Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Tefigasy, milahatra araka ny daty
Tefigasy ( 25/04/2014 10:16)
Ny mampiavaka ny fivavahana kristianina amin'ny fivavahana jiosy araka ny baiboly
Apetrako ny lohahevitra dia avelako aloha ianao hisaintsaina kely fa atolotro eto ny valiny ao anaty baiboly amin'ny alatsinainy !... tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/05/2014 14:16
Tefigasy ( 25/04/2014 06:45)
Inona ny antony hanarahanao an'Andriamanitra: tahotry ny loza, fitahiana, miracle, .....
Inona moa no mahamari-toerana tsara ny fanambadiana na ny tokantrano iray : ny vola sy ny harena mba hahazoana hasambarana, ny bika sy ny endrika, ny fahatanjahana sy ny hery amin'izay mba misy mpiaro... tohiny
novalian'i toriteny ny 25/04/2014 16:11
Tefigasy ( 25/04/2014 05:15)
Ny tena kristianina: nirahina hitory ny filazan-tsara sa nirahina hitory ny filazan-doza ?
Samia mieritreritra fa izao no voasoratra : [color=green] "koa mandehana ianareo dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy amin'ny anaran'ny ray sy ny zanaka ary ny fanahy masina" [/c... tohiny
novalian'i ombelline ny 05/05/2014 08:43
Tefigasy ( 17/04/2014 04:49)
Ataon'ny olona ho iza moa Aho ? - ataon'ny olona ho iza moa ianao ? - ataonao ho iza moa ianao ?
Mahafaly ahy indray ny manolotra ho anao ireo fanontaniana mampieritreritra napetraky ny Tompo amin'izao fotoana manakaiky indray ilay andro napetraka hahatsiarovana ilay fahafatesana, ilay nijaliana,... tohiny
novalian'i Tefigasy ny 18/04/2014 06:11
Tefigasy ( 16/08/2013 14:25)
Mitafy an'i Jesoa Kristy
[color=blue] Rom.13:14 "Fa itafio Jesosy Kristy Tompo , ary aza miahy ny amin'ny nofo hahatanteraka ny filany." [/color] Tsy azo hiodivirana ny fitafiana an'i Jesoa Kristy mba ho isan'ny olom-boanjena... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:50
Tefigasy ( 06/08/2013 10:18)
Ny fiambenana
Hiverina indray mandeha ety ambonin’ny tany i Jesoa kristy hampiditra ny olona ao amin’ilay jerosalema vaovao. Ny toetra takiany amin’ny olony ambarapahatonga izay andro izay dia ny fiambenana. ... tohiny
novalian'i Miharena ny 15/08/2013 11:40
Tefigasy ( 06/08/2013 07:49)
Ny fifandraisan'ny olom-baovao amin'ny manodidina azy sy amin'Andriamanitra
Efa noresahina teo aloha ny mikasika ny - [color=blue] Fomba fiantsoan'Andriamanitra ny mpanompony [/color] : Miantso izay tiany antsoiny Izy fa tsy azontsika ferana, tsy azontsika faritana ary tsy a... tohiny
novalian'i universal ny 07/08/2013 12:56
Tefigasy ( 02/08/2013 14:44)
Ny fiainan'ny olom-boantso
Misy tovolahy kely fetsilahy, jakoba ny anarany, nofetseny ny zokiny, azony ny fizokiana dia azony ny tso-drano; ary rehefa azony izay dia lasa izy nandositra. Tany am-pandosirana tany izy no nahazo n... tohiny
novalian'i bor2lais ny 06/08/2013 11:16
Tefigasy ( 02/08/2013 06:21)
Fomba fiantsoan'Andriamanitra ny mpanompony
Rehefa ao anatin'ny ady, fitsapana, sedra, ... dia toa izao no fihevitra sy toetran'ny olona matetika : - misy mihevitra fa Andriamanitra dia efa nanadino azy, nahafoy ny olony tanteraka - misy mihev... tohiny
novalian'i universal ny 12/08/2013 09:17
Tefigasy ( 23/07/2013 14:25)
Ny mpaminany sandoka
Efa lohahevitra nisy teto izy ity tamin'ny taona 2008. Ity ny rohy hahitantsika izany : [url=http://]http://forum.serasera.org/forum/message/m47fba423eee93[/url] Ireto ny vetin-kevitra napetraky ny m... tohiny
novalian'i sitlo ny 31/07/2013 15:43
Tefigasy ( 18/07/2013 10:31)
Fomba fivavaka amin'Andriamanitra : Ray , Zanaka, Fanahy Masina sy fidirana amin'ilay fanjakany
1 - Misy fombafomba arahina ve ? 2 - Mila mijery olona manodidina sy izay ataony (na mpiara-mivavaka na mpitarika fivavahana) ve ? 3 - Mila mijery fotoana sy ora ve ? 4 - Mila mitandrina sakafo sy and... tohiny
novalian'i Miharena ny 23/07/2013 16:19
Tefigasy ( 02/07/2013 05:54)
kristianina (hono) nefa tsy miditra any amin'ny tranon'Andriamanitra (fiangonana) miaraka amin'ny mpino namany
Ahoana ny fahitantsika ireny olona ireny ? Azo lazaina ho kristianina ve ireny olona ireny sa tsia ? Inona no manosika azy tsy hanatona sy hiditra ny tranon'Andriamanitra hiaraka hidera amin'ny mpino ... tohiny
novalian'i manoasoa ny 16/07/2013 10:47
Tefigasy ( 17/06/2013 05:26)
Toe-po krsitianina manoloana sy miatrika olana goavana
Iza no mbola tsy nandalo kirizy ny fiainany ? Inona no mahatonga ireny tafio-drivotra ireny mandalo eo anatrehan'ny kristianina ? Manaiky ve ianao fa tena sitrapon'Andriamanitra tokoa ny hiatrehanao i... tohiny
novalian'i hasiniony ny 27/11/2013 07:52
Tefigasy ( 03/05/2013 11:17)
Ny maty sy ny velona - fanompoana razana
Manomboka ny ririnina eto Mada(Aprily --> Aogositra). Manomboka miaraka amin'izany ihany koa ny fomba maro toa ny famadihana sy ny didi-poitra. Ny tiana marihina amin'ity lohahevitra ity dia ny mikasi... tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/05/2013 09:23
Tefigasy ( 28/03/2013 14:26)
Paska tena kristianina
Alakamisy anio, alakamisy toa ny anio ihany koa no nitenenan'ny Tompo ity teny ity raha hiatrika ny tena ady mafy eo amin'ny mission nataony tety an-tany Izy: [color=blue] Jao.12:27 : “Ankehitriny m... tohiny
novalian'i bor2lais ny 02/04/2013 08:57
Tefigasy ( 17/02/2013 14:02)
Tompo sy Mpamonjy
Rehefa teraka tao amin’i Kristy ny olona iray noho ny fanekeny Azy ho Tompo sy Mpamonjiny dia manana andraikitra aminy i Jesoa mba hanapaka ny fiainany. Ary izay no antsoina hoe fahateraham-baovao.... tohiny
novalian'i Miharena ny 27/02/2013 02:28
Tefigasy ( 24/12/2012 05:06)
Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra
Mirary krismasy feno hasambarana ho antsika rehetra. Maniry ny mba hampandrosoantsika an'i Jeso, ilay teraka ho mpanjaka, ao an-trano sy eo amin'ny fiainana manontolo, fa na tranon'omby aza nekeny mba... tohiny
novalian'i bor2lais ny 28/12/2012 14:10
Tefigasy ( 27/07/2012 11:02)
Inona no tena hamantarana fa tena Kristianina marina ny olona na fiangonana iray ?
Ohatran'ny toa samy milaza ny tenany ho kristianina daholo ny olona rehetra mitondra baiboly nefa toa samy mahita izay fomba fahitany ny ao anatiny ao. Andeha ary isika mba hanavaka kely ny vary amin'... tohiny
novalian'i diniho ny 28/12/2013 20:51
Tefigasy ( 04/06/2012 05:04)
Groupe satanique
Salut daholo e, vaovao kely fotsiny : - Misy an'izany [b]groupe satanique[/b] (tena misy) miforona izany eto madagasikara. Toa hoe mody mitarika ny olona hivavaka izy ireo tany am-piadohana ary niaing... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:47
tefigasy ( 08/04/2012 03:07)
Ny fahateraham-baovao
Miarahaba antsika namana rehetra nahatratra izao andro-pandresena lehibe izao dia ny fitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty satria tokoa [b]IKor.15:14 "ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteni... tohiny
novalian'i Miharena ny 12/04/2012 05:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0991