Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rhaj0, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 17/08/2015 11:31)
LGBTTIQQ2SA
(apetrako eto @ Lohahevitra Finoana/Fivavahana satria... "normal" ireo rahefa "Fiaraha-monina" na "Fitiavana" na "Kolotsaina" na "Fahasalamana" ny resaka, fa ny "Finoana/Fivavahana" ihany no toa mani... tohiny
rhaj0 ( 13/08/2015 13:35)
DISO ny (mpandika) Baiboly (3)
Tohizako kely indray ity lohahevitra ity, izay efa noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53d2b2b5b0295](1) tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53a08211a751... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/09/2015 10:45
rhaj0 ( 09/08/2015 22:25)
kintana manandrambo
R@ 13 aogositra maraina hono, @ 5 ora aty zamerika, dia hisy kintana manandrambo (etoiles filantes) an-jatony mandritra ny adiny iray, no hitselatselatra eny an-danitra eny (aty @ ilabola-tany avaratr... tohiny
novalian'i Strong3 ny 18/08/2015 09:50
rhaj0 ( 03/08/2015 12:06)
Kepler 452b
Ankamantatra hafa koa... inona ary Kepler 452b raha fantatrao... [size=8][url=http://www.lapresse.ca/sciences/astronomie-et-espace/201507/31/01-4889490-kepler-452b-le-vatican-juge-improbable-une-renc... tohiny
novalian'i Strong3 ny 13/08/2015 12:33
rhaj0 ( 31/07/2015 01:38)
Kolob - Xenu
Ankamantatra no atao, inona raha fantatrao... Kolob sy Xenu..... tohiny
novalian'i Strong3 ny 12/08/2015 06:44
rhaj0 ( 23/07/2015 01:44)
Basilique St-Pierre
Ka hoe io hono izany no Fiangonana na koa "[i]le plus important édifice religieux du catholicisme[/i]" hozy [url=https://fr.wikipedia.org/wiki/Basilique_Saint-Pierre]wikipedia[/url]. Dia hoe... nio... tohiny
rhaj0 ( 16/06/2015 16:02)
Einstein sy ny Finoana an'A.tra
Taratasin'i Einstein tany @ taona 1945... I Einstein izany, araka ny voasorany io ambany io, dia nilaza fa Atheist ny tenany.. Fa, raha ny fahazoako ny resaka (ataon'ny mpandinika), dia somary mirona ... tohiny
novalian'i gasysud ny 19/06/2015 06:16
rhaj0 ( 16/06/2015 15:50)
Climate change sy ny Papa
http://www.cnn.com/2015/06/15/world/pope-climate-change/index.html Dia miandry ny fantsin'ny Papa ny @ ity "climate change" izany ny vahoaka tsy mandady harona ee... r@ herinandro hono.. Ngo dia efa ... tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2015 14:06
rhaj0 ( 05/06/2015 15:26)
Niala tsiny ny Papa (Katolika)
Nijerijery wiki dia nahita an'ity lisitry ny fialan-tsiny nataon'ny Papa JPII http://en.wikipedia.org/wiki/List_of_apologies_made_by_Pope_John_Paul_II Ka dia io izany fa niala tsiny hono izany ny Pap... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/06/2015 14:20
rhaj0 ( 01/06/2015 17:35)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (5)
Tohizako eto indray ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f9]teto[/url] izay efa nore... tohiny
novalian'i endriny ny 24/06/2015 12:54
rhaj0 ( 01/06/2015 17:34)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (5)
Tohizako eto indray ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f9]teto[/url] izay efa nore... tohiny
rhaj0 ( 26/05/2015 18:00)
OMAR sy ny vehivavy
notaterin'i [url=http://]La gazette[/url] [i]Hier sur Radio Don Bosco, Mgr Odon Razanakolona a mis les points sur les « i » et a vilipendé la « théorie du genre ». Selon ce prélat en effet, ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/05/2015 11:33
rhaj0 ( 15/05/2015 13:26)
Tantarao ny tao am-piangonana teo
Mba tiako ho heno azany ny hita sy renao tao am-piangonana tao t@ iny faran'ny herinandro iny.. - Na paozitifa (mahafinaritra, mahasoa, mahaliana, mampihomehy, maha-ontsa, ets...) - Na negatifa (maha... tohiny
novalian'i endriny ny 22/05/2015 08:34
rhaj0 ( 11/05/2015 16:21)
Moslimo sy ny sarin'i Mohammed
T@ ireny Ze souhihi Sariliha ireny dia samy niteny hoe Ze souhihi Sariliha.. Fa ity misy lahatsoratra manazava ny antony tsy itiavan'ny ny Moslimony fanaovana sary ny profeta.. http://www.cnn.com/20... tohiny
rhaj0 ( 30/04/2015 20:42)
sekta
Niresaka sekta i LGDI androany.. ary dia tena mamely mihintsy izany ilay Finoana/Fivavahana eee... Izany no tena hoe banga mihomehy alina ka manararaotra ny fahalemen'ny olona (fahalemem-panahy sy fra... tohiny
rhaj0 ( 30/04/2015 12:53)
creationisma maoderina
nisy fantsin'i Strong3 tatsy hoe, ka izaho azany ve hono ka tsy noforonin'i Atra (-n'ny Kristiana).. Noforonina ahoana azany aho ity k'le... Tena tarabe mihintsy anie izany "finoanao" izany ry Stron... tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2015 14:57
rhaj0 ( 23/04/2015 13:01)
Islamisma ao Dago
Nisarika ny masoko ny tao @ [url=http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=45877:sentinelle-attention-aux-derives-religieuses&catid=41:politique&Itemid=108]LGDI[/url] a... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/05/2015 15:57
rhaj0 ( 15/04/2015 10:36)
Faminaniana
Ka @ resaka Finoana, @ ankapobeny, dia misy ilay hoe "faminaniana", na hoe iilay mahafantatra talohan'ny fotoanany. Tena manitika ny saina (imagination) ilay izy. Raha izaho aloha, dia ny fahitako an'... tohiny
novalian'i endriny ny 08/05/2015 11:57
rhaj0 ( 10/04/2015 13:12)
Ka manara-baovao daholo ve k'lou nareo ee..
http://www.cnn.com/2015/04/09/living/jesus-tomb-talpiot-evidence/index.html Updated 7:57 PM ET, Thu April 9, 2015 [i]The ossuaries in this tomb, remarkably, seemed to bear familiar names: "Yeshua bar ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 24/04/2015 13:14
rhaj0 ( 07/04/2015 14:00)
Iza no Nanoratra ny Baiboly
http://www.religioustolerance.org/jepd_gen.htm Avy eo izao misy fanadihadiana nataon'olo.. azo anaovanao recoupement sy fandalinana anao koa, fa io aloha no (hitako) azo iaingana.. ho an'ny "mpino-ts... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 24/04/2015 13:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0505