ny atsasamanilan'ny vahoaka teto a Tananarive mitsy no tonga satria de mety nahatratra any amin ny 500.000 à 2.000.000 mahery any na mihoatra mitsy aza ireo ol... tohiny
cyril ( 21/01/2012 22:24)
sary indray mipikatti
[img]http://img809.imageshack.us/img809/6969/40572933554001313408510.jpg[/img] [url=http://img809.imageshack.us/img809/6969/40572933554001313408510.jpg]jereo eto[/url]... tohiny
novalian'i daomania ny 22/01/2012 08:55
andrywui ( 21/01/2012 21:52)
huhuhuhhh .... aleo tsy mikozy fa sao voaompa be eto !!
.. .. .. kamoana be ah androany rijadolly a ... tohiny
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 15:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.1083