VAOVAO TVPLUS 21 JANVIER 2012,Misy antso an-taribia mivantana avy any Afrique du sud, sy vahiny Gilbert Raharinjatovo

1. rijadolly ( 22/01/2012 03:14)
VAOVAO TVPLUS 21 JANVIER 2012,Misy antso an-taribia mivantana avy any Afrique du sud, sy vahiny Gilbert Raharinjatovo

http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-21-janvier-2012-5902096
novalian'i daomania ny 22/01/2012 08:39
2. daomania ( 22/01/2012 08:39)

rijadolly:

VAOVAO TVPLUS 21 JANVIER 2012,Misy antso an-taribia mivantana avy any Afrique du sud, sy vahiny Gilbert Raharinjatovo

http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-21-janvier-2012-5902096

Efa nivövö nanao ramataora i jeneraly baomba. Mbola sahy nandray avion ihany ny prezida Ravalomanana. Mbola nirohotra amim-pilaminana araka ny zony ireo vahoaka marobe hitsena. Raiki-tahotra i boaikely dia mandray fepetra irresponsable sady manazimba ny hetahetam-pilaminam-bahoaka.
Lera ! lera ! lera !
Tsy an-jaza ny fitantanam-pirenena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8057