huhuhuhhh .... aleo tsy mikozy fa sao voaompa be eto !!

1. andrywui ( 21/01/2012 21:52)
..

..

..

kamoana be ah androany rijadolly a

novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 15:05
2. trondrogasy ( 21/01/2012 22:07)
tsy misy manopa an'ialahy eo ,eny @ 13MAIS fotoana hikakasana ny lohan'ireo mpanamoly sy collabo ,telo taona aza lesy zaka ,tsy lisany ireny anie lesy no manana vava e hon honhonh ,mbola handihizanay lesy io tanana io bientot an,ireny av7 mbola ho karohina atao haza lambo hon hon hain'ialahy ihany e hhehehehehhe
3. trondrogasy ( 21/01/2012 22:09)
raha nitotona teo ra8 androany c la delire total mais bon tsy mbola androany le fotoana hihihihihi ,fa nakaiza daholo mpanohana an'i rajoelina e hihihi ny firenena rehetra efa ok fa tsy maintsy mody ra8
4. trondrogasy ( 21/01/2012 22:21)
ary ireo miaramila kamo be tenda no mila dihovina voalohany,ra8 ko anie lesy manana element matanjaka e fa miandry fotoana fotsiny sisa
5. andrywui ( 21/01/2012 22:59)

marina zany ratilapia a ... ok ok ok ekena
6. LL52 ( 23/01/2012 03:24)

trondrogasy
ary ireo miaramila kamo be tenda no mila dihovina voalohany,ra8 ko anie lesy manana element matanjaka e fa miandry fotoana fotsiny sisa

ka aelo mints kou reo miaramila no ifanandrina fa zay ny asany é,andanina vola be fotsn nefa ts anin ts anin akory............
7. LL52 ( 23/01/2012 03:25)

8. jesuisla ( 29/01/2012 15:03)
Tena kozy v zan ry lereto a!

Aiza zao no misy poilitika hovidina hanasana lamba maloto? F toa malaz b zny politik zany? Sao mbola misy ambikambiny kely any amin'areo ry zareo a! f ho vidiko @ ariary é!
9. jesuisla ( 29/01/2012 15:05)
Nisy olona niampita rano, ary tsy tody teny @ farany. Fa satria nahoana? Ny rano ve no homena tsiny? Lay rano mihitsy ve no tena lalina.

Tena lalina zany. Mba lalina koa zany.

D inona no hevitra? Inona no atao? Iza no sahy hamonjy lay olona ao anaty rano ao?

Mila olona sahy, sy vonona ary mahay ny fireneny. Zany hoe, mila olona feno fahendrena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1672