Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rhaj0, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 08/08/2016 11:52)
Ny fanahy
Aleo akisaka eto azany ity loha-hevitra ity [quote=tealala]Ny olona mitsinjo ny fanahy ny..[/quote] Mbo hazavao, fintino @ paragirafy iray azany hoe izany "fanahy" izany, fa mba te-ahalala aho ry Teal... tohiny
novalian'i tealala ny 09/08/2016 12:26
rhaj0 ( 28/07/2016 12:15)
pOta kely ho'a ny gasy kely eee...
Mba tsy gisitra, fa alohan'ny gisitra, @ halavana hono ny gasy eee... http://www.cnn.com/2016/07/26/health/human-height-changes-century/index.html [img]http://i2.cdn.turner.com/cnnnext/dam/assets/160... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/08/2016 12:37
rhaj0 ( 19/07/2016 16:04)
Fanontaniana - Fanadinana (2)
Tohizako kely indray izany ilay natomboka tatsy eee http://forum.serasera.org/forum/message/m57693efe0bd47 4- Ianao dia tena afaky ny hino, na ny marimarina kokoa, dia tena mino, fa ny tontolo manont... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/08/2016 11:19
rhaj0 ( 18/07/2016 16:30)
Ny niavinTSIKA Malagasy
Tato ho ato dia maromaro ihany ny vokatry ny fikarohana ny @ niavin'ny RazanTSIKA nataon'ny Siantista. Ireo misy santionany tsikaritro: 1- http://www.techno-science.net/?onglet=news&news=15344 [i]les... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/07/2016 17:12
rhaj0 ( 27/06/2016 12:27)
aiza ny atheista
[img]https://img.washingtonpost.com/wp-apps/imrs.php?src=https://img.washingtonpost.com/blogs/worldviews/files/2013/05/atheism-map-1024x506.jpg&w=480[/img]... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/07/2016 20:25
rhaj0 ( 21/06/2016 13:19)
Fanontaniana - Fanadinana
Misy "test multiple choix" hitako dia mba zaraiko.. 1- Izaho dia mino marimarina fa, rahefa mieritreritra mangina, toa ny hoe, "[i]Andrmntra ooo.. ampio aho @ fanadinana izay hatrehiko rahampitso[/i]... tohiny
novalian'i RBNIR ny 18/07/2016 05:15
rhaj0 ( 31/05/2016 11:10)
Ady @ Habadoana: Ny Sigara
Androany 31 May ny Andro Iraisam-Pirenena Iadiana @ Fifohana Sigara http://www.journee-mondiale.com/164/journee-mondiale-sans-tabac.htm Efa fantatra izany izao fa ny sigara dia - mahavoan'ny cancer -... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 31/05/2016 14:58
rhaj0 ( 18/05/2016 12:17)
ka Fambara inona hono ity...
Nisy zavatra toa ny "voatavo", rahefa jerena avy lavitra, ary "midorehitra" be, nilatsaka avy "tao ambony tao" omaly, araka ny notaterina tato; http://www.amsmeteors.org/2016/05/huge-fireball-over-nor... tohiny
novalian'i lahindroy ny 04/06/2016 16:20
rhaj0 ( 16/05/2016 13:40)
Ny Vaksiny
Inona tsara moa izany ny Vaksiny https://fr.wikipedia.org/wiki/Vaccination ... introduire un agent extérieur (le vaccin) dans un organisme vivant afin de créer une réaction immunitaire positive co... tohiny
novalian'i booboo ny 13/06/2016 09:03
rhaj0 ( 11/05/2016 13:49)
i Strong3
(tsy) ialan-tsiny kely raha manonona anaran'olona, no mety hors-sujet kely koa :-) FA rahefa nijery ny resaka Panama Papers, ilay scandale eran-tany momba ireo Rampanana manafina vola sy harena any ... tohiny
rhaj0 ( 05/05/2016 22:24)
Ireo karazana Fivavahana sy Finoana
Eto izany misy ny lisitra sy ny mombamomba ireo finoana/fivavahana (lehibe sy lehibebe) eran-tany.. http://www.religionfacts.com/big-religion-chart Ka iza @ ireo no tiatianao azany eee ?? ... tohiny
novalian'i midrou ny 26/03/2024 18:56
rhaj0 ( 03/05/2016 16:14)
Ny Anjely nidina avy any an-danitra
Nahita Anjely nidiina avy any an-danitra hono ho'a ity renim-pianakaviana tany Indonezia ity.. http://www.lapresse.ca/actualites/insolite/201605/03/01-4977527-une-poupee-gonflable-prise-pour-un-ange-t... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/05/2016 18:30
rhaj0 ( 29/04/2016 13:29)
Ny tontolo manontolo
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=BdWuU-epZ6c[/youtube] Eo izany isika izao. Dia inona hono ny idiran'ny Fivavahana/Finoana @ io ?... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 10/05/2016 12:48
rhaj0 ( 20/04/2016 14:39)
Ny sakafo sy ny filàna
Izao indray no reko farany... Ny vatana dia mila sakafo hamenoana ireto filàna 1- filàna enerzetika : mila angôvo ny vatana.. io dia alaina any @ siramamy sy ny matavy sy ny sisa. 2- filàna nutri... tohiny
novalian'i booboo ny 13/06/2016 08:49
rhaj0 ( 20/04/2016 11:17)
ni-pa nama
https://offshoreleaks.icij.org/search?country=MA&q=&ppl=on&ent=on&adr=on Alibhay Djouma Goulamhoussen Taj Mahal, 15 rue Mahafaka Tsaralalana, Tananarive 101 Mr. Ylias Akbaraly Lot iiK 36 1, Soavimas... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/05/2016 13:39
rhaj0 ( 07/04/2016 19:05)
Mihinana sy misotro
[i]Matio 11:18 Fa tonga Jaona tsy nihinana na nisotro, ka hoy ny olona: Manana demonia izy. 19 Tonga ny Zanak’ olona mihinana sy misotro kosa, ka hoy ny olona: Indro, olona fatra-pitia hanina sy mpi... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/04/2016 17:37
rhaj0 ( 04/04/2016 18:34)
Robot Tay
http://techno.lapresse.ca/nouvelles/201603/24/01-4964310-le-robot-de-microsoft-devient-raciste-nazi-et-sexiste.php Raha ny fahazoako azy izany, dia ilay "robot", dia hotry ny "olona virtuel", ka rahe... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/04/2016 12:47
rhaj0 ( 16/03/2016 12:53)
Ny Katolika sy ny fahasalamam-bahoaka
http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=52155:vaccin-contre-la-poliomyelite-dans-les-ecoles-les-ecoles-catholiques-s-y-opposent&catid=42&Itemid=109 [i]Vaccin contre l... tohiny
rhaj0 ( 14/03/2016 16:54)
Ny Papa sy ny Vehivavy
Talohan'ny naha-Papa azy, dia hozy (hono) i Begligli, hozy ny gazety http://insidecostarica.com/2013/03/14/while-most-of-cr-celebrates-new-pope-one-lawmaker-boycotts-calls-church-misogynist/ [i]In th... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/03/2016 13:23
rhaj0 ( 08/03/2016 16:29)
bully
lasa saina aho, fa ngo dia hoe, dia manao io bullying io azany no andraisan'ny sasany izay mandalo eto, fa hoe ataoko eto. [i][b]bully[/b] == to harm to influence or intimidate those who are weaker t... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/03/2016 11:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0497