Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rhaj0, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 09/01/2015 13:51)
Ze souyii Sariliha
Ka hoe ny isan'ny tena nahatonga @ izao tranga izao dia ny "satire" (bilagy mi-critique no sady maneso) atao @ Fivavahana/Finoana. Eto izany ny Islamo no nasiana, ary dia tezitra ny "sasany", nivangon... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/01/2015 13:44
rhaj0 ( 30/12/2014 18:08)
ndao mba hivanitika fa faran'ny taona eee...
Fa vanitika evanzelika :-) Dia atao kely ny soratra @ izay TSY mankarary maso :-) [size=8]Que fait un rabbin aux sports d'hiver? - Un chalom géant ! Comment les bonnes soeurs se reproduisent elle... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/01/2015 17:00
rhaj0 ( 30/12/2014 16:11)
harcelement
tena mampalahelo rey olona ity resaka harcelement ity a... mila ampahalalaina araka izay azo atao hoe inona no mitranga, fa hotry ny normal ilay izy, nefa anie ireo victims ka tena potika mihintsy ny ... tohiny
rhaj0 ( 23/12/2014 18:31)
Ny Leglizy Katolika sy Mada
http://www.lexpressmada.com/blog/actualites/geopolitique-la-toute-puissante-eglise-catholique-24109 [i]On avance aisément que les fidèles catholiques frôlent presque les 40% de la population malga... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/01/2015 17:05
rhaj0 ( 19/12/2014 16:42)
Izao Tontolo Izao
http://htwins.net/scale2/ Tsindrio io rohy io ambony ahitanao @ kisary "izao tontolo izao", h@ kibontitina kely ka h@ tsy hita pesipesenina, araka ny takatry ny fahalalan-draolombelona @ izao fotoana... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/01/2015 16:03
rhaj0 ( 18/12/2014 17:21)
La peur..
Asisiko eto ity,azony ... Mopera Urfer no isan'ny nanoratra ilay resaka.. Fanjanarivo http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=44285:vient-de-paraitre-l-la-peur-contr... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/12/2014 13:49
rhaj0 ( 16/12/2014 11:36)
Hira Krismasy tianareo
Ity izao no reko omaly ary tena mba manentanentana (ahy)... [i]When The Song Of The Angels Is Stilled[/i], ohatra raha mi-[url=https://www.youtube.com/results?search_query=when+the+song+of+the+angels+... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/12/2014 16:08
rhaj0 ( 15/12/2014 03:18)
Mankany an-danitra ... everything around us, hoy ny Papa
http://www.nytimes.com/2014/12/12/world/europe/dogs-in-heaven-pope-leaves-pearly-gate-open-.html?_r=3 Tao @ New York Times..... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/12/2014 16:15
rhaj0 ( 10/12/2014 15:52)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (4)
Tohizako indray ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f9]teto[/url] izay efa noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m539e5fc880926]tatsy[/url] sy [url=http://for... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/12/2014 14:56
rhaj0 ( 03/12/2014 17:13)
Namana imaginaire
Asa ianao raha mba nanaraka ny tantaran'i [url=http://www.welovemac.net/caillou-et-georges-6-histoires-animees-en-lot-sur-lapp-store/]Caillou sy G.[/url] I Caillou dia manana "namana imaginaire" ant... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/12/2014 17:27
rhaj0 ( 17/11/2014 11:38)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (3)
Dia nahita sarimihetsika indray aho ho'a, mbola mikasika ny [u]famonoana ny maha-olona[/u] nataon'ny pretra katolika (sasany). Ary dia nofongariko indray ity lohahevitra ity, izay efa noresahina [url=... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/11/2014 15:31
rhaj0 ( 14/11/2014 11:28)
Tchouri - Philae sy ny Finoana
@ izao mampalaza an'i Filahehy sy Tsoria izao, dia tena mba liana aho hoe... inona azany no lazaina @ Ankizy ny @ resaka toa ny hoe, A.tra nahary izao tontolo izao. Ahoana ny fampianarana amen'ny mpin... tohiny
novalian'i booboo ny 19/11/2014 17:27
rhaj0 ( 11/11/2014 21:25)
Sary
Jereo ary banjino sy fantohy tsara eo @ ilay marika eo ampovoan'ireo sary roa ireo ny masonao, dia tsindrio ny bokotra |> ... raha te-ahita ny tsy fahita :-) [size=8]Izaho mbola tsy nahita Devoly, ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/11/2014 19:35
rhaj0 ( 10/11/2014 14:33)
Sekisa - fafin'aharetana
apetrako aty @ resa-behivavy ity, na dia, raha ny fijeriko azy, dia ho an'ny lehilahy indrindrindra.. (miala tsiny mialoha raha mampiasa teny anglisy na frantsay, na teny nogasiana aho fa indraidray d... tohiny
rhaj0 ( 10/11/2014 14:06)
Shekhinah sy ny Jiosy - fitaizana ny vehivavy
Omaly aho nahita fandaharana t@ TV momba jiosy Hasidic ao Quebec, mikasika ny fitaizana ny tovovavy. TSY ilay Jiosy Lev Tahor ity, izay sekta tena maneritery ny (fiaina sy sain'ny) vehivavy, fa ireo H... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/11/2014 14:12
rhaj0 ( 04/11/2014 18:25)
Ny Divay sy ny Baiboly
Manahirana ahy mihintsy ny mamaky ireto soratra ao @ Baiboly momba ny Divay (ohatra). Satria dia mitsinjo ireo Ankizy mba ndeha hamaky Baiboly aho io, kanefa raha mitontona @ ireo soratra ireo (momba ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 10/11/2014 19:38
rhaj0 ( 28/10/2014 12:32)
Devoly/Menarana/... sidekick-n'A.tra
[url=http://www.urbandictionary.com/define.php?term=sidekick]Sidekick[/url] : The person in a group of two that is the lesser. - Toa i Sancho Panza an'i Don Quichotte, na i Dr Watson an'i Sherlock H... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/11/2014 16:52
rhaj0 ( 09/10/2014 13:26)
Fitsapa-kevitr'olona
[url=http://goo.gl/forms/KdaEHeGIAp]http://goo.gl/forms/KdaEHeGIAp[/url] Tena liana dia liana aho ny ahalala ny hevitry ny Malagasy momba ny resaka Fianakaviana tahaka ny nanadihadian'i Vatican ny K... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/10/2014 20:22
rhaj0 ( 06/10/2014 13:42)
Ny Fampianarana Katolika sy ny Fianakaviana Ankehitrio
Misahotaka ny sangan-dradokodahy... sangisangy zary tenany io, fa toa mandeha be hono ny kaon-doha ao Vatican ao, ka raha ny fahazoako azy, dia toa mieritreritra ny @ ahoana ny Fampianarana "Katolika"... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/10/2014 23:28
rhaj0 ( 03/10/2014 16:52)
Ny Vokatry Ny Fikarohana vs. Fahamarinan'ny Baiboly (ara-baki-teny)
Hitako ihany ilay lahatsoratra tao @ New York Times ([url=http://www.nytimes.com/2002/03/09/books/new-torah-for-modern-minds.html?pagewanted=all&src=pm]vakio ato[/url]) mikasika ny vokatry ny fikaroha... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 08/10/2014 17:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0515