Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rhaj0, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 09/05/2014 14:37)
Inona no tanjonao @ fandrosoana lohahevitra eto...
Nametraka fanontaniana ahy i Hasina tatsy hoe : [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m536aeb0f206b9#m536bbe70e06a3]Tsy haiko izay tena tanjonao amin'ilay lohahevitra ...[/url] @ ankapobeny, ... tohiny
novalian'i toriteny ny 07/06/2014 21:35
rhaj0 ( 08/05/2014 02:25)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (2)
Mitohy ny tantara noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5347ff1f03b6c]tatsy[/url]. Vaovao farany io izany dia, ohatra [url=http://www.cbc.ca/news/world/vatican-says-848-priests-de... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/05/2014 14:26
rhaj0 ( 17/04/2014 15:37)
Wikileak - Public Library of US Diplomacy
ho an'izay mbola tsy nahalala, dia siriho avy eto [url=http://gasy-mkm.blogspot.ca/2014/04/wikileak-madagascar-1966-2010.html]http://gasy-mkm.blogspot.ca/2014/04/wikileak-madagascar-1966-2010.html[/ur... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/04/2014 14:22
rhaj0 ( 14/04/2014 14:52)
born again Christian
nakisako eto ity fifanakalozana t[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m533bb567317d5]ato[/url] ity fa lasa nanimba ny lohahevitra tao. [quote]O ry Toriteny a.. lazaovy ahy hoe tsy "born again ... tohiny
novalian'i toriteny ny 25/04/2014 15:52
rhaj0 ( 11/04/2014 14:41)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy
Ito raharaha ito dia tena mampatezitra mafy ny olona aty. Ary ny filazan'ny sasany aza, dia ity scandale ity no (isan'ny) mampiala ny olona @ Eglizy katolika. Asa raha mba mahataitra anareo ihany izan... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/07/2014 12:55
rhaj0 ( 08/04/2014 14:29)
mivavaka ny ankizy
Nahita ny ampianarina ny ankizy any @ sekoly katolika taty aho, ny @ rahefa mivavaka. Dia napetraka ny tranga, hoe, i Ketaka dia tsy nihaino ny r-a-d-ny, ary dia tafaborotsaka tamina tranga izay man... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/04/2014 12:58
rhaj0 ( 28/03/2014 21:07)
Afaka miara-miaina ve isika?
Isan'ny fifanakalozana efa ho 10 taona lasa, ary sendra hitako indray, [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m3fccf477bf0af]"fivavahana.. ny aty sy ny any"[/url], ary tena mbola hitako mila avo... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 31/03/2014 17:46
rhaj0 ( 13/03/2014 16:54)
Herintaona Papa Francis
Maro ny lahatsoratra an-gazety, fa [url=http://www.lapresse.ca/international/europe/201403/13/01-4747217-premiere-annee-de-francois-un-pape-plus-progressiste.php?utm_categorieinterne=trafficdrivers&ut... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/03/2014 18:29
rhaj0 ( 13/03/2014 14:29)
Fomba fijery/fijoro kristianina
Avy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5317762b8e3da/20]tatsy[/url] ity no nakisako teto azony niova ny lohahevitra... [quote=Tefigasy]Aty amin'ny fivavahana sy finoana ity no mipetraka di... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/03/2014 20:20
rhaj0 ( 05/03/2014 19:08)
Ny homosexual sy ny Katolika
Raha ny fahazoako azy, dia ny Katolika no (tena) mbola nanipaka ny homosexualitE (hatramin'izao aloha) fa ny Kristiana hafa kosa efa manaiky (na dia tsy miteny aza). Fa tato ho ato, ny Papa Francis di... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/03/2014 14:33
rhaj0 ( 28/02/2014 18:47)
Ny Baiboly sy ny Vehivavy
Akaiky ity ny 8 Marsa, andro iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy. Manitikitika ahy ny anjara-toeran'ny Vehivavy eo anivon'ny fiaraha-monina araka ny Baiboly. Misy soratra izay tianareo (zaraina) ve ma... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 05/03/2014 20:10
rhaj0 ( 27/02/2014 20:19)
kreasionisma/evoliosionisma sy fihavanana
[url=http://ieet.org/index.php/IEET/more/eirdosh20140226]http://ieet.org/index.php/IEET/more/eirdosh20140226[/url] Lavabe ilay lahatsoratra (sady @ teny anglisy) fa dia haka fotoana kely itsakotsakoan... tohiny
rhaj0 ( 24/02/2014 15:08)
Sary
[img]http://www.popularmechanics.com/cm/popularmechanics/images/QA/face-of-jesus-01-0312-mdn.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 27/02/2014 14:17
rhaj0 ( 10/02/2014 11:36)
Heloky ny ray sy reniny, heloky ny zanany - Heloka iraisana
Ahoana no fandraisanao izay fijery izay eo anivon'ny fiaraha-monina. Raha ny ray sy reniny ve no meloka noho ny nataony, dia ilay zanany, voatavo tsy mifandraka mbola tsy mahalala akory izay ambonin... tohiny
novalian'i toriteny ny 22/03/2014 16:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0537