Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Tefigasy, milahatra araka ny daty
Tefigasy ( 26/03/2012 05:51)
didi10 # Miharena
Natokana ho an'i [b]didi10[/b] sy [b]Miharena[/b] ihany ity dia aleo mba ho izy ireo ihany no mba ho eto fa lasa feno azy daholo ny lohahevitra rehetra dia mivadika lasa HS avy eo ! Dia mba hiangavia... tohiny
novalian'i niryna ny 12/04/2012 18:05
Tefigasy ( 16/01/2012 12:06)
Mila mianatra teolojia ny mpiserasera
Raha nandinika ireo lohahevitra sy valim-panontaniana amin'ny resadresaka teto ny tenako nanditra izay taona iray nidirako teto izay dia mahatsapa fa mbola mila ezaka be ny tsirairay amin'ny fandalina... tohiny
Tefigasy ( 09/11/2011 07:27)
krisitianina manoloana ny fanompoan-tsampy
Fanontaniana no hapetrako ho an'izay manana hevitra araka ny baiboly momba ito lohahevitra ito: - Afaka manatrika ireny atao hoe joro, famadihana, fangataha-pitahiana amin'ny maty, ... ireny ve ny kri... tohiny
novalian'i bor2lais ny 15/11/2011 14:57
Tefigasy ( 01/08/2011 11:30)
Ny andriamanitra inoako de Bessa
Salama jiaby, Mba gaga ihany aho mbola mahita olona maro milaza azy ho kristianina mbola mihira ity hiran'i Bessa ity hoe "ny andriamanitra inoako". Toy izao ilay tononkira : [i]Ny Andriamanitra in... tohiny
novalian'i miarana ny 02/09/2011 21:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0276